Ayam - Mbay any (Clip Officiel)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 сен 2024
  • Produit par @DS Group Prod en collaboration avec Nicolas Tsinjo (Dr de la photographie) 📽️
    Make-up : Joyce Fifih
    Lieu : La Résidence Ankerana
    Look by Antonia Rakoto
    🎙️ Theojii Records
    A/C : Bryan Rajaonarivelo

Комментарии • 116

  • @Mangamanja
    @Mangamanja 7 месяцев назад +9

    J'écoute cette chanson sur utube je ne sais pas combien de fois par jour .. ❤❤

  • @lauramarsan3218
    @lauramarsan3218 8 месяцев назад +5

    ❤❤
    Misy hitovizana kely am Niu raza le feo

  • @joromiakabolanarandriambol9806
    @joromiakabolanarandriambol9806 8 месяцев назад +5

    Zay vao tena hitako ny momba an'ity resaka be ty.... Tena tsara kaly ilay hira na arrangement na déco ... wouaouh!.... Ao tsara! (y)

  • @arjohaslandau6850
    @arjohaslandau6850 8 месяцев назад +8

    Grace à cette chanson que j'ai connue Ayam.
    Bravo !!!

  • @nandrasanasoloniainaedy5743
    @nandrasanasoloniainaedy5743 8 месяцев назад +5

    Grace à cette chanson, t'es une star. Bravo 💯👊👊👊

  • @harisseharilala
    @harisseharilala 8 месяцев назад +4

    Wow tena tsara be aki an Merci beaucoup Ayam

  • @mimitiiie
    @mimitiiie 8 месяцев назад +2

    Tsara be daholo ny hiranao, tohizo fa tsara 🥰🥰❤️

  • @sandrinahrasoamihanta6887
    @sandrinahrasoamihanta6887 8 месяцев назад +2

    Hainareo mi-joué anle rôle. Tsara be, touchant.

  • @andriamihajanoellah3265
    @andriamihajanoellah3265 8 месяцев назад +3

    Tikou dahol hiran Ayam❤️🥰merci atrani2 oh😍

  • @ravelonantoandrojulieolivi9204
    @ravelonantoandrojulieolivi9204 8 месяцев назад +1

    mbay an eee ratra navelanw ho an e merci Ayam tsr bravo

  • @niaroniaro3239
    @niaroniaro3239 8 месяцев назад +3

    Tsara be ilay parole,tohizo ilay aingam-panahy mahafinaritra ry Ayam😊

  • @harenaandria3562
    @harenaandria3562 8 месяцев назад +1

    Hira coup de cœur ♥️ko
    Merci ❤️ Ayam
    Encourageante b 😻

  • @user-bs6sn5rz2p
    @user-bs6sn5rz2p 8 месяцев назад +4

    Genius 😍

  • @user-kc2qi2cm2u
    @user-kc2qi2cm2u 8 месяцев назад +4

    I dedicate this song to that one person, that has left me in piece along this year

  • @user-nl8hl8kf2i
    @user-nl8hl8kf2i 8 месяцев назад +3

    Bravo Tsara beuh.............Trop be toniny ilay Hira

  • @dodaromualdjuvanio2438
    @dodaromualdjuvanio2438 8 месяцев назад +2

    ankafiziko 💗💗💗 👌💯
    bravo 👏👏👏 ...

  • @MegaRanjee
    @MegaRanjee 7 месяцев назад +1

    Milay be kay lay izy ❤

  • @sidonierazanandrasana808
    @sidonierazanandrasana808 7 месяцев назад +3

    Ao tsara 👍🏽j'adore 👏👏👏Bravo

  • @andriamaherynjakastephan
    @andriamaherynjakastephan 8 месяцев назад +3

    Tsara be Bravo Ayam!

  • @tarashakti1990
    @tarashakti1990 7 месяцев назад +3

    Tiko be, misaotra 🎉🎉

  • @LeonciaRamiaramanana
    @LeonciaRamiaramanana 8 месяцев назад +1

    Tsara loatra akie aahhh💖💖💖💖

  • @alsace6747
    @alsace6747 7 месяцев назад +1

    Ary zao zah vao nihaino an' ity hira ty . Hay ve hira tsara be ôtran zany lay izy e ! , lay challenge ataon ny ankizy ireny fôna no henoko hatrizay dia leo be aho . Zao izy sendra hitako tampoka fa tena tonga dia tiko ❤❤❤

    • @iryandriana6593
      @iryandriana6593 7 месяцев назад

      neveriko fa izaho irery no otranzany....

  • @MialyRazafy-qt4nz
    @MialyRazafy-qt4nz 8 месяцев назад +1

    Tiako be aki an💕😍

  • @frozzen2582
    @frozzen2582 6 месяцев назад +1

    Ohatran'ny maheno Lorie - I love you zany za amin'ilay refrain. Si non tsara ilay hira

    • @user-jo7fs6gg1y
      @user-jo7fs6gg1y 5 месяцев назад

      Tu ne sais pas me dire "Je t'aime", mais n'a n'a n'a tsy tadidiko 😅

  • @mtrak8178
    @mtrak8178 7 месяцев назад +1

    Tsara be❤

  • @elianerazafindrakoto8449
    @elianerazafindrakoto8449 8 месяцев назад +4

    Top c'est bien dit kia an. Bravo, tsara be

  • @KantoRandriambololona
    @KantoRandriambololona 8 месяцев назад +1

    tsara ne zany e🥺🥺❤

  • @JocelynahRazakarivony
    @JocelynahRazakarivony 8 месяцев назад +1

    Tsara lotra tiko fona Zay mievok merci beaucoup 🙏😍

  • @digitalnomadbytiasy4924
    @digitalnomadbytiasy4924 8 месяцев назад +1

    ity no naharesy lahatra ahy hihaino Ayam ny farany. Tsara be, merci.

  • @seraphinrabenandrasana1439
    @seraphinrabenandrasana1439 7 месяцев назад +1

    Hahatsiarovako ilay Tononkalon'i Dox :
    Atataovy aho Rey olona fa mavesatra ny anjarako
    E! Malama anie ity lalako ka tsy misy hamaharako
    Kotsan'ny Fitiavana aho
    Kotsakotsa mahonena
    Ho dify ihany ilay Malala
    Tao dia vatranao jerena !!!

  • @miranagrondin-uy8kg
    @miranagrondin-uy8kg 7 месяцев назад +2

    Je le kiff trop🥹♥️

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 5 месяцев назад +1

    Un tube!!!!!

  • @lalainamirindra9323
    @lalainamirindra9323 8 месяцев назад +1

    TSara fa aiza ho aiza le nitomany teo amin ny orana nipatrapatraka :D

  • @priahandrianasolo24
    @priahandrianasolo24 8 месяцев назад +2

    Waouh ❤

  • @roxanehenintsoa
    @roxanehenintsoa 8 месяцев назад +8

    mba asio j'aime koa ny commentaire ako bisous hihi

  • @vohitsoaraharinoroma6503
    @vohitsoaraharinoroma6503 8 месяцев назад +2

    Bravo Ayam !! Tsara be !! Ca fait penser au Perv. Narc.

  • @Vatsyni7
    @Vatsyni7 8 месяцев назад +1

    Tsara ❤

  • @njakanilainadove9075
    @njakanilainadove9075 8 месяцев назад +1

    Tsara lotra❤

  • @harveyfortunat3145
    @harveyfortunat3145 8 месяцев назад +1

    🤗😘tsara be ka.☺

  • @fitiajoly6567
    @fitiajoly6567 8 месяцев назад +1

    Mba asivo plateforme Spotify azafadyy !! ^^

  • @stephanramaholison178
    @stephanramaholison178 8 месяцев назад +2

    Bravo Ayam et l'Auteur Compositeur

  • @holiraza4276
    @holiraza4276 8 месяцев назад

    BOOOOOOMBA BE merciiiiiiii

  • @armellevolajan7817
    @armellevolajan7817 8 месяцев назад +1

    😢 tena oe tiako loatra 🥹❤️

  • @johanerakoto1263
    @johanerakoto1263 6 месяцев назад +1

    resipitiavana ve lesy lee

  • @ivahatra4403
    @ivahatra4403 8 месяцев назад +10

    Tsaroako ny lasa
    Izaho nampiainanao ny mangidy
    Ny foko sy ny saiko eny ny aiko mihitsy no nomeko anao
    Tsy nasinao tombambidiny akory
    Tsy natory aho tamin'izany
    Isan'andro mitomany
    Manenina hono ianao androany dia mila ana miverina any
    Ref : Nahoana no tazominao eto aho
    Fantatrao fa ratra no navelanao
    Nitoetra betsaka tato am-poko ato
    NON NON Mbay any
    Ianao anga teo e? Izaho irery no nandoalika nijery lanitra
    Ranomaso nipatrapatraka
    Ny orana latsaka izaho nikikiaka mafy hoe : Vonjeo aho, ampio aho re fa marary ah anie
    F'ianao no tsy teo
    Dia androany hoe maninona a?
    Dia hoe maninona aaa?

  • @mariellaferinande4485
    @mariellaferinande4485 10 дней назад

    ❤❤❤❤

  • @safidyholisoaandrianarisoa6068
    @safidyholisoaandrianarisoa6068 8 месяцев назад +2

    bravo Ayam, et l'acteur aussi c cute

  • @user-mb5qg6sl3v
    @user-mb5qg6sl3v 8 месяцев назад +1

    tsara be

  • @mialyratovoson-sg7rm
    @mialyratovoson-sg7rm 8 месяцев назад +1

    Top ;)

  • @ReneBlaise
    @ReneBlaise Месяц назад

    Tena mahaliana akia rahavavy a

  • @tojonirinajeremierakotoari9439
    @tojonirinajeremierakotoari9439 8 месяцев назад +1

    ndry akia lasa natavy nefa ilay kelikely no manja be...milay ny vazo sy ny horonan-tsary..;

  • @samaritain16
    @samaritain16 8 месяцев назад +1

    Henjana be, réaliste be

  • @joseanorakotojaondissy8510
    @joseanorakotojaondissy8510 7 месяцев назад +1

    tiko tsotra izao

  • @iandrisoatacticrayan4427
    @iandrisoatacticrayan4427 8 месяцев назад +1

    Hitako ihany ny original an'ilay challenge n zala

  • @elialalande4292
    @elialalande4292 8 месяцев назад +1

    ❤😊❤ j'adore

  • @myriadenis5506
    @myriadenis5506 8 месяцев назад +1

    🎉🎉🎉🎉❤ tsra b mintsy aki a❤❤❤

  • @julesfanambinana137
    @julesfanambinana137 7 месяцев назад +1

    Ozy ah amle beks oe : tsisy masolo anao anie e !
    Le beks: De oe Manin a ? 🤣🤣🤣🤣

  • @armeggidomahery154
    @armeggidomahery154 8 месяцев назад +1

    tsara be ny mihaino azy,challenge no nahalalako azy

  • @taniarasolofo5628
    @taniarasolofo5628 Месяц назад

  • @user-dd3mf2gy3q
    @user-dd3mf2gy3q 8 месяцев назад +1

    Tsara be aki a. Tsy mety mahita le tononkira mhts a😊

  • @kantoandrianinarakotomanan2317
    @kantoandrianinarakotomanan2317 8 месяцев назад +1

    ✨✨✨

  • @SedratianaTolojanahary
    @SedratianaTolojanahary 8 месяцев назад +1

    Bravo be ayam🎉🎉
    Tiko be❤❤❤❤

  • @samiedollie2530
    @samiedollie2530 8 месяцев назад +1

    ❤️❤️

  • @user-ge6jv5oc5u
    @user-ge6jv5oc5u 6 месяцев назад +1

    Bien dit bravo ❤🎉

  • @faniryrafaliantsoa3508
    @faniryrafaliantsoa3508 8 месяцев назад +1

    tsara be kosa an

  • @user-cz1gx3gd2x
    @user-cz1gx3gd2x 8 месяцев назад +1

    bravo!! tena top

  • @TOkINFOS-wl4tv
    @TOkINFOS-wl4tv 8 месяцев назад +1

    Milay be ayam

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 8 месяцев назад +1

    Eny ho Aho Ki E 🙂😘💕

  • @kantomanitra464
    @kantomanitra464 9 дней назад

    Merci 0:14

  • @user-fg8ok4zv3n
    @user-fg8ok4zv3n 6 месяцев назад +1

    Tsara kia tohizo

  • @tommybaux7325
    @tommybaux7325 7 месяцев назад +1

    Tu me plaît AYAM ❤❤💋💋🫶🫶👈👍😏🙏🙏🙏

  • @raharinjatovoandriamparany7012
    @raharinjatovoandriamparany7012 6 месяцев назад +1

    Ilay refrain dia pure copie an'ny hiran'i Tayc n'y pence plus, preuve à l'apuis

  • @mamyrahajanirina5210
    @mamyrahajanirina5210 8 месяцев назад +1

    Tsara be nu feonao

  • @FanirinirinaRollandRAVON-lj7zq
    @FanirinirinaRollandRAVON-lj7zq 8 месяцев назад +1

    Fan☝️🙃❣️🇲🇬

  • @nantsouelsa937
    @nantsouelsa937 8 месяцев назад +1

    👌❤

  • @user-jo7fs6gg1y
    @user-jo7fs6gg1y 6 месяцев назад +5

    Moi je l'ai repris pour mieux le jeter comme de la merde après 😂

  • @user-vi7ng8cu3w
    @user-vi7ng8cu3w 8 месяцев назад +1

    Tsara b❤👏👏👏

  • @justforfun5586
    @justforfun5586 7 месяцев назад +1

    Enao ngah teo eh? Fa enao kou gah mba taty?

  • @mamyrahajanirina5210
    @mamyrahajanirina5210 6 месяцев назад +1

    Tsara be tiako le feo
    Ny tononino

  • @lovarasamisoa9288
    @lovarasamisoa9288 8 месяцев назад +1

    Mlay 😁😁🙌🙌

  • @timoromahavatra3907
    @timoromahavatra3907 8 месяцев назад +1

    Tena izany ka teno hoe art. Misy personalité sy créativité ilay izy dia mahafinaritra be

  • @PriscaAnjely
    @PriscaAnjely 8 месяцев назад +1

    ❤️❤️❤️❤️😢

  • @EricaWindisca
    @EricaWindisca 5 месяцев назад +1

    Tsara

  • @razafindrabetokinirina
    @razafindrabetokinirina 8 месяцев назад +1

    1:34 feno Challenge ny réseau sociaux 😅.
    M'lay e

  • @madavazotsara
    @madavazotsara 8 месяцев назад +1

    😘😘😘

  • @user-td7rv4lt9d
    @user-td7rv4lt9d 7 месяцев назад +1

    Je ne se je ne sais pas combien de fois combien de moi je regarde ça❤🎉😊

    • @user-td7rv4lt9d
      @user-td7rv4lt9d 7 месяцев назад

      Bravo c'est cette chanson que tu es une artiste😊

    • @annawany7443
      @annawany7443 7 месяцев назад

      ⁰😊😊​@@user-td7rv4lt9d

  • @RovaNarindraANDRIANANTENAINA
    @RovaNarindraANDRIANANTENAINA 4 месяца назад

    Merci ❤ bisous

  • @user-os8lp2wb8b
    @user-os8lp2wb8b 8 месяцев назад +1

    Tu est belle

  • @dinalantoniainarazafimahat9447
    @dinalantoniainarazafimahat9447 7 месяцев назад

    Maninona an?!!!

  • @jenkarol840
    @jenkarol840 8 месяцев назад +1

    Tena mafonja

  • @christianrija5819
    @christianrija5819 6 месяцев назад +1

    😢😢😢😢

  • @kevinmickael0201
    @kevinmickael0201 8 месяцев назад +2

    La qualité audio de la vidéo est à chier.

  • @magairimagairi1097
    @magairimagairi1097 8 месяцев назад +1

    Lay feo e: tena reveko e

  • @user-lu7mi8sz7l
    @user-lu7mi8sz7l 8 месяцев назад +1

    Frenchement tu es une vraie américaine pas une malgache

  • @andryericrandrianasolo1267
    @andryericrandrianasolo1267 8 месяцев назад +2

    ilay qualité 360p ve

  • @maanal302
    @maanal302 8 месяцев назад +1

    I don't like the song, there are a lot of people who don't like it but they don't dare to show it, and it's too short🥵😡

  • @raphaelrabarijaona6839
    @raphaelrabarijaona6839 8 месяцев назад

    ruclips.net/video/AIemZADEmNw/видео.html

  • @user-nf7lb2mr9q
    @user-nf7lb2mr9q 8 месяцев назад +1

  • @user-nu3ge7cd8z
    @user-nu3ge7cd8z 8 месяцев назад +1

    tsara be

  • @DjinoRanguin-db6js
    @DjinoRanguin-db6js 6 месяцев назад +1

    ❤❤❤