Afakandro Christian - FANENDRENA PRAIMINISITRA , NISY NY FITONGILANANA ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 окт 2024
  • HO AIZA ARY ITY FIRENENTSIKA ITY ?? ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

Комментарии • 28

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 месяца назад +2

    Ny Dada Rabe an'i rajoel no niteny taminy, fa rà tsy i Ntsay dia miongana hzingana i rajoel.
    Toa izany koa : tsy mifanaraka à volana rajoel ny olona avy ao à Afakandro.

  • @Fatouma-u3p
    @Fatouma-u3p 2 месяца назад +2

    miarahaba atsika Malagasy jiaby tenako marina mihitsy resaka ny députés zany sady mazava bé mihitsy tsiary nisy olona mpirenena niresaka karaha resaka nataony io franchement io hatao hoe olona marina hampizahao reo hoe il faut savoir à vivre on est tous pareille misotra aminao ranadahy aminy resaka navoka nao zany

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 месяца назад +2

    Mba tia haharitra ho président i rajoel. Tsy maintsy manaraka ny teni n'i mpisikidiny.

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 3 месяца назад +3

    lasa modéré izany RAHALAHIKO AFAKANDRO fa tsy opposition intsony ( afa tsy équilibre de pouvoir sur les régions)

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 3 месяца назад +4

    Pm efa nanao interim M. mines lasa korotam by ny Volamena tao @ Coffre -- dia samy vita fa rehefa olo hafa de GagaZo

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 3 месяца назад +7

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mandinika ny raharaham- pirenena Malagasy tompoko , dia tsy ho tapitra ny disadisa ! Azafady kosa ry mpitondra ny tany sy ny fanjakana , na dia tsy mora ny mitondra ny vahoaka : safidy ny hitondra , koa hoento @ lalana marina , fa tsy fanararaotana ny samy Malagasy tompoko !
    Ary hafatra mafonja , aoka kosa tsy hatao fitondrana ( Dictature ) , eto Madagaskar eto , fa hahita loza ny Malagasy samy Malagasy , ary izay hevitra hitondrana ny tany sy ny fanjakana izay tompoko, dia miomana koa : fa tsy hiadana mandrapahafatiny tompoko !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @mariedinhvan5051
    @mariedinhvan5051 3 месяца назад +5

    Nareo koa resaka daholo fa toa manaiky avy

  • @Noel-nz1sf
    @Noel-nz1sf 3 месяца назад +2

    Tena marina ny anao mr le Depute !

  • @KumariKumari-lg5bl
    @KumariKumari-lg5bl 3 месяца назад +1

    Ny firenena ntsika ne ka didy jadona fona ee
    Ary izay maharaka ny paika masiso njareo ao no averina eo sode mamoka ny tsy favoka eo ra solona
    Ary mahagaga ane manino ra efa fantatra tsy mety de mbol manaika daholo nareo
    Aleo ranga samy hitondra ny faritra misy anazy ra izao hiany no mitohy ann zahay nge mba misy nianatra ee
    Mahakamo be le fitondrana ranga zahay tsy hifidy tsony ra izao mitohy ee

  • @laetitiahanitravonimpitia7573
    @laetitiahanitravonimpitia7573 3 месяца назад +2

    fa tsy anareo ve nanolotra an'azy ee, tao enao sa tsia. zahay aza rebirebenareo e amzay olo mbola agnaty triangle du nord

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 3 месяца назад +1

    Tsy manaratsy, tsy manenjika ary tsy mifanenjika toy izay no tokony efa fomba fijery vaovao ilain'ny fampandrosoana an'i Madagasikara ka tsara ianareo mpanao politika mba hiova ho amin'ny fanatsarana ny Tanindrazana fa ampirimina ny fankahalana sns...

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 3 месяца назад +3

    Iza ny Filohan'ny Assemblée Nationale vaovao fa tena tsy maharaka fa mipetraka lavitra.

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 3 месяца назад +2

    Marina loatra

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 3 месяца назад +2

    Mankasitra tompoko

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 3 месяца назад +2

    Maro n'y OLOMANGA isaky nyFARITRA eto Madagascar fa ny didy jadona no manjaka eto @ FIRENEN-TSIKA

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 3 месяца назад +3

    Tsory fotsiny hoe tsy misy raha manjary e ,

  • @fatomalucien1299
    @fatomalucien1299 3 месяца назад +3

    Marigny fa olo boka avaratra tia tegna tsimiady ny tanana nazy

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 3 месяца назад +3

    Atoa Afakandro Christian : Miala tsiny Tompoko faha Mampalahelo ny Toetran' anareo rehetra Mpanao Paolitika eto Madagascar. Ny Mpanohatra Mipapapa tsy Miady amin'ireo no lazain'izireo Hitolomany TSY MILA VAZAHA " Cedric " Hitondra ny Firenena MADAGASCAR AIZA IZANY ANKEHITRINY VITA NY FIFIDIANANA FALY DAHOLO IANAREO samy Nahazo Seza Adino ireo Nidradradraina Voafitaka ny Vahoaka Malagasy raha Mitoh'izao dia naha 100 Taona aza dia mbola tsy Handroso mihintsy ny Firenena. Mikasika ny Hetaheta-Mponao Atoa Afakandro : Equilibre Régional Diso Tanteraka ny Antsonao Ny Malagasy Tompoko ny Vavaka angatahan'izireo amin'Andriamanitra dia IRAY hiany : OLONA MADIO...MADIO...Hitondra an'i MADAGASCAR.

    • @vincentcyrille
      @vincentcyrille 3 месяца назад

      efa contre anie zany e! anga mou raha ts combat ts contre, état unitaire contre état décentralisé na fédéré efa contre fieritreretako an'izany fa ts haik aloha!!!

  • @AndréDeriaudRAHAJASON
    @AndréDeriaudRAHAJASON 3 месяца назад +1

    Oh lairoa raha mba olo boka atsimo nilaza izany fa mba samy anaaty triangle du Nord ihany. Gaga zaho lairoa

  • @RATEFIARIMANANALala
    @RATEFIARIMANANALala 3 месяца назад +4

    Ao an trano ary moa elah mbola Manao casquette iany koa aiza ny sain elah no tsy hitongilana. MAIN ANDRO no tsara atao anaran elah fa tsy AFAKANDRO tsony

  • @Arivelo-r1f
    @Arivelo-r1f 3 месяца назад +2

    Nareo manao adalàna be loatra, vary lo eh bonbon milliard eh, sns, sns

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 3 месяца назад +2

    Kaza mavandy fa efa hainao Rajoely ratsy loha.
    Tsy misy discution fa zeny tiany ataony

  • @patriciabardou5674
    @patriciabardou5674 3 месяца назад +1

    Ninona Vitany N'tsay ..latsaka ISAKA taona RY MALAGASY.... éfa mivaro tèna sy saina ,sns.. Mbola ARABAINA KARAKORY LOATRA IZY ty .. ATOVA ASA NAR2O VOAFIDY FA MIDZALY OLO NAR2O ..!

  • @gasymotivation1044
    @gasymotivation1044 3 месяца назад +5

    Inona mou zan no mahatonga anareo menimenina eto...nef ..fidina aza n président n assemblé manaiky nareo ..donc ...apangino nnvava Dia avelao lay fanjakana hiasa Malalaka ..ra nanana n rariny ts unanimité mints n président an assemblée... dorénavant 🤫🤫🤫🤫🤫🤫
    Cinéma ftsn nenareo... 👎👎👎👎

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад +4

    Raha alainanako fitondrana ty kolikoly tsy mpiheno ny mitaraina ao @ny fitsarana indindra