Ny Jeneraly Désiré RAKOTOARIJAONA: fanantenana manoloana ny fahantrana sy ny tsy firaisankina.

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Ny Jeneraly Désiré RAKOTOARIJAONA dia Praiministr'i Madagasikara nanomboka tamin'ny 1 Aogositra 1977 ka hatramin'ny 12 Febroary 1988..
    Salama tsara izy ary olona velon'ny finoana an'i Jesoa Kristy.

Комментарии • 30

  • @SoloRanary
    @SoloRanary 2 месяца назад +2

    Jeneraly Rakotoarijaona dia isan'ireo mpitarika ny hetsi-bahoaka nanongana an-dRatsiraka tamin'ny 1991 ary nitarika ny olona nankeny Iavoloha ny 10 aogositra 1991 niaraka tamin'i Andriamanjato Richard, Zafy Albert, Jeneraly Jean Rakotoharison.

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 2 месяца назад

    Tena nihaja be mihitsy izany atao hoe jeneraly izany t@ izany andro!💚

  • @JocelyneRasolonirina
    @JocelyneRasolonirina 2 месяца назад

    Ho Salama lalandava,Ary ho vokisan'Andriamanitra faha ela velona anie ianao Mon Général.

  • @faracaboche
    @faracaboche 2 месяца назад

    Mirary soa s'y fahasalamana ho anao tsy hadino Jeneraly ny hira nampianarinao rehetra

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 месяца назад

    Zao vao tena mandroso e ny teo aloha rehetra V... Hihihi

  • @ElyseRAKOTOARIZAFY-iq7kn
    @ElyseRAKOTOARIZAFY-iq7kn 2 месяца назад

    Maneho ny fankasitrahana tanteraka mon Général @ny fanazavana izay netinao miampy ny famerenana obieny ny fankasitrahana an'Andriamanita

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад

    Longue vie , tsika iaby Zanak'i Nenilava Volahavana

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 3 месяца назад +1

    Misaotra am dadabe nivavaka any firenena Malagasy

  • @Chango775
    @Chango775 2 месяца назад

    Tadidinay tsar ny zavatra nataonao tam 1984. Tsy ho adinonay

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 3 месяца назад +1

    Votre objectif de l'époque où vous etiez premier ministre était louable et très réalisable. Mais il a laissé sur le carreau des gens comme nous ( jeune, famille modeste, tsy mahitahita à l'époque, ne comptant que sur ses études, bon élève.... bref sans avenir). J'ai quitté Mada au frais de sa famille faute de bourse extérieur réservée aux mahitahita et enfants des CSR ministres députés.
    J'ai préféré subir la discrimination en France que la pauvreté profonde à Mada, à la fin de mes études vers la fin des années 80. Je ne suis pas le seul.
    Je pense que la faute venait de la mentalité malgache, tribaliste raciste carrément jusqu'à maintenant.
    Quand Ratsiraka a dit "les malgaches n'étaient pas à la hauteur de mes espérances", il avait raison !
    Surpris de vous voir parmi nous qui avons toujours mis nos éspoirs dans la Christ.

    • @Chango775
      @Chango775 2 месяца назад

      On n'oublira jamais ce qu'il a fait en 1984

  • @NRAKOTO
    @NRAKOTO 3 месяца назад

    Ho salama lalandava mba ho lava andro anie ianao Mon Général. Ela no tsy nahitana anao ary tena faly nahita anao salama tsara. Mirary soa tompoko

  • @alainnirina398
    @alainnirina398 2 месяца назад

    Mirary soa Anao mon Général 🙏

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 3 месяца назад

    Hay ve mbola velona tsara "la voix de son maître" ?

  • @alphonserakotomalala460
    @alphonserakotomalala460 2 месяца назад

    Zanak'i général vé Ilay nilatsaka ho député nirina rakotoarijaona?

  • @ZakariaBrouhane
    @ZakariaBrouhane 2 месяца назад

    ❤❤❤❤

  • @yvesrakotoniaina4309
    @yvesrakotoniaina4309 2 месяца назад

    Mirary soa lalandava Ray amandreny oh

  • @alphonserakotomalala460
    @alphonserakotomalala460 2 месяца назад

    Isan'ny praiminisitra mahay miteny izy io ary teologiana fjkm

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 3 месяца назад

    Miarahaba ary Mirary soa ho an i Général - mpitondra mila manana volonté ampandroso ny Firenena ( Vahoaka- tsy ankanavaka - équilibre de pouvoir )

  • @LovasoloAndrianjafison
    @LovasoloAndrianjafison 3 месяца назад +1

    Zany ka tena general, Ary zany no mahatonga azy ho ela velona satria tahin'Andriamanitra.

    • @Chango775
      @Chango775 2 месяца назад

      Ie. Ripaka tsara ny kung fu ary ts ho adinonay

  • @ranaivosonjeansen3354
    @ranaivosonjeansen3354 2 месяца назад

    mirary soa sy fahasalamana ho anao .

  • @ravelonarivomanitra6760
    @ravelonarivomanitra6760 2 месяца назад

    Ny tena tsaroako dia i general rehefa mitory teny tao ampiangonanay! Tena mahavariana, mahafinaritra, tena mahay, eveillee fona mandritra ny toriteny. Ho ela velona tompoko, mirary fahasalamana mandrakariva

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 3 месяца назад +1

    ❤ 👍🏼🫡

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 2 месяца назад

    Mankasitraka tompoko! Nahafinaritra ery t@ izany!💛

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад

    Oh. Il est encore vivant !

  • @jeanwilsonramarokoto7652
    @jeanwilsonramarokoto7652 3 месяца назад +1

    .......

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 3 месяца назад

    Misaotra anao dadabe am hoe sosialy bahoaka tokony jerena akaiky am fitondrana

  • @RATEFIARIMANANALala
    @RATEFIARIMANANALala 2 месяца назад

    Hay ve le dadilahy nanadio ny dodosin ' i Deba t@ Lela t@
    2 me republique ty efa rodana be ty Shannn..a...😂😂😂

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 3 месяца назад

    ❤❤