TENA BABO -- HIRA KATOLIKA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 окт 2024
  • Tena babon’ny fitiavanao tokoa izany fiainako,
    Tsy nahita tory aho fa nifoha vao maraina;
    Tena babon’ny fitiavanao tokoa izany saiko
    Izany no nanosika ahy hikalo izao hira izao:
    Tsy manenina aho Jesoa ô, manana Anao
    Isaorako lalandava ny Anaranao
    Ny foko mitempo ao anatiko ao:
    Noho Ianao Jesoa,
    Nametrahanao ny fitiavanao mandrakizay tsy ho lo
    Izaho kosa anefa ity manalavitra Anao
    Tsy manenina aho Jesoa…
    2- Tena latsaka tanatiko tokoa izany antsonao,
    Ka nandrisika ahy hikaroka ny tavanao vao maraina;
    Tena latsaka tanatiko tokoa izany Teninao,
    Ka nanentana ny vavako hiventy izao hira izao:
    Tsy manenina aho Jesoa ô...

Комментарии • 67

  • @MarieJosia
    @MarieJosia 10 месяцев назад +1

    Tsy maneniny aho jesoa ô
    Manana anao ❤❤😢

  • @raharisoaanais4
    @raharisoaanais4 Год назад

    Isaorako lalandava ianareo mpihira sy mpamorona lay hira fa indrindra i Jesoa

  • @eddylaraharisoa2932
    @eddylaraharisoa2932 4 года назад +2

    Ts manenina aho jesoa oooh
    Fa manana anao
    Isaorako lalandava ny fisianao Tompo oooh fa Tena mankahery ahy sy mameno ny banga eo aminy fiainako
    Tsara be le hira misaotra betsaka💖💖💖

  • @lantonirinarazanatsoa7886
    @lantonirinarazanatsoa7886 8 лет назад +8

    Tsy manenina aho Jesoa ô manana anao, isaorako lalandava ny anaranao. Mampisy aim-panahy tokoa ny tononkira fa misaotra e

  • @manuelneuer4310
    @manuelneuer4310 7 лет назад +3

    AR MBA IZA WA NO MIHIRA ANLE WE TSY NISALASALA AHO RA NY FITIAVANA AMINW INY

  • @noelinerazafintseheno7740
    @noelinerazafintseheno7740 8 лет назад +5

    Tena mahababo ny fo tokoa ny fitiavana an'i Jesoa. Mankasitraka e !

  • @laingoniainanirinanancyraz9413
    @laingoniainanirinanancyraz9413 3 года назад +1

    Tsy manenina aho Jesoa ô manana Anao, hisaorako lalandava n'y anaranao 🙏🙏🙏

  • @fifi2873
    @fifi2873 7 лет назад +3

    Tiko be fona mihaino ity hira ity, tsy manenina aho Jesoa o... mampatsiaro ny mihaino RDB vao maraina tany amin'ny taona 2002 na 2003 na talohakelin'izay, tsy tadidy tsara tsony, eee le temps passe....

  • @safidyandriankina172
    @safidyandriankina172 2 года назад

    Tena babo ny fitiavanao tokoa izany fiainako. Eny tsy nanenina tokoa aho Jeso oh

  • @niniemada2275
    @niniemada2275 7 лет назад +4

    tena tiko ty hira ty !! mampatsiahy ahy mandrakariva fa ao Jesoa

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 6 лет назад +2

    Tiko hira zany

  • @rakotonirinaeric44
    @rakotonirinaeric44 7 лет назад +4

    Tsara le hira fiderana Katolika e!

  • @andolalainaratoetrandro644
    @andolalainaratoetrandro644 8 лет назад +7

    ndriiiiiii! tiko zany hira zany. mapisento ny fanahiko mitsy

    • @jeannasoloarimalala2333
      @jeannasoloarimalala2333 8 лет назад +1

      mankasitraka ! izaho koa tena mankafy azy io! ary anisan ireo hira nandresy lahatra ahy

    • @jeannasoloarimalala2333
      @jeannasoloarimalala2333 8 лет назад

      mankasitraka ! izaho koa tena mankafy azy io! ary anisan ireo hira nandresy lahatra ahy

    • @jeannasoloarimalala2333
      @jeannasoloarimalala2333 8 лет назад

      mankasitraka ! izaho koa tena mankafy azy io! ary anisan ireo hira nandresy lahatra ahy

    • @setrarado6274
      @setrarado6274  8 лет назад +1

      andolalaina ratoetrandro ok

  • @hubertmartialandrian1136
    @hubertmartialandrian1136 6 лет назад +2

    Mihaino an'izany le mahalasa mômpera tampoka !!!

  • @mireillepatricia6161
    @mireillepatricia6161 7 лет назад +3

    MISAOTRA JESOA O TENA BABONAO TOKO NY FOKO MANONTOLO AMEN
    MISAOTRA AN ILAY NANDEFA VIDEO FA TIKO BE MITS ITO HIRA ITO

  • @juliennerasoanirina1088
    @juliennerasoanirina1088 2 года назад

    Tsy manenina aho Jesoa ô manana anao 🙇‍♀️🙇‍♀️🙇‍♀️🙏🙏🙏💖💖💖😘😘😘💘💘

  • @marieangeleravololonirina340
    @marieangeleravololonirina340 4 года назад

    mankasitraka amin'ny fampidirana ireo hirantsika katôlika ireo a, manaitaitra ny finoana!

  • @tolotrahuguesjose5549
    @tolotrahuguesjose5549 6 лет назад +2

    Tsy manenina aho Jesoa ô, manana Anao
    Isaorako lalandava ny Anaranao

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 7 лет назад +1

    Tena babo nao tokoa zah JESOSY O!

  • @fidyanjaramanasoa1913
    @fidyanjaramanasoa1913 4 года назад

    Radio Don Bosco avy hatrany raha vao maheno an'izany hira izany

  • @marielleannie2571
    @marielleannie2571 6 лет назад +2

    ❤ Tena babon' ny fitiavanao tokoa ❤

  • @fabiennezoarinoro5864
    @fabiennezoarinoro5864 4 года назад

    misaotra betsaka frere Christophe!!! ndriiii! mahatsiaro ny lasa rehetra!!! ny fiarahana tamin'ny fikambanana masina!!! ity hira ity tena mamoha be ny fanirina hanatona an'i Jesoa isanandro isanandro!!!!

  • @carlitojunior1031
    @carlitojunior1031 4 года назад

    Jesoa zokinay babonao tanteraka ny momba ahy manontolo tsara lotra ianao..

  • @nadiagrenadine372
    @nadiagrenadine372 5 лет назад

    Jesoa o misaotra Tompo a, tia ahy loatra Ianao. Hisaotra Anao mandrakariva.

  • @kantoaro5029
    @kantoaro5029 7 лет назад +6

    misaotra ee , mamelombelona ny vocation ko

  • @lahatrarakotonirina698
    @lahatrarakotonirina698 8 лет назад +4

    tena babo tokoa

  • @francoiserasoamiadana1713
    @francoiserasoamiadana1713 6 лет назад +1

    tsia horaisiko ny anjara manandrify ny fiantsoanao ahy

  • @GalaxyGalaxy-jw1yw
    @GalaxyGalaxy-jw1yw 6 лет назад +1

    E mahatsiaro ny any mada ery maheno ty hira ty

  • @kiadygerald3175
    @kiadygerald3175 4 года назад

    2020 a 10000km de Madagascar. Tsy manenina aho Jesoa oh .❤️

  • @emiliecompain1376
    @emiliecompain1376 6 лет назад +1

    Tena tiako zany hira

  • @ntsoaratv8174
    @ntsoaratv8174 7 лет назад +2

    tena babo, mengavy mba alfaso koa le hira hoe Ry lakroa Masin'i Jesoa raha mety

  • @solofoniainarobertain7010
    @solofoniainarobertain7010 3 года назад

    Misaotra Jesoa tompo o 🙏💞🙏

  • @olivierrazafindrazaka1763
    @olivierrazafindrazaka1763 5 лет назад

    Tsy manenina tokoa aho manana Anao ry Jesoa be fitiavana ary tsy manary ny mpanota Ianao fa miandry foana azy mba hiverina.

  • @harisoathereserakotoson3934
    @harisoathereserakotoson3934 4 года назад

    Ianao ry Jesoa no herin'ny fiainako ary Isaorako lalandava

  • @hantanirina939
    @hantanirina939 7 лет назад +2

    mampa zoto b le hira misautra

  • @andrianirinaainaferdinand5715
    @andrianirinaainaferdinand5715 5 лет назад

    Tena misaotra betsaka fa tena mamelombelona sy tena babo fitiavany marina, tsy manenina aho Jesoa ô

  • @miranaanita3721
    @miranaanita3721 6 лет назад +1

    Tiako Ianao Jesoa o

  • @soaminaroberthinejudithjij4578
    @soaminaroberthinejudithjij4578 2 года назад

    Misaotra Jesoa ô ❤❤❤❤

  • @GalaxyGalaxy-jw1yw
    @GalaxyGalaxy-jw1yw 6 лет назад +1

    Misaotra!Tsara o

  • @angelaodilerandriamananten1168
    @angelaodilerandriamananten1168 7 лет назад +3

    Tsara loatra e, mankasitraka

  • @rakomandimbyrivoarilalageo8642
    @rakomandimbyrivoarilalageo8642 6 лет назад +1

    Misaotra e, tsara be

  • @mioramobile6287
    @mioramobile6287 8 лет назад +4

    Tena tiko io hira io

  • @luciennevololonirina6645
    @luciennevololonirina6645 7 месяцев назад

    ISAORAKO LALANDAVAVA NY ANARANAO

  • @michahrj8886
    @michahrj8886 2 года назад +1

    babonao ao Jesoa

  • @katiusciamaka6872
    @katiusciamaka6872 7 лет назад +2

    tsara be!

  • @anjaramamyrakotoarimanana7353
    @anjaramamyrakotoarimanana7353 4 года назад

    Iza no mihira an'izany,,,ra tsy diso aho Mompera lay manao 1er voix

  • @laurencemaria8171
    @laurencemaria8171 7 лет назад +1

    Tsara b lay hira , mankasitraka e! F'iza no namorona an'ilay hira ra tsy mahadiso?

  • @mireillepatricia6161
    @mireillepatricia6161 7 лет назад +2

    TIANAO AHO JESOA O

  • @raharisoaanais4
    @raharisoaanais4 11 месяцев назад

    J'adore

  • @onjadaouhh9854
    @onjadaouhh9854 8 лет назад +3

    Tena tiko

  • @rasolonjatovotojohery3990
    @rasolonjatovotojohery3990 5 лет назад

    Tsy manenina aho manana anao Jesoa ô

  • @rodinmanampisoa1978
    @rodinmanampisoa1978 4 года назад

    tena babonao aho jesoa

  • @FitiaRayana-ed8mh
    @FitiaRayana-ed8mh 10 месяцев назад

    Tsy manenina aho Jesoa manana anao,isaorako lalandava ny anaranao🙏❤

  • @soanetyanasthasie5061
    @soanetyanasthasie5061 7 лет назад +3

    OUAOUH MISAOTRA E

    • @ghxc7858
      @ghxc7858 7 лет назад +1

      mahalatsaka ny ranomasoko mintsy zany hira zany 😢😢

  • @chance1404
    @chance1404 5 лет назад

  • @sharyestflavie5986
    @sharyestflavie5986 5 лет назад

    Tena babony Fitiavanao Fiainako ...
    Tena babony Fitiavanao izany saiko..
    Isaorako lalandava ny Anaranao ..
    Ankafiziko sy tiako loatra ity hira ity ...Mankasitraka ee 👃