Это видео недоступно.
Сожалеем об этом.

Ny Toaka Mandoza mba avelao, VLM 67 ha (2014)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 6 июн 2016
  • vokatry ny toaka: tokantrano mikorontana, lozam-pifamoivoizana, fahasalamana simba, sy ny maro hafa tsy voatanisa fa iaraha-mahita eny amin'ny fiarahamonina eny. Ialao re fa ratsy e, aza miandry ho voa koa vao hiala e. Manana olana ianao? Jesosy ihany no solution :), te hifaly ianao, mifalia fa azo atao ny mifaly lavitry ny toaka. Samia sambatra e :)

Комментарии • 21

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +1

    Mandoza tokoa n'y toaka. Tsa manome vaha olana. Manimba n'y ho avy. Halan'ny Zanahary io. Avelao. Jeso no solution. Tena tsara ilay clip!!! Bravo! :-)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +1

    Mankasitraka n'y Vokovoko manga e. Tsara koa n'y clip s'y n'y tonon-kira. Voninahitra ho an'Andriamanitra Amen🙏

  • @CLICMARKETING-yp4wp
    @CLICMARKETING-yp4wp Год назад

    Marina zanieeeeeeeh💖👑

  • @tolotranirina6515
    @tolotranirina6515 7 лет назад +1

    Tsy mitondra anao ho tsra fiainana ny tOka fa hanimbanao sy ny ho ainao mantolo na eto an-tany zany indrindra any an-danitr'any!! Mankasitra @ le hira fa tsara!!

  • @ratolojanaharytokyandriani2519
    @ratolojanaharytokyandriani2519 8 лет назад

    Enfin nivoaka ihany ny Clip Toaka mandoza hoa an'izay nangataka rehetra

  • @aurorefaith3215
    @aurorefaith3215 7 лет назад

    tsara ry zareo a ... Jesosy hampitombo ny talentanareo hitorinareo ny teniny

  • @livasoloforatsiky7726
    @livasoloforatsiky7726 7 лет назад

    Tena NIHAIKY AHO TOMPOKO, misaotra an i Jesosy , ary misaotra anareo , TENA TSARA , TENA TSARA!!!!

  • @christianfredericjean2857
    @christianfredericjean2857 7 лет назад

    Mpitabataba ny toaka mpaniratsira ny divay izay azony tsy mba hendry!

  • @budelu2461
    @budelu2461 8 лет назад

    tsara b le hira, merci Fetra amle tompokolahy sy tompokovavy a 😄😋

  • @isaiavaleto3734
    @isaiavaleto3734 7 лет назад +1

    Afaka mifety Aho na tsy misy toaka aza o!

  • @nantarajaona9183
    @nantarajaona9183 5 лет назад

    Mba mangataka ny parole re ra mba azo atao o! misaotra mialoha

  • @randriafano6376
    @randriafano6376 5 лет назад

    tena tsara lay horonan-tsary, ny fampisehoana ny kolontsaina Malagasy @ fitoriana, Mahereza

  • @raharivohangy
    @raharivohangy 7 лет назад

    tena tsara, misaotra tohizo ny famoronana

  • @reyph742
    @reyph742 5 лет назад

    ZA ALOHA MISOTRO TOAKA FA KELY TSY MANAO MAMO ARY 1 NA 2 FOIS ISAN TAONA ! NY JAMALA NO TENA RATSY !

  • @isaiavaleto3734
    @isaiavaleto3734 8 лет назад

    @ 10 Jolay ao @ Gymnase couvert Ankorondrano zareo a! 15000 ar ny invitation dia 5000 ar n billet ao @ flm 67ha ra ividy!

  • @mampiononacecilia8629
    @mampiononacecilia8629 7 лет назад

    misaotra tsika SVM reseo ny toaka ry vokovoko Manga

  • @harinirinarasoazananaivo250
    @harinirinarasoazananaivo250 6 лет назад

    Please make on m
    Hi

  • @RAKOTOOOO
    @RAKOTOOOO 4 года назад

    Boire , mort; pas boire mort; j'aimerai boire avant de mourir!
    seulement je ne me soûle pas!

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 года назад

    🍷🍷🍷🍷🍷🍷🍷🍷🍷🍷🍷🍷