TSY NATAO T@ TENY GASY AFABARAKA SADY MAHAMENATRA HOTRIZAO NY DÉPUTÉ NY MALAGASY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024

Комментарии • 75

  • @bodovoahangyrandrianasolo8015
    @bodovoahangyrandrianasolo8015 3 месяца назад +5

    Fa maninona no tsy natao teny gasy ity kabary, malagasy daholo ireo deputés ireo, sa mba te hizeste @ teny frantsay nefa tsy hay. Manalabaraka, mampatehisitribelona marina mafy !!!! Izany izany ny fahaizan’ireto deputés ntsika ry reto a. Incroyable.

  • @edgardrazafindrika7976
    @edgardrazafindrika7976 3 месяца назад +5

    Manjary tsy hain'ny vazaha raha vao teny gasy, frantsay anie ny filohanareo eeee, frantsay anie no mibaiko eto e, tokony tsy ankalazaina intsony ny 26 juin zany fa sarintsariny fotsiny

  • @pira4078
    @pira4078 3 месяца назад

    Miteny @ fiteny tsy fantatra ankehitriny ny solombavam-bahoaka Malagasy 😢😢😢

  • @fanjadoris
    @fanjadoris 3 месяца назад +5

    Aza hanalana kosa izy eeee!!! Tsy tenin-drazan kosa io
    Tsy izay no nifidiananu vahoaka azy fa itondra teny fitarainany vahoaka

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 3 месяца назад

      Zany mihitsy oa sady izy efa nahazo taona ihany no otrany avy any ambanivohitra be any mihitsy

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 3 месяца назад

    lamentable -organisation SG de AN essaye de dénigrer la faiblesse de ses collègues(PAN)

  • @rasoanaivoholy1034
    @rasoanaivoholy1034 3 месяца назад +6

    Ngah io tenindrazany? Maninona raha natao teny malagasy?😮

  • @RamiandrisoaTatamoBodoniaina
    @RamiandrisoaTatamoBodoniaina 3 месяца назад

    Teny créole zany eh ,tsika no tsy mahay 😂😂

  • @mariorakoto7749
    @mariorakoto7749 3 месяца назад

    looooooozzzaaaaa , maty aho re razako marina

  • @cathyschmid1645
    @cathyschmid1645 3 месяца назад +1

    Tsy mahay mamaky teny farany tsy hay 😂😂😂

  • @jzohina
    @jzohina 3 месяца назад

    Na teny Gasy io na teny frantsay na teny anglisy, mibaribary ny tsy fandiana fianarana.
    Izany ny élite malagasy. Normal be satria na ny Filohany aza moa mamoehitra.
    Dia tsy azon-draMalagasy mihitsy ary mbola tehafany ihany satria ny ankamaroany koa dia badra tahaka izao.
    Normal be raha gida-maimbo ny gasy !

  • @lantonirinarakotoarimalala7789
    @lantonirinarakotoarimalala7789 3 месяца назад

    Depute an iza?

  • @dealermaharavo8161
    @dealermaharavo8161 3 месяца назад

    Mety tsy mahay mamaky izy fa mahay miteny!!!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 месяца назад

    MANALA BARAKA INONA ARY TY MBA MIANARA TSARA RANKIZY TSY HANAO TOY IZAO

  • @AritianaRandrianantenaina
    @AritianaRandrianantenaina 3 месяца назад

    tokony asiana examen orale lo teo ampandraisana ny dossier alohan'ny filatsahana hofidina

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 2 месяца назад

    izany rehefa fanjakan'ny vendrana. Olona tsy nianatra no omena vola be de manao ny ataony. Hatramin'ny filohampirenena io tsy nianatra io de izao ny firenena vendrana be zao

  • @patriciabardou5674
    @patriciabardou5674 3 месяца назад +1

    🤣😂😂🤣La france dans son slip ..

  • @gaetanstael3207
    @gaetanstael3207 3 месяца назад +1

    Kkkkkkkkkkkkkk Maty isika e mamparary sofina fa aleo miverina mianatra

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад +5

    Mijoroa mahamalagasy mahamalagasy atsika atsika jiaby gasy

  • @lantonirinarakotoarimalala7789
    @lantonirinarakotoarimalala7789 3 месяца назад +2

    Ambakainay T2 kosa lony io rahamanki tenye

  • @ericpiterboth3939
    @ericpiterboth3939 3 месяца назад

    HAFATRA HOAN'NY REHETRA IZAY HAY HATAO FA MANALA-BARAKA.

  • @NRAKOTO
    @NRAKOTO 3 месяца назад

    Ataovy teny gasy refa tsy hay ny teny vahiny fa tena mahamenatrolona. Poutine sy, Xinpin ireny tsisy miteny frantsay na teny anglisy fa ny fitenindrazany no hanaovany kabary dia misy mpandika teny rehefa ilaina.

  • @WeberRalison
    @WeberRalison 3 месяца назад +1

    Tena maha menatra beh 🥵🥵🥵🥵🥵🥵

  • @angelofabienrasolo5997
    @angelofabienrasolo5997 3 месяца назад

    Miara mitehaka doly ary e.... ouéeeee🥴. Démerde 😂🤣

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 3 месяца назад +1

    D aona zany ny fandinihina ny teti bola ??? 🤔🤔🤔 Sa teny gasy koa iny teti bola iny ???!!!! Enga anie mba ho vitsy ny DONDRONA ohatran'io amin'ireo solombavam bahoaka ireo !!
    Za indray no lanongo tena ato 😝😝

  • @anniearinoromarcelline6798
    @anniearinoromarcelline6798 3 месяца назад +1

    Io le kolikoly no azahoana seza nefa Nandra pro max ,

  • @ZoHasinaLALAINA
    @ZoHasinaLALAINA 3 месяца назад +2

    Enao mpub mints ts mahalala, fa nga io anazy mitsara2 fahatany

  • @TodianjaraMariekewinah-jv8zv
    @TodianjaraMariekewinah-jv8zv 3 месяца назад

    Tsy aiko ino ny atao oe fahaleovantena ra Mbola mihindrana teny vahiny iany ?
    Kara gasy jiaby anareo député ka magnino ma natao teny francais nefa tsy tena hay akory le izy
    Ny mahaleotena amiko de mijoro aminy maha anao anao !
    asehoy ary ny maha gasy antsika fa tsy mahamenatra izany ra mahatsapa fa mahaleotena ny gasy

  • @doseup489
    @doseup489 3 месяца назад +2

    Alika !!! Dia ny tena no menatra

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 3 месяца назад

    Ina ty ritia????

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 3 месяца назад

    Jesosy ô! Ine ty mianatra miteny t'y re olona e ?????

  • @coolman3322
    @coolman3322 3 месяца назад

    izay vao tonga isika 😢

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 3 месяца назад +1

    Lala sy noro taminy andronay raha tsy mahay teny iray de voa kapoka tena hejana be aminizao handry daholo ny mpapianatra sady tsy mikapoka hi hi hi tsara fanahy mazotoa nareo rehetra Dieu vous bénisse merci

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 3 месяца назад +1

    Io Ve ny PAN. Fa angaha dia tsy Nisha olon-kafa mihintsy. Tsy a Léo natao @ teny Fady dia mitaky traducteur ho an’ny vahiny. Tsy mbola nahita tahaka ity aho panera à an’i Afrique. Risée ny eran-tany mihintsy i Madagascar @ ity rajoelina ity !

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 3 месяца назад

      Tsy nahita tokoa enao fa nahita enao ankehitriny satria izay no lalàna araka ny lalàm panorenana Malagasy dia izy no mitarika ny fivoariana voalohany satria izy no zokony indrindra @ireo députés vao2

    • @rivoraza9227
      @rivoraza9227 3 месяца назад

      Ka nareo natao t@ teny gady dia nanaovana traduction ny vahiny.

  • @zainabernadette8035
    @zainabernadette8035 3 месяца назад +1

    Oooh rangà,de ni tena ro menatsy

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 3 месяца назад +1

    Ho any izay tsy mahalala sy mitsaratsa anio député io ah dia ny antony nifidianany olona azy tany @ faritra nisy azy tany ah dia ny fanaovanio ragah io soa, mpanasoa vahoaka be sy manampy be ny olona @fanaovana asa soa io ragah io dia izany no nahalany azy raha tinareo ho fantatra

    • @DomiDaurin
      @DomiDaurin 3 месяца назад

      Ka tsy tokony hilinlingy @teny tsy hay, heritrereto hoe ao @ assemblée frantsay meteny sinoa ....
      Tsy misy manambany azy @valeurany @mahamalagasy sy n'y adidiny vitany au contraire mirary an'azy anohy hatrany izany fandraisana adidy zany, ary mankasitraka...
      Fa izao hataony izao dia izy no manambany n'y maha izy azy.

  • @mitiajoel9869
    @mitiajoel9869 3 месяца назад +1

    Ataovy teny gasy nama a,tsisy mahamenatra zany hoe miteny ny fiteninao zany😅😅😅😅😅

  • @williamarsonrandriamahaleo8544
    @williamarsonrandriamahaleo8544 3 месяца назад +1

    Ny mety mahamenatra raha tokony hahamenatra amin'izao dia izy tsy naka mpandika teny nefa azony atao izany sady fanao eran-tany. Ny teny frantsay tsy tenintsika.

  • @jeannicotmahavita6563
    @jeannicotmahavita6563 3 месяца назад +1

    😂😂😂🤣 nouveautés gasy ,
    ripaka😂😅

  • @razafimandimbyhery9726
    @razafimandimbyhery9726 3 месяца назад +1

    Fa maninona no tsy atao amin'ny teny Malagasy? Nefa isika eto Madagasikara?Vavan'ny vahoaka malagasy anie no entinareo eo ee,mahagaga,mahamenatra,mahonena

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 3 месяца назад +1

    zany ilay T3

  • @AmeraAmera-kq1sn
    @AmeraAmera-kq1sn 3 месяца назад

    Tsy ao le pronotiation nul

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад +1

    Tsy misy ilavantsika io teny francais io eto amini tanindrazantsika malagasy eto madagascar

  • @lyshantanarivosoa8449
    @lyshantanarivosoa8449 3 месяца назад

    Endreee... Nanao akory😂😂

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 3 месяца назад

    Tokony nampiana ilay 100 000 000 fmg oe MILA MANANA CEPE koa 😂😂😂

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 3 месяца назад +2

    Mahamenatra.Tena vendra- P

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 3 месяца назад +1

    😂😂😂😂😂

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад

    Aminakahybizy nanao Bravo hdiko fa tdy teniny anso mahay

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад +1

    Izy kosa en plus mba efa zoky be

  • @christianandrianarison8983
    @christianandrianarison8983 3 месяца назад

    Doyen draba

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад

    Ao koa discrimination tany midy làlana mahazo mitory io olona io

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 3 месяца назад

    Aza hiomehezana ré izy ra olona fa mampalahelo, tsy havanana @ ilay teny vahiny ary izy ka atao ahona

  • @euphrasiekoppe8134
    @euphrasiekoppe8134 3 месяца назад

    Madagascar tsy maintsy mandroso 😢😂

  • @bodovoahangyrandrianasolo8015
    @bodovoahangyrandrianasolo8015 3 месяца назад

    Looza, izao ve no mba deputé e😂😂😂

  • @Helene-s4o
    @Helene-s4o 3 месяца назад

    Tehahazo 4|4 fotsiny ...

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 3 месяца назад

    Tsy oooolana. Refa miasa manasoa tany nahavoafidy azy dia efa ca va..fa tsy hoe depute hilatsaka hoan ny vavahadin ny behoririka sy koanjan ny 13 mey.

  • @JosianeJosoa
    @JosianeJosoa 3 месяца назад +1

    Mon dieu afambaraka

  • @BevavyRosina
    @BevavyRosina 3 месяца назад

    😂😂

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад

    Ka inona ma tokony ilantsika malagasy io teny francais io e

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 3 месяца назад

    Raha hoany andafy ny ankizintsika hianatra ka tsy mahay teny vahiny mandoa ecollage pour rien aoka isika hampianatra zanakantsika hiteny teny vahiny frères et soeur sans politika merci Dieu vous béni

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад

    Nareo manao pub ty la question est ce que sa fautebtsloha tdy mahazo mianatravteny frantsay teny ampianarana .ary ny ray amandreny no tomponantoka tdy nahaizany teny frantsay .ary anao manao pub ty diffraction ary hitako mahay izy fa tsy teniny debinona ny olana mahalampombsvry vendrans

    • @Boost-uk2qm
      @Boost-uk2qm 3 месяца назад +1

      Ianao ndray sady tsy mahafehy teny gasy no tsy mahafehy teny frantsay, asa raha mba naverinao novakiana ty commentaire nao ty alohany ni publiena azy fa sady tsy bi no tsy ba, tsy miteny ny zavatra soratanao fa asio fiezahana e

  • @AndryRakotondradio
    @AndryRakotondradio 3 месяца назад

    Fa maninona ra atao teny malagasy e

  • @raoulflorian8666
    @raoulflorian8666 3 месяца назад

    Tompo ô.😢

  • @Angeline-u2c
    @Angeline-u2c 3 месяца назад

    Ka rah T2 mamaky teny fratsay 😂

  • @JamesRandrianasolo
    @JamesRandrianasolo 3 месяца назад

    Niveau in ti san above

    • @pulcheriemendreny2951
      @pulcheriemendreny2951 3 месяца назад

      Langage malasy où français mazotoa daholo re malagasy hendry

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад

    Bonnena

  • @christiantehadiny
    @christiantehadiny 3 месяца назад

    Ts natao antsk ny français fa gasy antsk fa ts Vaza ka antsk gasy fa lasa ts mazaka @ firenena tsik ny teny gasy ts azo atao miteny any zn hoe hafabaraka zn

  • @hkbqeelabk4464
    @hkbqeelabk4464 3 месяца назад

    Refa tsy hay tenu gasy atao

  • @onemarijaona6960
    @onemarijaona6960 3 месяца назад