VALIN-KAFATRA HO AN'I LUC HERVE

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 26 ноя 2024

Комментарии • 29

  • @jnnepfelix8353
    @jnnepfelix8353 11 месяцев назад +1

    Rehefa mba sendra nandeha andafy moa zany dia tsy matahotra manao amboa razana ny mpiray tanindrazana aminy? Angamba ny foto-pisainany efa tsy malagasy intsony fa vazaha. Ny Teny ratsy ve tsy mba heloka hoenjehin'ny fitsarana ?

  • @papoosemadatsi7552
    @papoosemadatsi7552 Год назад +1

    kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk !!!!!!!provocation ataon'y Luc Herve amin'y tsika ! aza atao amin'y fô ..

  • @RollandKenny-fg8se
    @RollandKenny-fg8se 9 месяцев назад +1

    Taingoneninw koa anw basy ai, anareo por ndrô source ny makorely à Madagascar ao fa tsy majunga nw zn, firy por manaingy nareo @ vy lava ary miaraka @ fiteny espagnol be nareo io kkkkkkkkk

  • @rafelyjean1857
    @rafelyjean1857 2 года назад +1

    Mitovy fiteninareo, miverimberia

  • @sandrorasoloni8981
    @sandrorasoloni8981 2 года назад +1

    Olo araiky ty donko mba ty alaza karah i luc herve fandroaka razagna amboarazagna mitovy izy fo baka anao ty

  • @vitorien8395
    @vitorien8395 2 года назад +1

    Mivava fahatany aminy fb ato iha manino raha tadiavinao en France ao de miady nareo raha mafy ialahy

  • @vivkalo9695
    @vivkalo9695 2 года назад

    Calme Ranadahy, tiako be Anao io è , maka anao zahay è , zainy rô Lehilahy , DIEGO intelligent è mahavita azy 😘😘😘😘❤

  • @lijarabenarivo4056
    @lijarabenarivo4056 Год назад

    Ity misy soso- kevitra namana ,aza miraharaha izay teneniny any fa hoy ilay fiteny izay hoe " ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany!

  • @ErnestineDiovada
    @ErnestineDiovada 5 месяцев назад

    NB:
    Zahava tsara fond-n'le volagnan'
    i
    Luc Hervé
    fa
    marigny loatra koragnanany h io
    Côtier(e) mila tonga saigny
    surtout atsika baka avartr
    avoazimbazimba raha jiaby
    raaaango rango, letry letr...
    Misy karazagna h olo mamorery atsika la côte jiaby h'io
    irô zegny mhevtr rô farany h olo
    kanefa hypocrites maty.
    Kêh
    volagnanany h iou marigny loatra f'ek'n
    fa
    fôtmba fagnaboahn izy fou
    tsy mety
    nanjary namarantagna antany hafa.
    .
    Tsy amiagna tsigny anao koa 'koa meloko makua
    (fa anao aza mivolagna raty
    magnatatsy Olo
    lasa n'importe quoi, koua ny raha resahnao
    nefa
    @réseaux sociaux karah'ty
    miragna h izy...)
    FO
    NY RAHA/VOLAGNA MARIGNY:
    MITONGAVA SAIGNY NY LA CÔTE JIABY
    MIFOHAZA MANOHTR IRÔ IOU
    VOLÊZA H EKY MIFIDY RÔ IO
    CÔTIER(E) FO VO'H MANDROSO MADGASCAR.
    MILA OLO KARAHA/MIRAGNA
    PDT:
    PHILBERT TSIRANANA!!!
    ZEGNY
    VOLAGNA.

    • @Laylahindillah
      @Laylahindillah 2 месяца назад

      😂😂😂 n'importe quoi pory resakao zan , fa anareo côtier nga Madagascar no tadiavinao fehezina ny Madagascar, izay fijerinao fa tsy jirenay ts ahoanay

  • @coolman3322
    @coolman3322 2 года назад +2

    mandiana zahava izy fa tsy fb wawwwaaaaaaa

  • @masnib4755
    @masnib4755 2 года назад +1

    Bande de clowns on se tape des barres avec vous😂😂

  • @nadrasanajeremia9978
    @nadrasanajeremia9978 2 года назад

    Nareo avaratra any zany makorely eh tsy kila olo mandeha a France jiaby io nanao makorely fa nareo avaratra agny donc tsy mahita France koa tsy mamarotra vody

  • @EricRandria
    @EricRandria 11 месяцев назад

    Ok , , , zoky aa!!anao zao miteny tsy manaratsy ny hafa zany fa atao nao valiny direct @ny lay luc herve nefa lawolo vao miteny d manambany zahay merina fona ataov manitainy zoky aa!!

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 2 года назад

    Fanaoko azy fo
    Amia mare agny izy

  • @vivkalo9695
    @vivkalo9695 2 года назад +1

    Merci Ranadahy è❤

  • @doseup489
    @doseup489 2 года назад +1

    🤣😂🤣😂🤣😂

  • @Kiki-h3j8b
    @Kiki-h3j8b Год назад

    Merci e

  • @emilienneserenne2143
    @emilienneserenne2143 Год назад

    Ataovy aminy zay manao anao fa zahay aty tassimo aza alainao barra ranadahy tapaho lohany luc lafa tratrinao

  • @judithsofia4627
    @judithsofia4627 2 года назад +1

    Tsara misy mahay an'i Herve mare

  • @coolman3322
    @coolman3322 2 года назад +1

    anareo reto moa olo rsa. aza manimbo tanananolo fa timbavy izy .

    • @lu-cynthia5610
      @lu-cynthia5610 2 года назад

      Izy kony mivolagna zahay baka Diego donc ambila ataony. Estree

  • @jelenasadomaso4182
    @jelenasadomaso4182 2 года назад +2

    sendra olo eky i luc eh

  • @rafelyjean1857
    @rafelyjean1857 2 года назад

    Ianal milaza hoe: mifanaka, missy reciprocity izany