NY ANTONY VOALOHANY TSY ANDEHANAKO ANY MADAGASIKARA ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 сен 2024
  • NY FIRENENA MAHANTRA FADIRANOVANA , NY FILOHA VENDRANA INDRINDRA MANERANTANY ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

Комментарии • 124

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 9 месяцев назад +7

    Merci Ikoto à ! Izay ikoto manohana anao hatrany misaotra anao tsy misorina noho ny fitiavanao ny tanindrazantsika que dieu te protège tout le long de ta vie encore merci

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 13 дней назад +1

    Bravo monsieur Koto ❤

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 9 месяцев назад +3

    👋👏marina loatra tsy ilaina ny mandany vola any indrindra refa tsy misy fianakaviana aleo mijery pays Zay mbola tsy hita zah kou mitovy koto

  • @elianemusk
    @elianemusk 9 месяцев назад +5

    Bonjour Koto, je te félicite d'avoir dit la vérité👏👏👏, rien que la vérité! Inona no handehananao any? Une perte de temps/d'argent/ et de l'énergie?....Et en plus les gens tsy tia anao te menaces!...Restes avec nous, ON A BESOIN DE TOI 💪💪💪, ça ne vaux vraiment pas le coup d'y aller! Ianao IRERY no SAHY miteny ny MARINA, fa tsy mbola nahita olona gasy mihitsy manazava ny réalité toa anao!
    Merci Koto🙏

  • @user-we9xi1sp5s
    @user-we9xi1sp5s 9 месяцев назад +10

    Merci Koto ataovy mahita mihitsy fa tsy misy saina

  • @Belgianperspective
    @Belgianperspective 3 месяца назад

    J’ai vu un blog récemment qui enfonce les douaniers!!! Je ne sais si c’est un gasy ou un vahiny qui l’a fait mais honnêtement j’adore l’initiative

  • @NoroRazanadrasoa
    @NoroRazanadrasoa 14 дней назад +1

    Merci Koto

  • @adriansluf
    @adriansluf 5 месяцев назад +1

    Nihaino in-3 an‘ity Voalaza eto ity aho. Ary tsy nino azy. Nanao fanadihadiana ny zavamisy aho. Mino aho fa mitovy hevitra amiko ianareo. TENA MARINA ny voalazan‘i Koto rehetra. Ka tokony hiova saina isika rehetra izay voatohitohina. Koa miangavy antsika Malagasy rehetra mba samy hieritreritra ary tsy tokony hisedoatra na hanao herisetra. Ivavahana @ Atra mba hahitsy lalana izay olona voasariky ny zavadratsy ka nanimba ny firenena, na ny mpitondra na ny entina. Tsy manameloka anareo aho fa hivavaka mba hiova olotsara. Ka enga anie ho ISAOLY hiova ho PAOLY isika rehetra, araky ilay hiran‘i Dama 🎶„Isaoly“🎶

  • @chacazoulou6694
    @chacazoulou6694 9 месяцев назад +16

    Je suis tout à fait d’accord avec toi . Madagascar ça ne donne plus envie d’y aller surtout tananarivo c’est très sale , j’ai jamais vu une ville aussi sale, c’est honteux en plus la vie est très chère là bas et pas de sécurité.

    • @user-it1nd9jb2j
      @user-it1nd9jb2j 9 месяцев назад +2

      T'as qu'à rester chez toi

    • @chacazoulou6694
      @chacazoulou6694 9 месяцев назад +4

      J’irais ailleurs c’est mieux 👍🏾

    • @payetbruno8100
      @payetbruno8100 9 месяцев назад

      Antananarivo est la premiere vile la plus sale en Afrique

    • @sahondraramanirabahoaka4895
      @sahondraramanirabahoaka4895 9 месяцев назад

      Allez-y ailleurs on n'a pas besoin de vous là-bas! Toetsaina farefa ambany tany ..

    • @chacazoulou6694
      @chacazoulou6694 9 месяцев назад +2

      @@sahondraramanirabahoaka4895
      Je préfère aller à l’île de la réunion, maurice, la Martinique, Guadeloupe ect… que d’aller voir la saleté de tananarivo . Tananarivo « pipi « 🤣🤣🤣

  • @leguillouxadrienne6625
    @leguillouxadrienne6625 2 месяца назад +1

    Bravo Koto

  • @アンドリアシトラカ
    @アンドリアシトラカ 9 месяцев назад +4

    Miaotra tompoko. Marina tateraka ny teninao Mr Koto, soa fa mbola misy Malagasy toa anao izao❤❤❤

  • @YedgKgfgh
    @YedgKgfgh 2 месяца назад +2

    Ameny olona mosavy

  • @firangodenis7618
    @firangodenis7618 5 месяцев назад +2

    tsisy vandy ny voalazanao jiaby teo KOTO éh , fa ny Bado reste Bado ihany.

  • @MartialRazafindrabe-zi2jr
    @MartialRazafindrabe-zi2jr 3 месяца назад +1

    Mbola ho avy ny maraina eh.ny aina no matezaha.reveko rangaha ianao an.fa mba aleo rangaha ny gasy mba homena nationalité française daholo mba ho gâteaux 26 juin
    Tena sérieux.vive la France

  • @FanjawandineRabearivaina
    @FanjawandineRabearivaina 4 месяца назад +1

    Tss kihanina zay voalazanao jiaby zany,tena zany any Madagascar.

  • @AlbertosRatsarafidy-zg8pk
    @AlbertosRatsarafidy-zg8pk 4 месяца назад +1

    misy pizatanifona.tongao hisanandro kotoaa

  • @YedgKgfgh
    @YedgKgfgh 2 месяца назад +1

    Marina zany.tsy fandriampahalemana.tena marina.

  • @gastonradede847
    @gastonradede847 9 месяцев назад +3

    Anao mavandy i Koto ai! Volagno ny marina fa anao mavozo tsô ho voasambotro higadra. Olo aza ataonao olo draba.

  • @michelscaps5080
    @michelscaps5080 8 месяцев назад +3

    Tena marina ny teninao koto ary isaorana anao fa tena mahamenatra mihintsy na hiteny hoe gasy ny tena re ry koto a

  • @hajasoaralaivita5060
    @hajasoaralaivita5060 2 месяца назад +1

    Marigny jiaby zany fa izy nihintegna foagna 😢

  • @Jean-Luc-b2c
    @Jean-Luc-b2c 9 месяцев назад +3

    Merci Koto mankasitraka amin n'y Fanehon kevitra fa tena marina loatra izany lazainao izany

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 8 месяцев назад +1

    👍🏾👍🏾👍🏾👍🏾👍🏾👍🏾

  • @raharivony8212
    @raharivony8212 9 месяцев назад +4

    Merci Koto tout ce que vous avez dit est vrai concernant M/scar

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 8 месяцев назад +1

    ka tsy fantatrireo anie ny any aza tsy hita ny atao azy ka vomaika ny millions Malagasy aty hiverina any de haninona any hifampitazampotsiny?Raha hoe miantsy anay tonga any Madagascar hianareo mba hanenganony takanareo de tsy ho hisy zany satria fa tafavoka ndray ve de hiretrograde ataoko fa tsy intelligent zay .Maro ny tanora Malagasy te hitsoka an'i Madagascar fa tsy hafamanotra na le olona niteny hoe miverena aty enao ra mafy aza mba te hiala any koa faza mody manao bemarenina fa ataovy antonontonony ihany ny fierté fa tsy mampatonga lavitra.

  • @pierrerandriamanantena5260
    @pierrerandriamanantena5260 9 месяцев назад +3

    Mirediredy e tongava dia milatsaha ho fidiana député
    Diso be fa izahay dia tamana tokoa avy any Madagascar ary mbola hiverina @ herintaona e

  • @volakwt7012
    @volakwt7012 8 месяцев назад +1

    Mba publieo ref mavita fasana an enao e!

  • @michelscaps5080
    @michelscaps5080 8 месяцев назад +2

    Mahamenatra e

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 9 месяцев назад +2

    👍👍👍👏👏👏

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 8 месяцев назад +1

    za nalahelo ny firenentsika za tany farany satria potika dolo ny ala surtout morontsiraka antsimo antsinanana iny taloha de tegna betsaka ny atiala tsy azo itsofohana par endroit tafiditra ao enao tsy hita ny ivoahana mety very mihitsy aza fa zao hita dolo ny horizon raha misy ady tsisy tsony hisitrihana hilefasana fahavalo fa ataon'olona tifiborona .taloha zahay mbola kely de refa mandeha maka kitay regny de tsy mihinana antrano akory fa any anaty ala defa nahavoky anay zo na goavy efa lany tamingana ny foret primaire potika tsisy hazo tsy nisytao Madagascar izay tsy hita erantany fa de potika dolo karaha nisy baomba nilatsaka ka nandrava ny tontolo rehetra.Antony volohany de ny tsy fampiharana ny lalàna mifehy zany rehetra zany de io izy iharahantsika mahita io mahamenatra na ny vazaha aza mandatsa henatra tsy roa amantany nohony firaviraviananreo tanana sy tsy fihainoana ny mpiarabelona aminareo.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 13 дней назад +1

    Inona no hiresahanao aminireo gasy droguée any Madagascar

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 8 месяцев назад +2

    Tena marina izany izaho zao mipetraka aty Zurich pendant 17ans de indray mandeha ihany aho nandeha any mitovy situation izaho sy ianao izaho nandeha tany tena 12 000 euro vao ampy tu as tout a fait raison

  • @ainaonglerie7490
    @ainaonglerie7490 6 месяцев назад +2

    Tena intelligent koto fa mila olona intelligents koa vao afaka mi comprendre azy .tena marina daolo voalazanao 😊

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 9 месяцев назад +3

    Marina mihintsy zany koto an

  • @perlinegauthier4095
    @perlinegauthier4095 9 месяцев назад +1

    Merci bcq Koto zany tsy hainjareo agny aleoko ihany aloha aty

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 2 месяца назад +1

    Matahotra européens tsy sakiny mandeha en Europe

  • @gilbertrabetafika3354
    @gilbertrabetafika3354 9 месяцев назад +2

    Za leroa raha tanindrazako Dia ivezivezeko ah tsy maintsy tsidihiko satria mamiko ka tiako
    Nosibe an'ala hitako loatra fa Aza mandainga ka manadio tena

  • @coolman3322
    @coolman3322 9 месяцев назад +1

    mazavazava zegny davolana .merci grand merci marina loatra surtout marary mila fanafody mila zao mila zao mandiana miasa .

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 9 месяцев назад +4

    Marina étant Koto, za tsy mandeha agny raha tsy havako. Tananarive Champion du monde ny loto, corruption…

  • @louisz5745
    @louisz5745 9 месяцев назад +8

    Tena marina ny teninao Atoa Koto. Fa misy zavatra mba lazaiko mikasika ny Îles éparses. Tsetsa tsy aritra ny ahy : Ireo Îles éparses ireo dia tsy an' ny Malagasy izany ireo fa resabe fotsiny. Io dia "idéologie" nampidirin' ireo mpanao politika malagasy ao anatin' ny sainan'ny Malagasy. Raha ohatra ka an'ny Malagasy marina ireo nosy ireo dia efa nisy anarana Malagasy izy ireo hatramin'izay. Zavatra idéologie nampidirin'ny mpanao politika malagasy io mba hanamafy ilay "sentiment nationaliste", amin' izay hadinon' ilay vahoaka malagasy ny tena olana ao Madagasikara

  • @romainfongtak3989
    @romainfongtak3989 9 месяцев назад +3

    😂...oh ry Koto ah ....tapa-tsinay za maheno ny resakao eh....marina loatra ny ambaranao .... Zava misy marina

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b 5 месяцев назад +1

    Marina tanteraka ny teneninao Koto.......Marina avokoa

  • @TheRrija1
    @TheRrija1 9 месяцев назад +6

    Mirehareha be hono ry zareo fa foza e!! Mety be aminy hono izao manjo any Dago zao!!😂

    • @sahondraramanirabahoaka4895
      @sahondraramanirabahoaka4895 9 месяцев назад +1

      Tenamarina loatra fa milay be ny FOZA...satriamanana FILOHA MALAGASY mitsinjo ny vahoaka madinika

    • @TheRrija1
      @TheRrija1 9 месяцев назад

      @@sahondraramanirabahoaka4895 tsara zany e🤣

  • @noelagerard1134
    @noelagerard1134 9 месяцев назад +2

    Ahhh de Marina zany
    Avana s'y ingana akagny
    @ zo sé de tombo akagny
    15km 3h de route
    Efa mahakivy lelaka ee

  • @jeanmarcravonin2478
    @jeanmarcravonin2478 9 месяцев назад +1

    Izany no Mba Fijerin n'y Bandy Couillon Miteniteny foana @ n'y pas anaran n'y Malagasy 🇲🇬 Andafy
    Mampalahelo be io kely saina io ka

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 9 месяцев назад +3

    Ef kely sisa de hitovy am Tsimbazaza izao madagasikara Zao an.indrindra Ilay antananarivo.fako eran tanana,mpivarotra eny ampivoan n'y ara bé,Dia ry bé kiraro mitan andro manao voninkazo,any am farany 5taona any tong de mitov n'y sary,Tehaka bé ho an Prezdannnn.izy no voaloany avy any am farany,6e d'âne Io eee

  • @marietodi8495
    @marietodi8495 9 месяцев назад +2

    Marina be daholo ny teninao rehetra ry koto à
    Mpangalatra daholo marina reo ao ivato reo

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 9 месяцев назад +4

    Pas vraiment d'accord, mm si tu as raison, anjara tsika no manavotra an'i gasikara

  • @user-om2nw3fr3d
    @user-om2nw3fr3d 9 месяцев назад +3

    Marina zany Koto a

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 9 месяцев назад +6

    Tena marina ny voalazanao ry Koto.
    @ zay n'frais d'avion mankaty Madagascar n'lafo indrindra.N'làlana ts'misy manjary, n'loto etsy an- daniny, s'ny von'olona , ny dahalo, ny fahantrana.
    Izay gasy tong'any dia gaga @ fahapotehan'i Madagascar
    Lay rond point eo Anosy eo @ Antenimieram- pirenena moa.
    Eo n' wc n'i 4 mis.
    Ny eny @ tonelin'i behoririk'izany moa dia eeee
    Nisy vahiny tonga taty , dia niteny hoe: mb'eto mijery ny capitale aho hoy izy.
    D'nentin'lay soferan'ny taxi.
    An an an hoy izy tsy aty ka ,f'any @ capitale,d'hoy lay sofera .
    D'hoy lay vazaha hoe: tsy mbola nahita capitale maloto sy ratsy toy izao aho

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 9 месяцев назад +1

    Zay fa tena marina loatra ity vidéo ty Mr koto. Bravo mankasitra. Alefa koto 👍👍🙏🙏

  • @laurerasou1457
    @laurerasou1457 9 месяцев назад +2

    Marina zany koto a, enao kou raha makany d voaendaka daholo reny kata milay b reny kkkk, raha tsy voaendaky ny fianakams d voaendaky ny jiolahy

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 8 месяцев назад +1

    Tena tsy azo antoka intsony any ê! Aleoko ihany aloha mijanona aty ka!

  • @rivoraharidera3398
    @rivoraharidera3398 9 месяцев назад +1

    Ra facebook aloha no henoinao dia tsy ho any mandrakizay enao e

  • @volakwt7012
    @volakwt7012 8 месяцев назад +1

    Na mbol farany aza tss rarainay anizan e! Nga tena ra maty an de itodra in iakatra ?? Aleo iz eo 5 tona na mbola iapy 40 tona aza

  • @delicieusescrepes339
    @delicieusescrepes339 9 месяцев назад +2

    Merci bcp dahy😂 Tena marina daholo ny teny voalazanao.

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 9 месяцев назад +6

    Marina loatra letsy zany Koto a. Aleo ihinan'ny iem-ny ao ireo foza ratsy saina ireo.

  • @odileMartinsCorreiaMahafaly
    @odileMartinsCorreiaMahafaly 9 месяцев назад +2

    Misotranao fa tegna marigny be lay teninao

  • @volakwt7012
    @volakwt7012 8 месяцев назад +1

    Mataotra e! Point , degage

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 9 месяцев назад +2

    Marina zany pblme 1 Mada aéroports mampimehy

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 9 месяцев назад +1

    Mijery papieko de registement de mivoka tsy sarotiny zany fa any tsy azoko mihintsy eh billet avion vidina Maurice de mbola sarotiny zareo

  • @marietodi8495
    @marietodi8495 9 месяцев назад +1

    Trara be le valikafatra ry koto à 20:28

  • @viendoanvanbien7015
    @viendoanvanbien7015 9 месяцев назад +2

    Marina koto
    Je suis allée au début de l'année, tena betsaka ny corruption
    Manpalahelo ny vahaoka malagasy

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 9 месяцев назад +3

    Marina mihitsy izany.

  • @volakwt7012
    @volakwt7012 8 месяцев назад +1

    Aon ty kino taina b ty le

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 9 месяцев назад +1

    Tena marina daholo ny fanehokevitrao momba ny malagasy voageja tsy mahatsapa akory ny fanandevozana mihatra aminy andro aman alina

  • @VolaRaveloarimanana
    @VolaRaveloarimanana 9 месяцев назад +1

    Voalazanao o! Lazao foana n'y tokony ho lazaina e!

  • @mampiononaramahazomanana8810
    @mampiononaramahazomanana8810 9 месяцев назад +1

    Marina zany zoky be Koto fa tena olona vendrana mits iz mianakavy ireo.

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 9 месяцев назад +3

    normal be Ikoto raha hiteny hoe vendratay mba alefaso lavitra ny saina ry Gasy mba samy Olona ihany fadiranovana diso tafahoatra ianareo tsy mahatsapa hoe fianana mihinin'amaniny ny fiananareo satria izay no nitaizana anareo fialambolinareo misotro taoka dia mampirafy fijangajangana party na mahantra na mpanambola wera wera tadidio hoe madagasikara no fanjakana mampiloka vahoaka mampisotro taoka mapandray rongony mamono olona hita maso Mikipy sady miesona ny Gasy valala be mandry hiran'i sareraka efa ela ilay hoe Misaotra anao aho andriamanitra fa nomenao vahoaka dondrona tia frite tia mitsitsy omena taoka dia matory

  • @sahondraramanirabahoaka4895
    @sahondraramanirabahoaka4895 9 месяцев назад +3

    MATIKAMBO be t'y KOTO t'y nefa serveur zay ATY Suisse..MANAMBANY tanindrazana nefa tsy alehany akory....hoy ny fiteny hoe matikambo dimy minitra mangery tsy mifitra...

  • @RazanakotoMilijaona
    @RazanakotoMilijaona 9 месяцев назад +2

    Mamay ny ato eh .any @afobe no tsy hitako.

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 9 месяцев назад +2

    malahelo LALINA NY MPIRAY TANINDRAZANA AMINY I KOTO

  • @cassandrarandria9607
    @cassandrarandria9607 9 месяцев назад +1

    Tena marina daholo zany teninao zany Koto na misy ny tsy faly.

  • @fanjadoris
    @fanjadoris 9 месяцев назад +1

    Mpimasy tsy masina an-taniny koa eeeee

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 9 месяцев назад +1

    Za manabady Maurice a fa za Ande Maurice nisakananjareo.

  • @ortenciakalomaro164
    @ortenciakalomaro164 9 месяцев назад +1

    Marina teninao zany koto eee.

  • @roselinebrunner426
    @roselinebrunner426 9 месяцев назад +3

    Kotoa aza tezitra , sarotra ny magnitsy na manambara ny marina ny olona fa tsy mahita fitiavana hafa raha ntsy ny zavatra ira ihany , matetika hitako nizavatra teneninao tsy fakafakainy fa izy de mensulite ihany , fa raha ianao manao ny fehezateny haute game , de sahirana mandinika amizany , tsy misy hafa azo atao fa mamaly ny teny ratsy ihany , azafady fa realiter amitsika Gasy zany manahiranabe

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 9 месяцев назад +1

    EFA natoro certificat mariage permis résidence mbola tsy matoky zareo nalainjareo sary ze mahazo formalité Tonga. A Maurice za de simple bé tsisy fanontaniana

  • @pierrerandriamanantena5260
    @pierrerandriamanantena5260 9 месяцев назад +2

    🇲🇬🇲🇬🍊🍊🧡🧡✌️✌️

  • @ClermontRakotondrasoa
    @ClermontRakotondrasoa 9 месяцев назад +3

    problème daholo ny any madagascar ,YAH tena marigna

  • @rijaandriambolisoa3895
    @rijaandriambolisoa3895 9 месяцев назад +4

    Koto Kosa otrany mahita sujet Mahalina ny olona, asio matetitetika koto fa analana andro e

  • @jeanmarcravonin2478
    @jeanmarcravonin2478 9 месяцев назад +2

    Be resaka ialahy r i Koto â.
    10.000 Euros 💶 ve dia tsy ho tody any a' ta'ana ialahy è.
    Tsy afa manaotra ialahy dia Miteniteny fahatany fotsiny.
    N'y olona mandeha tsy manana Pbl fa Ialahy Parano be Geste è

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj 9 месяцев назад +2

    Comparaison tsy mendrika suisse et Madagascar satria paradis fiscal

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 9 месяцев назад +3

    Misaotra ry Ikoto a !!!!manazava ary miteny ny marina ikoto ry nadra isany !!!! tsy misy madilana ho tetenina izany resaky ikoto ry Gasy mpiraitanindrazana tsy takatry ny Olondrehetra izany !!!!!ny olona mipetraka @ tany Tandàlana no mahatsapa izany resaky koto izany !

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 9 месяцев назад +6

    Mivovoho sisa n'y amboadia..manompahompa de ts maintsy alikainay koa..IMila olona présentable ohatran Rajoelina no ilaina n'y Gasy any Madagasikara fa ts olona ratsy tarehy s'y maloto vava hanamaimbo s'y hantodo an Madagasikara , hampadositra n'y n'y vahiny hizah tany

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 9 месяцев назад +7

    Dia akombony ny vava fa mtanindrazanao aza adinonao zay aloha aty suisse fa isataona izahay mande any dago fa tsy mila 10.000fr zay makany a
    Aza dia matikambo koto a

    • @mostarbelamontabedoudounel6347
      @mostarbelamontabedoudounel6347 9 месяцев назад +2

      Aza mandainga P*ry eo ry L.L.N'tu aaaa!!

    • @lantz-258
      @lantz-258 9 месяцев назад

      … I also live here, it's possible to spend between 9,000 and 10,000 francs in Mada, plus if U are paid monthly and U have a minimum savings of 2,500 francs, in 4 months, U will already have 10,000 francs.
      Koto is right.
      And what are you going to do there every year? Insane

    • @nomenarabemila4741
      @nomenarabemila4741 9 месяцев назад

      Marina ny teninao Koto a. Tsy hita fa firenen'ny tena e😢

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 9 месяцев назад +5

    Adinon i Koto ny hoe tany tsy misy jiro tsy misy rano maimbo vody daholo

    • @lantz-258
      @lantz-258 9 месяцев назад

      ... 😃 I lke it a lot, Thanks My friend,

    • @SahondraHuguetteVoahanginirina
      @SahondraHuguetteVoahanginirina 9 месяцев назад

      aiza kosa e ,izaho alou tsy maimbo e mbola mandeha tsara ny pompe nay

  • @sophieollivier164
    @sophieollivier164 9 месяцев назад +3

    ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @HerickoRazafy
    @HerickoRazafy 9 месяцев назад +1

    samy peatakorona fa ninao io mety solomaso ity amin'ny petakorona

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 9 месяцев назад +1

    Aza mankaty fa tsy misokabava tsy manao fihe tsika aza voagadragadra sady maimbo voretra mahantra velona sy b olondratsy !!!!

  • @juliorabarijaona3254
    @juliorabarijaona3254 9 месяцев назад +1

    ndriiii.... tsy takany sainy ndri volombody isany mo zany koa

  • @chantalrandriamanantsoa711
    @chantalrandriamanantsoa711 9 месяцев назад +4

    Olona efa very kay ,sady tsy atsy no tsy aroa ,enao v ho vazaha rahaoviana ???micritique haingana fa manaova mba jerena fa izy io anie tsy vita ny vava bb

    • @lantz-258
      @lantz-258 9 месяцев назад

      Do you know the “rights and advantages” of someone who has nationality from here? I don’t think so.
      Even if you say “very”, u remain in Mada who will be “very” and always “Minanemane”

  • @gilbertrabetafika3354
    @gilbertrabetafika3354 9 месяцев назад +1

    Trop mihitsy lay fanaratsian'lah anay gasy lelene ah
    Fa raha MBA calme pr elah lelene ah

  • @hareau9345
    @hareau9345 9 месяцев назад +2

    Aza makany fa ra enao tonga any tonga de any tsiafa

  • @payetbruno8100
    @payetbruno8100 9 месяцев назад +1

    Marina be daholo zany. Soa fa misy olona tahaka anao sahy mamotsipotsitra ny tena zavamisy ao Madagasikara

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 9 месяцев назад +4

    marary matoa miakatra be sy mila mi justifier

  • @AndoRandrianarivelo-q5b
    @AndoRandrianarivelo-q5b 9 месяцев назад +2

    Marina lotra

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 9 месяцев назад +1

    Marina mitsy zany Koto a! C'est vrai,

  • @user-hb4up6vz4i
    @user-hb4up6vz4i 9 месяцев назад +1

    Tena azo raisina sady mitombona

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj 9 месяцев назад +3

    Manambony tena loatra fa aza manao valalan amboa le retsy

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 9 месяцев назад +1

    Tena marina izany Mr koto fa tena fianakavina sisa no andehanana any .tena lasa potika ilay firenena ary tena vao may tena nahantra be sy voretra.