MAHALEO 35_ZANAKO VAVY.wmv

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024

Комментарии • 18

  • @rasoanandrasanaperpetue31
    @rasoanandrasanaperpetue31 4 года назад +2

    Mandriampiadana. Isaorana amin'ny zavakanto Izay vitanareo Rey antany!!!!

  • @andrerabesandratana8875
    @andrerabesandratana8875 4 года назад +2

    Namela MAMY itony mpanakanto itony. Enga anie hanam-pandimby izy ireny

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 7 лет назад +1

    Ny ray aman-dreny tsy mahafoy ny zanaka fa ny zanaka no mahafoy ray aman-dreny !! Malahelo rhf hisaraka.Lalam-piainana.. .Mankasitraka Fafah!😢

  • @lalaimanantsoaminoalison8765
    @lalaimanantsoaminoalison8765 6 лет назад +2

    Tiako lotra ❤

  • @rakotojaonamiarantsoa8767
    @rakotojaonamiarantsoa8767 3 года назад +2

    tsara e!

  • @tsifaniainanjarafetra7974
    @tsifaniainanjarafetra7974 8 лет назад +1

    kanto toko n kanto malagasy fahiny nefa n mpihira azy aza mo efa antitra de aon tsony

  • @christianjean8792
    @christianjean8792 11 лет назад +1

    mlay nama , mankasitraka !!!

  • @durantondoris736
    @durantondoris736 10 лет назад +2

    eeeee, malahelo le ray aman-dreny (zanaka hono no mahafoy ray aman-dreny fa ny ray aman-dreny ts mahafoy zanaka.maafy le alavitra ray aman-dreny.tena tany naniriana izy ireo,

  • @clarisserajaonarisoa2989
    @clarisserajaonarisoa2989 6 лет назад +2

    Mankasitraka
    Tsara loatra
    Mamy ny zanaka ny dikany

  • @soarakoto4116
    @soarakoto4116 4 года назад +1

    RIP Fafah

  • @ramaryrako5090
    @ramaryrako5090 4 года назад +1

    tena malahelo fona rehefa lasa manambady ny ankizy e

  • @noelinemaculgia2250
    @noelinemaculgia2250 8 лет назад +2

    tiko be !!

  • @ELCAMOIM
    @ELCAMOIM Год назад +1

    MANKASITRAKA E! mandria ampiadanana tompokolahy FAFAH

  • @MsPisoukely
    @MsPisoukely 11 лет назад

    Ndro refa anambady za mba andihy iaraka am dadanay amnio

  • @mamisoaandriamanatsara2739
    @mamisoaandriamanatsara2739 10 лет назад +1

    itak itomany mints dadanay s neninay ref o tonga lé andro ra atao io hir io a!

  • @lavorary
    @lavorary 11 лет назад +1

    Aona koa no fandia amin'io lol

  • @lalatianayolanderazafiniri4988
    @lalatianayolanderazafiniri4988 11 лет назад +2

    tena latsaka mits ny ranomasoko t@za naeno anzan voaloany oe ref anambady marina zan d zay no fietsempon' ny ray e!

  • @manonvrier
    @manonvrier 13 лет назад +1

    J'aime