Izaho dia zanak'i Momo saxophoniste Romy, Vonoy ny anarako sns. Ry Dada sy ny rahahiny miaraka mirevy tao antrano ary raha vao mihira an'ity hira ity dia latsaka daholo ny ranomason'izy rehetra. Hahahah mbola velona moa mamako tamin'izany ka tsy dia nanaitra ahy loatra satria fanaon-dry zalahy. Izao vao tsapako lalina ny dikany. Snif. Mandria ampiadanana daholo ry Papa sy Tontons isany. Mankalaza anareo zanaka Railovy letsy. Stève
C´est l´histoire d´un fils à ses 20ans qui rend hommage à sa mère pour tout ce qu´elle a faite et sacrifiée depuis sa naissance. Dans le monde ,il n´ya pas plus grand que l´amour d'une mère et la complicité mère fils.
Ndrii tena tsara malahelo an'i Mama zany, zay mankafy Railovy ❤️
Neny tiako ianao
Nitsiky ianao, ry neny tiako Fa fantatrao ny hafaliako Vao tonga teto an-tany aho Eny, hatramizao Dia nisahirana amiko ianao Roapolo taona, 'zao androko izao Tsaroako foana, fa tia ahy ianao Eny, f'eran-tany , ami'zao tonotolo izao Ianao no tsara indrindra, tsy foiko anatiko ao Neny tiako ianao, masoandro ifaliako Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO Izany adalako dia mitomany ianao Mananatra ahy mangina Manoro tsotr'izao FANTATRO RY NENY Fantatro ireny FITIAVANA TSY HO LO DORIA tononkira.serasera.org/hira/jeroma-randria/fantatro-ry-neny-1 tononkira.serasera.org
Matsiaro an'i mamako aho❤
Tiko be ❤
zany tokoa ny railovy, tsy mety lefy fa mangafeo mandrakizay !!! mankasiraka tompoko !
très joli la douceur de la guitare, merci !
Mpakafy Railovy h@fahazazana ary tena mpankafy h@izao. Misaotra anareo mamelomaso izany.
Tena tsara loatta. Na ny hira na ny mpihira.... tena itako...
Neny tiako ianao. Lehibe s'y Tsy mankaleo n'y Fitiavanao. Misaotra 💓
Izaho dia zanak'i Momo saxophoniste Romy, Vonoy ny anarako sns.
Ry Dada sy ny rahahiny miaraka mirevy tao antrano ary raha vao mihira an'ity hira ity dia latsaka daholo ny ranomason'izy rehetra.
Hahahah mbola velona moa mamako tamin'izany ka tsy dia nanaitra ahy loatra satria fanaon-dry zalahy.
Izao vao tsapako lalina ny dikany. Snif.
Mandria ampiadanana daholo ry Papa sy Tontons isany.
Mankalaza anareo zanaka Railovy letsy.
Stève
Merci ❤️
Hafa ihany ny fitiavan i Neny! Mankasitraka e
Misaotra betsaka fa tena tsara ô, ...ndryy mahatsiaro ny reniko aho, tena tia ny tarika Ny Railovy izy.
(Y) (Y) (Y)
Misaotra e😢
Tena tsara e !! Ankafihiziko
Quelle belle chanson, dommage que je ne comprenne pas les paroles ! Je l'ai découvert par hasard ici. En plus j'adore la douceur de la guitare
C´est l´histoire d´un fils à ses 20ans qui rend hommage à sa mère pour tout ce qu´elle a faite et sacrifiée depuis sa naissance. Dans le monde ,il n´ya pas plus grand que l´amour d'une mère et la complicité mère fils.
C'est une chanson destinée à toutes les mamans pour cette fête des mères 2022
Bonjour, L'amour inconditionnel et éternel qu'une mère a pour ses enfants .
Tena tiko laotra lay hira. Mankasitraka indrindra
Tsy foiko anatiko ao n'y neniko. Fitiavan-janaka lalipaka no nomen'ilay masoandro nifaliako.
💓
merci tombo ah
Ndryyy tiako loatra e,,..
Manja e !
marina izany
:-)
faniry raelison
roland raelison
Tsy mahay mihira
Fa hono hoa ry Zo Rasolo, hoatry ny ahoana izany hoe fahaizana mihira?
mety tsara ny nihirany azy, tsy voatery ho copier bête feon'olona koa nge fa samy manana ny talentany eh, bravo Hery , tsara be
Sao dia Johnny Halliday kosa no tianao hihira azy?
Tena mahay mijota. Diso ianao.