Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Mankasitrak e,tsy lefy laza sy hatsarana ,respect
Wow que de souvenirs, tsy lany manja nama n'y kalony fahiny bravo à vous tous 👏👏👏👏🌹🌹🌹🌹 misaotra indrindra tompoko nizara ity hirako mamiko indrindra ity merci beaucoup
🥰🥰🥰
❤❤❤❤❤❤❤ tsara
Tsy maharaka ny tena izy fa misaotra fa efa niezaka
Mba te-hahazo ilay original ka i Jérôme Randria / Railovy no mihira e. Misaotra am-panajàna izay manana io
Ara mihintsiny ny hira talocha misy ventiny Sy ranony ka mampisy fisainana lalina Sy fahendrena Misaotra eeee🙏🌺
Tsy azo vonoina ity hira ity eh❤
Mankasitra e!
Lavitra be an’ny feon’i jérome randria. Mifona fa izaho aloha mahita hoe « zesta » no betsaka eto
marina e! dommage fa simba ilay hira!!!!
@@dominiqueramiarisoa9630 Mpamalakira tay @apango io
Izaho koa mahita hoe faran’izay RATSY. Fihetsiketsehana ny 99% . 🤮🤮
Ohatr'y ny mirrrrool R Izy le miteny, dia hafa ilay feo R rehefa mihira
Ka tsy hisy feo hitovy izany anie. Tokony hisaotra azy isika mba mampahatsiahy ny hira fahiny
Tsara ny tamberina ahitana ny akanto ny maha Malagasy antsika.
Thank.u.it's very nice songThank u so much
❤❤❤❤
Misaotra Nary Railovy
Tilko be
Raisina n'y gaoma rehefa Tsy anjara.
merci pour chanson si magnifique
tena mbol tsara be!! tsy lefy laza! misaotra e!
Tsara mihintsy
tsara latra o misaotra besaka
Tonony sy feony: Bessa.
Mankasitraka tanteraka! Vola Europe
Ndriii ny fahazazako ❤❤❤❤
tsara be kosa e

Thank.u.it's very nice song
Thank u so much