tsara be le ny Tompo itahy sy anome anareo n feo tsara s talenta tsara afahana idera azy mandrakizay tianareo Jesosy:::ary n parole za anle parole azfd
maita tenenn fn ! akizy tsotra kely io nga manao pataloha na oe maquillage . Faut tjrs qlque chose a redire , misy etude natao io clip io oe manao otrzao sy zao dé nasaina mandihy mietsiketsika otrnio izy maotina tsara tsy oe elle fait trop , y a rien de deplacer
Amazing!! Can you please send me/post here, the Malasagy Lyrics so our National Pioneers can worship with this song in their fellowship locations? thank you!
ENTO AHO ANILANAO Ento aho anilanao Toetra eo mandrakizay Omeko Anao ny fiainako Handre Anao aho fa sakaizanao Ianao no faniriako Tokana tsy mba foiko Tsy misy afaka haka ny toerana (Jesosy o) Sy hanome ny afom-pitiavanao Toroy lalana aho Ento aho anilanao Ianao no ilaiko Ianao no irin'ny foko Ianao no ilaiko Tario hahita Anao Anilanao Ento aho e
Mankasitra trara lotra
👏💯💯♥️♥️😘♥️♥️
Gloire a Dieu Tiko be ty hira ty
tsara lotra 💝❤ Ianao tokoa no ilaiko Jesoa , ny alinao 😍😘❤ manaksitraka
Harilanto, pour moi, c'est une jolie découverte. Elle m'a converti :3
I love this song❤
Draw me close to you😊
mafinaritra e sady tsara be ilay hira tafita ny hafatra :) :)
Waouhh tiko b ilay hira peace
Makasitraka tompoko ! 💒💌💌💌🙋
Tsara beee 😍
makasitraka tompoko 🙏🙏🙏🙏
Tsara be deraina Tompo
Misy itovizana ianareo piray tampo ngaha
Tsara be kosa an,,merci pour vous deux☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆♥
Gustave Fananganantsoa ać c Je
Misaotra betsaka nizara hira piderana zany
Ianareo otrany kambana reny mihtsiny eo tarehy
efa tsara eh!! tsara lotra
Tsara be 💕
Tsara b le clip
Ianao ilaiko ianao no hiriko eo anilanao JESOSY o
Mahfinaritra be👍
Tsara b le hira nareo :)
tsara be le ny Tompo itahy sy anome anareo n feo tsara s talenta tsara afahana idera azy mandrakizay tianareo Jesosy:::ary n parole za anle parole azfd
ilay fahatsoran i Jesosy tsy hita fa le vehivavy no misongadina, nataony ao aoriana i jesosy
maita tenenn fn ! akizy tsotra kely io nga manao pataloha na oe maquillage . Faut tjrs qlque chose a redire , misy etude natao io clip io oe manao otrzao sy zao dé nasaina mandihy mietsiketsika otrnio izy maotina tsara tsy oe elle fait trop , y a rien de deplacer
@@andrialova705 marina mints e
Digne d'un Walt Disney 👸😂
Je me suis dit aussi 😂
Amazing!! Can you please send me/post here, the Malasagy Lyrics so our National Pioneers can worship with this song in their fellowship locations? thank you!
ENTO AHO ANILANAO
Ento aho anilanao
Toetra eo mandrakizay
Omeko Anao ny fiainako
Handre Anao aho fa sakaizanao
Ianao no faniriako
Tokana tsy mba foiko
Tsy misy afaka haka ny toerana (Jesosy o)
Sy hanome ny afom-pitiavanao
Toroy lalana aho
Ento aho anilanao
Ianao no ilaiko
Ianao no irin'ny foko
Ianao no ilaiko
Tario hahita Anao
Anilanao
Ento aho e
Harilanto RATSIRAHONANA
tsara kosa k :)
TSARA BE…. Misaotra e
Tsara eh!!
tsra be, makasitraka
💯❤❤❤❤❤❤
Eto anilanao aho JESOSY
tsara be harilanto a
Tiko, mankasitraka eh
Tsy afaka téléchargena ve?
Tsara be
Draw me close to you...
Udhxjdjxdkxu rubrnakdkxkxxbcoxjx'xixlwjxoxhxkxjxkxhkxbwxhwkhixjdjxijxkdjxkxujwjxdjdkdididiidi&
Jdjdbdpjldywjd6dydkldjkdjldjdidbidhdidudidhdihhdidfdjwidysisswjhwjsjsjwyHdkhwidhsusy72857s6idjsksususususususysuzuuzususuzudukddjduzuususizuidu1iuzjcgqgsjsf&sdgskjdiy7o8z9s6uh@jiq668o7oiiqixi9a212345678901iwhxkdhkdhwkwhxjydkddj
TSARA !!!!
Tsara ny Tompo e
Tsara be,
tena mampiova fo
ilay an ilovatiana no tiako be
Tena choix mihintsy ve ilay nanao traduction??
Ny Aina Raharimanantoanina de nanao commentaire mints vé ry Ny Aina 😂
Bahasa apa ya?
Hoan'izay mitady na te hieno version hafa :
ruclips.net/video/a_tdG9yM93A/видео.html
@fenosoaAlbert