Anao ny anao Bolo.

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 янв 2025

Комментарии • 16

  • @RavoniJo
    @RavoniJo 9 лет назад +6

    Anao ny anao, anay ny anay, yeah yeah yeah
    Izahay mba te hanan-karena, mba te hanan-karama
    Ampiasa sinoa ve izahay sa ampiasa karana
    Toa mandetika firenena angaha ilay fampanjakana
    raha ny tsy mahay manao sonia ampian'ny tsy mahay manao lalana
    Izahay izao te hamboly e, hanamaitso tontolo o
    tsy hoe gasy miala bala izahay fa gasy miala voly e
    dia mandra-paha fotsy volo o, mahay mitady vola e
    tropikaly tsara ny any ambanimbany volo o o o
    REF Anao ny anao, anay ny anay (x3), anao ny anao ao ao a ao
    Raha noana ianao dia tsy omenay, fa hanenina eo ianao raha hanananay
    Anao ny anao, anay ny anay, anao ny anao
    Yao yao yao
    Dia rehefa manan-karena dia mba manan-karama,
    Ampiasa sinoa izahay sady ampiasa karana
    Hampandroso firenena nefa izahay tsy te hahalala
    tsy mila atao sonia io fa fitrandrahana ala
    avelao izahay amboly e, ampiasa tanam-polo e
    amin'izay gasy miara noana, voky vao mba miala voly e
    dia ilay hafatry ny Ntaolo o, aza avela ho bobongolo e
    aza atao mahafaty lolo oa ilay tsikalakalam-bola o o oaah
    REF
    Yao yao yao
    Fa mbola mitady harena fa izay no hikaramana
    hiasa amin'ny sinoa izahay raha tsy ampiasain'ny karana
    te hanavotra firenena ihany fa misalasala
    raha mba nahay nanao sonia oa tsy nitambazana gala
    variana amin'ny kolikoly oa ndry zareo mpikolokolo e
    manohana ara-tsandry an'ireo mpanohana ara-bola e
    Rehefa mitaraina noana fahanana amin'ny bala
    raha maty aza lalaina fa very ireo tongo-bolo o o oaah
    REF
    Yao yao yao
    avelao izahay amboly e, ampiasa tanam-polo e
    amin'izay gasy miara noana, voky vao mba miala voly e
    ilay hafatry ny Ntaolo o, aza avela ho bobongolo e
    aza atao mahafaty lolo ilay tsikalakalam-hum hum (x3) tsikalakalam-bola, mbola, mbola
    tsikalakalam-hum hum (x2) tsikalakalam-bola, mbola, mbola
    REF

  • @rktsfa1914
    @rktsfa1914 9 лет назад +1

    hitako ny vodin i Bolo !hahaha

  • @solangemaria5562
    @solangemaria5562 3 года назад

    Revekoe beu, tiko 💌😍👊👍

  • @tantelyandriamalala
    @tantelyandriamalala 4 года назад

    Tamzany✌

  • @neriahrandriambelonary3942
    @neriahrandriambelonary3942 5 лет назад

    mlay zany resaka zany, mahafinaritra e

  • @toukirkt9543
    @toukirkt9543 9 лет назад

    norma be fa tohizo ee!!sixx

  • @zombitse
    @zombitse 9 лет назад

    satria tsy maintsy ankasitrahana ny fijery mitombona, sy ny fanahy manome aina ho zaraina ka ho anao ry " bolo "ny hevitra " any "ny manambara fa tonga ny hafatra"!
    tsara ny tokontany midadasika hita avy eto am laisany ry zalahy!

  • @tatahasina5350
    @tatahasina5350 7 лет назад

    mlay b ranga!

  • @xoxomg99
    @xoxomg99 9 лет назад

    M'lay eh!Aza adino ny ety am tanana!!Taiza le clip no natao?

    • @Andrihasina
      @Andrihasina  9 лет назад

      Tany antanindrazana no nanaovana an io rakitsaray io.

    • @xoxomg99
      @xoxomg99 9 лет назад

      Taiza io??

    • @boloakaraloob
      @boloakaraloob 8 лет назад

      Bongatsara! Commune Ambatolampy. Distrika Antanifotsy

  • @rakamandriamizaka3358
    @rakamandriamizaka3358 5 лет назад

    milay ny afatra ra Bolo

  • @zombitse
    @zombitse 9 лет назад

    *anay (fa tsy "any")

  • @aimeelucieramaroson5508
    @aimeelucieramaroson5508 7 лет назад

    O

  • @danielparizot7980
    @danielparizot7980 6 лет назад

    raha noana ianao ve tsy omenay
    f hanenina eo iano raha hanananay