izaho dia mpankafy rah kicky hatrizay ary ho mandrakizay,anisan'ny tena tiako ity hira iray ity a. fa mba misy fanontanian iray zay fa tena tsy misy mamaly mitsy;mba miangavy anao za ra mba mety mba hamoaka ilay hira "RATRAKO" iny fa tena tiako tena tiako izy iny nefa ts hita intsony.tamin'ny taona 2006 no nahenoako azy dia ts hita tson nef efa tapitra nananako daholo ny CD fa tsisy azy mits.manantena valiny mahafapo avy aminao
Tsy ny olona rehetra no mety hahatakatra ny tian'ny mpanoratra ambara, ary arakaraky ny hira koa ny sary mivoaka fa tsy de hala tahaka araka ny hevitry ny sasany io ... mba miova feeling koa ndraindray é !!!
izaho dia mpankafy rah kicky hatrizay ary ho mandrakizay,anisan'ny tena tiako ity hira iray ity a.
fa mba misy fanontanian iray zay fa tena tsy misy mamaly mitsy;mba miangavy anao za ra mba mety mba hamoaka ilay hira "RATRAKO" iny fa tena tiako tena tiako izy iny nefa ts hita intsony.tamin'ny taona 2006 no nahenoako azy dia ts hita tson nef efa tapitra nananako daholo ny CD fa tsisy azy mits.manantena valiny mahafapo avy aminao
Tsy ny olona rehetra no mety hahatakatra ny tian'ny mpanoratra ambara, ary arakaraky ny hira koa ny sary mivoaka fa tsy de hala tahaka araka ny hevitry ny sasany io ... mba miova feeling koa ndraindray é !!!
Sûr zoky aa❤❤
I totally appreciate tkx Rackicky
M'lay fa tohizo dadaaaa !!!!!!!👍👍👍👍👍👍
Mercie koahe zoky eh!!!!! contry boy!!
Tiko lotra mankasitraeeeee! 😍😍😍😘
tiako rangahy ity hira ity ah, rehefa te himeme iny aho dia ity no henoiko, tonga dia afaka ny sorisorin-tsaina
mijery an'i mima vo mba misy feeling ,aaaaaahh,mlay e
tene feeling hafa , miavaka amin maro . tohiz dans ce sens é
mlay lesss !!! reveko b
Tsara be ilay hira ❤❤
ao tsara kosa lay feeling ;)
tsara le hira😘😘
Siora👍👊👊
Hainao le raha
Top Top
OKAI les ra #maitre anh!!!!!!!!!
Vazo tena milay e! ankafiziko
Sur zuk be Ckiky aa.. Ao tsara
Ny ainga
Tiako bé. Mankasitraka 😘🎤
Otrany tiko kosa a! surrr
tiko lesy ty hira ty
Miombon-kevitra @sasany : tsara ilay hira fa ilay raki-tsary soloy fa tsy mahafa-po loatra
cv fa le clip rangah mb amboarina kel ra maitre a
miavaka amin'ny maro marina izy zany zoky a! omeo azy mintsy ny fantsy fa tsy mlay le fahasarotam-piaro a!ok! ok!
Tsara be
reveko be zany revin zoky zany
O yeah
💓
Alefaso an ccb ny tataran tony mitsy
sura fôna e
masobara feat ket Kenny antagnan'olo
manja e
4 tu
tsy mazava clip io fa soloa afa
Hahaaha
Jolie mélodie. clips ao tsara. Feo tsara be. Fa le tonokira no très drôle...
hi5
i OM-GUY ve no jerenao??? hahaha
le feo tena tsara mambabo