Coulisse Vahombey 02 aout 2015 by tv plus madagascar

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 30 янв 2025

Комментарии • 35

  • @ngahybe3240
    @ngahybe3240 Год назад +1

    00:15 - Ilay Malala
    09:52 - Mangana
    21:20 - Salanitra ny ambanilanitra
    29:19 - Faniriako
    39:50 - Revolisiona Vazimba
    51:28 - Masoandronao

  • @SimonSolomampionona
    @SimonSolomampionona 8 лет назад +1

    izaho efa mpijery vahombey fa tena varatra be foana rehefa miseho e, ary ny mpitendry miaraka amin'ny vahombey dia manamafy izany fa tena ohatran'ny bandy nivoaka tany amin'ny woodstock be reny mihintsy a, tena mpitendry mavesatra be e, ary misaotra an'i Christina mpanolotra amin'ny coulisse fa tsara be ilay fiakanjoanao tamin'ity , ilay volo tena mety be, félicitations

  • @minoarivelo
    @minoarivelo 9 лет назад

    Misaotra betsaka Vahombey! Zah efa mpanaraka hatramin'ny fahakely! Tsara, tiako koa ilay version Ray ô mba faniriko!

  • @mahaleodoriamana9577
    @mahaleodoriamana9577 8 лет назад +1

    NY tena marina tsy takatry ny olona tia maneritery fisainana ny fotokevitra ijoroan'ilay rangahy ity fa ny ahy aloha dia ny fahamarinana (exactitude) ny mozika ataony no tena mampihaiky ahy mpanao mozika maromaro ry zareo fa tena mifanaraka sy tsy misy mipika na naoty na nuances !!! poatsatroka !

  • @irnaha632
    @irnaha632 9 лет назад

    reveko mlay eee👍👍👍👍👍

  • @fitiafanajaniaina661
    @fitiafanajaniaina661 7 лет назад

    tsara. zao aho vo mijery fa tena mahaliana ny fanaovanao mozika. manankarena fahaiza manao.

  • @TokyRami
    @TokyRami Месяц назад

    Ndriiii ikaky 😢

  • @MultiSpeedos
    @MultiSpeedos 9 лет назад

    Manaja hatrany Zokilahiko! Mila maritoerana ijoroana izahay... ianao no anisan'izany!

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 9 лет назад

    Ny andrasako, hira iray avy aminao sy Olombelo Ricky ary enao sy Theo Rakotovao. Tena power duet ireo amiko. Ny androany nahafa-po, indrindra ilay"Ray o mba faniriako". Tsy andriko mihintsy ireo, ilay philosophie ho avoakanareo mihintsy no manitikitikahy.

    • @vahombey
      @vahombey 9 лет назад +2

      Anisan'ny faniriako hatry ny ela ireo nambaranao ireo. Antenaiko ho tanteraka indray andro any :-)

    • @vahombey
      @vahombey 9 лет назад

      Anisan'ny faniriako hatry ny ela ireo nambaranao ireo. Antenaiko ho tanteraka indray andro any :-)

  • @gasyihany
    @gasyihany 9 лет назад

    Ny manaitra @ Vahombey dia ny fahaizany mampifandray ny kolo-tsaina, ny finoana, ny zava-misy ara-piaraha-monina sns. Izany ho ahy no tena atao hoe zava-kanto, misokatra ary mampisokatra tsy ankijanona ny tontolon'olombelona. Misaotra anao zokilahy fa tsy ho adino mandrakizay ianao.

  • @damahschos9825
    @damahschos9825 9 лет назад

    Zokibe, Manaja anao aho.
    Ianao ve mifoka sigara rehefa mampiakatra sa mihanikazo?

  • @lovasoarazafindramanana9501
    @lovasoarazafindramanana9501 9 лет назад

    Hafa mihintsy i Vahombey rehefa eny antsehatra

  • @esthellarazanadrasoa3515
    @esthellarazanadrasoa3515 9 лет назад

    izay aho vo nahare hiran i Vahombey , tsara ilay mozika , ilay toniny ko feno poezy mafinaritra

  • @hanitrarakotojaona3458
    @hanitrarakotojaona3458 9 лет назад

    Tena love be @ le version aho. Misaotra betsaka

  • @ralisalucien5145
    @ralisalucien5145 2 года назад

    APETRAKA AM-PELATANAN' Andriamanitra dia JESOA TOMPON NY Aina SY NY Vatana NY Fanahinao ZOKILAHY Vahombe Dieu Donné -------
    Deotoronomia 17:8 Raha misy teny sarotra loatra amin'ny fitsarana ka tsy efanao, na ny amin'ny mahafaty aina, na ny ady na ny vonoana, izay iadiana ao an-tanànanao, dia miaingà hianao, ka miakara any amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao.

  • @TBC-rr4hi
    @TBC-rr4hi 9 лет назад +1

    Aty ivelany aho izao no nahita ilay coulisse on TV. Mankasitraka leitsy Zoky a, mankasitraka ihany koa ny zanako vavy tamin'ilay "Masoandronao". Tsapako mihitsy ny fanajan'ialahy an'iny hira iny, satria amin'ny farany foana izy vao hirain'ialahy. Misaotra, misaotra, misaotra ho tahian'Andriamanitra leitsy. Ben

  • @tianarakoto697
    @tianarakoto697 9 лет назад

    za manokana tena tia anle mozika Ray o , mb Faniriko in, tiako ambar we hiranao v iny? tsar b le version anao amle iz, mankasitraka

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 9 лет назад

    Misaotra indrindra! Manana isika Malagasy manana olo-manga toa izao! Ny hany mba hangatahana dia aza miady irery! Mivondrona fa izay no hery, ary be ny adidy mbola miandry manolohana izao jadona, tsindry, halatra, tsifandriampahalemana, ampihimamba eo @ ny harem-bahoaka ataon'ny sasany eto Gasikara izao! Mankalaza ny kolon-tsaina, soatoavina raiketin'ny asanao sy ny mpanarakanao! Malehoa, mahalasana!

  • @renepatrickrandrianasolo4641
    @renepatrickrandrianasolo4641 9 лет назад

    Manaja hatrany Zoky a ! Misaotra amin'ny fanabeazana maha-olona.

  • @julieemmafiononantsoa6681
    @julieemmafiononantsoa6681 9 лет назад

    Nampilatsaka ny ranomasoko ny tantaranam-piainanao.Samy manan ny alahelo anaty tokoa ny olon tsirairay....

  • @SimonSolomampionona
    @SimonSolomampionona 8 лет назад

    tsy maintsy tokony atao ve ny fangalaran' omby?

  • @loostaloshii9237
    @loostaloshii9237 9 лет назад

    Manana harena Miafina betsaka i Madagasikara.

  • @nirvanacannock6430
    @nirvanacannock6430 9 лет назад +2

    Zanakao ve left vehivavy io! Tsaratarehy tiko be: tsara le tononkira tohizo fa tsara mankasitraka

  • @damahschos9825
    @damahschos9825 9 лет назад

    dizina be daholo nareo e!
    Azafady an!!!!!

  • @thiers526
    @thiers526 8 лет назад

    efa ela no nandao ny tanindrazana dia faly mahita anao eto @ RUclips;ho tahin'ilay nahary ianao vahombey...mahafinaritra e!

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 2 года назад

    Iza marina moa izao Andriamanitra izao ary misy marina ve?

  • @damahschos9825
    @damahschos9825 9 лет назад +1

    Toa jenjijenjina anie zany mason'ny ankizy izany e!!!

  • @damahschos9825
    @damahschos9825 9 лет назад

    Valin-teny Magy sy ny kintana ary Jesosy Kristy napetrakao zokibe:
    ENY JESOA KRISTY Razokilahy dia efa NISY Hatrizay HATRIZAY ary ho MANDRAKIZAY . Hoy ny tenin'ny SORATRA MASINA. Nisy Talohan'ny nahariana izao tontolo izao ary aorian'ny fahataperan'izao tontolo izao.Ary Izy no anton'ny nahariana izao Tontolo izao. Tsaratsara mamaky ny Baiboly vao mametraka ireny fanontaniana ireny tompoko!

  • @hajatianarabenoro6981
    @hajatianarabenoro6981 9 лет назад

    Ilay malala... mankasitraka zoky a

  • @jhovanaliejoonie9179
    @jhovanaliejoonie9179 9 лет назад

    Mankasitraka indrindra zokibe ,hafa mihitsy rhfa n b traikefa n miaka-tsehatra ,manatena fa hisy fampiaraham-peo @ OLOMBELO RICKY?..THEO ..NJAKATIANA