"Fan" de Mahaleo en général,de "Mr Dadah"en particulier.Un grand poète,pour ne pas dire le meilleur.Modeste mais grand.Azafady am le vamnanana fa ho lava be raha teny gasy.Trano sud sy nord:hihihi teny am "cité U"67ha:efa samy "soir2"isika 2lahy hihihi.Merci DADAH.
Ambentin-kiran'i Dada ny fiatrehana fahafatesana taminny album ny sy ny teniny - jereo fotsiny ny fanombohany ny resaka teto....efa lehibe...sns...mety afaka nanotanianareo hoe ...matahotra fahafatesana sy fiafarana angaha ianao???
Adinonareo ny nanontany hoe betsaka ny hirany ny milasa fitia afenina, tokatrano imaso, fitia antsokosoko....nety ho fantatra ve ny anton'ny fiverimberenan'ireny???
Tena mpiondana Mahaleo ny tenanay nefa angamba tsy ho saropiaro ny namana rehetra fa nisongadina hatrany ny sanganasan'i dadah. Sakamalao sy havozo hoy ny fitenenana ka samy manana ny hanitra ho azy. Mirary ireo taranany mba handimby sy hanohy ny asan'izy ireo. Efa mpandova avy hatrany ianareo
Dia nirotsaka tsy satry ny tomany, Nandao anay ianareo (Raoul, Nônô, Fafah, Dadah) Hikopak'elatra any an-danitra vaovao Hasambaram-baovao, ho rivo-baovao Ando tsaran'ny maraina ho anareo Fa ny anay hovonoinay ny tsiahy Ho soloinay hirahira tsy ampanahy. Mandria am-piadanana ianareo !
NOheveriko fa tsy tokony nanontany ianareo hoe maninona ny volony no nosolaina. Satria angamba tsy mila manontany dia fantatra ny antony. Raha niova volombava izy dia marina izany...indraindray mba misy zavatra tsy fanontany ihany.
Mahafinaritra kokoa ilay Dadah miara-mihira amin'ny vehivavy. Heno kokoa ny tsiron'ilay hirany :) tsy hoe ratsy ilay izy irery fa hafa ihany ny " duo " :) Hafa mihintsy ny mihaino azy e ! Merci
Mahery i lery kah ! tsara daholo ny hirany , feno anatra feno fisainana feno fahendrena , na ny hira comique aza tsara daholo ee ! MISAOTRA ANAO NY TENAKO
"Fan" de Mahaleo en général,de "Mr Dadah"en particulier.Un grand poète,pour ne pas dire le meilleur.Modeste mais grand.Azafady am le vamnanana fa ho lava be raha teny gasy.Trano sud sy nord:hihihi teny am "cité U"67ha:efa samy "soir2"isika 2lahy hihihi.Merci DADAH.
ra mbola 2ème voix, mbola tsis otran'i Dadah!!! chapeau l'artiste! RIP
Sampandraharaha Arofenitra ny tendry guitare 🎸 koa tena miaiky ny tenako.....
Mr DADA pour moi est le plus grand artiste populaire, auteur compositeur, chanteur. Il restera toujours dans mon cœur ❤❤❤, repose en paix.
Eh ouiiii c'est vraiment dommage 😕😏😢il est parti trop tôt !!! Repose en PAIX DADA 🕊️🕊️⭐⭐😢
May 2021, misaotra Dadah. Mandria am-piadanana. Faka tahaka tanteraka ilay fahatsoranao.
Thank you very much! beautiful songs! I' m so proud to be malagasy.
Misaotra betsaka an!
respect grand maitre Dadah Rabel....io no mpihira tiko ndrindra ao @ tarika
❤️❤️❤️ Misaotra betsaka anao tamin’ireo soa sy mamy navelanao . Mandriam-piadanana Dadah
Feno fahatsorana be i Dadah miresaka ! mandria ampiadanana
Ambentin-kiran'i Dada ny fiatrehana fahafatesana taminny album ny sy ny teniny - jereo fotsiny ny fanombohany ny resaka teto....efa lehibe...sns...mety afaka nanotanianareo hoe ...matahotra fahafatesana sy fiafarana angaha ianao???
Adinonareo ny nanontany hoe betsaka ny hirany ny milasa fitia afenina, tokatrano imaso, fitia antsokosoko....nety ho fantatra ve ny anton'ny fiverimberenan'ireny???
Tena mpiondana Mahaleo ny tenanay nefa angamba tsy ho saropiaro ny namana rehetra fa nisongadina hatrany ny sanganasan'i dadah. Sakamalao sy havozo hoy ny fitenenana ka samy manana ny hanitra ho azy.
Mirary ireo taranany mba handimby sy hanohy ny asan'izy ireo. Efa mpandova avy hatrany ianareo
RIP ho anareo Fafah sy Dadah, tena ontsa ny fanahy 😭😭😭
Mankasitraka ny aty e! Mahafinaritra be ny fiarahan'izy telo mianadahy, hiasaorana koa ny "Coulisse On Tv " manome ity serasera ity !
Dia nirotsaka tsy satry ny tomany,
Nandao anay ianareo (Raoul, Nônô, Fafah, Dadah)
Hikopak'elatra any an-danitra vaovao
Hasambaram-baovao, ho rivo-baovao
Ando tsaran'ny maraina ho anareo
Fa ny anay hovonoinay ny tsiahy
Ho soloinay hirahira tsy ampanahy.
Mandria am-piadanana ianareo !
Milay foana ranga rehefa hiran'i dadah no kaloina a!Na iza na iza no mihira azy!Ilay Harenan'ireo tononkiran'i Dadah mihintsy no mampiavaka azy!
Tsy maty ao am ponay enw dadah,, paix à son âme
Tena mpihira feno mandria ampiadanana dadah Rabel
Tsy maty mandrakzaiii ao anatiny fonay n fitiavan anao dadah s fafah 😭😭😭😭
Misy ny henjana fa misy ihany koa ny tena henjana, misaotra Dadah
NOheveriko fa tsy tokony nanontany ianareo hoe maninona ny volony no nosolaina. Satria angamba tsy mila manontany dia fantatra ny antony. Raha niova volombava izy dia marina izany...indraindray mba misy zavatra tsy fanontany ihany.
Efa tonga amin'ny ambony indrindra ianao ingahy dadah ka dia ny ho ela velona sisa no irariana ho anao!mankasitraka!
❤❤❤❤❤❤ merci dadah
Misaotra Dadah amin'ny soa sy kanto navelanao. Mandria am-piadanana.
Mandria am-piadanana DADAH SY FAFAH. Tena mpankafy tsy manadino ,ary dia misaotra t@ soa navelanareo.
Za aloha efa mpakafy Dadah hatramin'zay, fa tena mahafinaritra mihitsy ity sipa ity :-)
Raha ny hevitro i Inah no mbola hitako tsara feo indrindra amin'ny mpihira Malagasy vehivavy.
harison ratovohery mitovy hevitra aminao ihany koa aho
C’est pour ça qu’elle a été choisie par le Grand Dadah 🖤🙏💪🏻🍀👏🏻🇲🇬🎧rip
eisyyy mahita ny bikany mafatifaty eo ndray e.....
Misaotra Dadah Rabel fa tena nahafinaritra anay tarika Mpakafy ny asan tananao ary tena mbola mamiko foana hatramizao !!!
Mangina, misaona ny mozika Malagasy. Mankasitraka tam soa navelanao 😥😥
Mon préféré 🙏🍀🖤🌙🌒🌙rip
Je clic sur j'aime zoky Dadah a! hoela velona tompoko ô!
Adinonareo ny nanotany hoe iza amin'ny hirany no tena marina sy zava-misy tamin'ny fiainany
Efa zokinjokiny kah mivavaka! latsaka be zah! Fa zah alu fan an!
Hafa iany Dadah. Mandria Ampiadanana
mandria am-piadanana DADAH RABEL, misaotra nizara ny kanto
aona ary no mba afaako miresaka amn Inah, variana mitsy aho mieno azy mihira. tsotra nefa tena kanto!
Misaotra ny namana rehetra ao amin'ny Colisse! tena mahafinaritra.
Mankafy et mankasitraka anareo izahay aty ampitan-dranomasina.
Mankasitraka fa tsara loatra e,ela velona Dadah an!!
Zany ka artista e!
Ela ny ela naheno indray ireo hirahira tsy faheno hatrizay, miampy ny hira vaovao t@ sofina. Misaotra ny TV Plus sy ny mpanankato.
Manan-talenta kosa raha tononkira (y) ! Tiko tsotra zao... surtout ity miaraka am Inah ity e
Misaotra anao Dadah, raha mba lasa 1/3 n'ny fahaizanao music ny tenako dia efa sambatra sahady.
Rip Dadah 😭❤️
Mahafinaritra kokoa ilay Dadah miara-mihira amin'ny vehivavy. Heno kokoa ny tsiron'ilay hirany :) tsy hoe ratsy ilay izy irery fa hafa ihany ny " duo " :)
Hafa mihintsy ny mihaino azy e !
Merci
Otran'ny hoe zanany hono i Inah e
zao aho vo naeno an le "Fony Isika". Tena mahay hira io Inah io.
Mandria am-piadanana zoky Dadah,ato am-ponay foana
Misaotra Dadah! 😭 Mandria am-piadanana
Mahery i lery kah ! tsara daholo ny hirany , feno anatra feno fisainana feno fahendrena , na ny hira comique aza tsara daholo ee ! MISAOTRA ANAO NY TENAKO
Fisaorana hatrany amin'ny Fitiavana
tsara mintsy aloha ny coulisse on tv fa misaotra indrindra ny tv plus!
R I P Dadah. Misaotra t@ ireo hira kanto ê!
Tena malahelo tanteraka 😭😭
hafa mitsy ny feony, tsy hay tahafina sahala am ny an'i Fafah
Mandria ampiadanana Zokibe Dadah😪
DE manantena an'ilay manaraka fa mino aho fa tsy ho latsa-danja amizao
Hafa koa ny dian-tànany rehefa mamorona sy mitendry ny hirany an
Mandriam-piadanana zoky dadah!
Mandria ampiadanana Dadah..
Repose en paix Dadah😭
milay fona e!mankasitraka e!
Mandatsa-dranomaso. Mandria am-piadanana zokibe ray aman'dreny.
Mandria ampiadanana Dadah 😧 indrisy...
Tena nanohina ahy loatra ny fahalasanareo. ;-(
mandriapiadada dadah ts fafa😭😭
MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO O!HO TAHIAN"ANDRIAMANITRA ANIE IANAREO!!
RIP dadah :(
Formidable
Inah = j`aime sa timbre
Merci Dadah
Rip dadah
:( tsara loatra ny kanto navelany
mampalahelo loatra mahita izao mandria ampiadanana
Kanto lotra
tsara e! manimaninany any @ tànana
iatrao fa aza rikorik syianao ilay tsy manatsahala ilay nisafidy hizara ny diako',tsara daholo ny hira ao anatiny io coulisse
😢😢😢
tiko
MER6 RAZOKY BE A
P