Hafa mihitsy ny gadona atolotry ny Tarika Levelo e ... za dia tena mpankafia ... tsy miala amin ny Tarika Levelo . Misaotra an Ilay Nahary fa voatazon ireto mpandimby ny kanto tsara navelany ...
Misaotra e. Mankasitraka. Mbola hafa ihany ny hira niainga tamin'ny vakoka sy kolontsaina Malagasy. Tonony mazava tsara. Gadona malefaka sy mirindra. Gadon-kira tena Malagasy. Tena manome voninahitra ny mpamorona. Midera ny vadiny. Hisaorana koa ny mpitendry zava-maneno sy ny mpihira nahay nitazona ny firindran'ny hira. Misaotra e.
Mankasitraka be ny fandaharana mamelomaso ny tena kanto malagasy e! Ny indro kely fotsiny mety hanatsarana zavatra, satria tena sehatry ny zava-kanto ilay fandaharana dia mba miangavy ezaka kely @ fanontaniana sy ny resadreraka, marina fa coulisse ilay izy fa tena milay kokoa raha mba miditra lalindalina kokoa, mba fanontaniana mafonja, lalindalina kokoa, miditra @ tena atifanahin'ny kanto sy ny tontolon'ny mpanakanto. Manjary hita loatra hoe tsy feeling-n'ny mpanolotra ilay izy indraindray...
🥰🥰2024 mbola ato ihany 👌👌
tiko ny LEVELO ary ilay mpanolotra tena mahay merci coulisse!
Hafa mihitsy ny gadona atolotry ny Tarika Levelo e ... za dia tena mpankafia ... tsy miala amin ny Tarika Levelo .
Misaotra an Ilay Nahary fa voatazon ireto mpandimby ny kanto tsara navelany ...
Tiako loatra ireto tarika ireto :TARIKA LEVELO ❤
Misaotra e. Mankasitraka. Mbola hafa ihany ny hira niainga tamin'ny vakoka sy kolontsaina Malagasy. Tonony mazava tsara. Gadona malefaka sy mirindra. Gadon-kira tena Malagasy. Tena manome voninahitra ny mpamorona. Midera ny vadiny. Hisaorana koa ny mpitendry zava-maneno sy ny mpihira nahay nitazona ny firindran'ny hira. Misaotra e.
Levelo artiste teno tiko...manohana ny foko...mandrakizay ny sanganasany...samba ianao mme Lolona nandova ny tena arena mandrakizay...
Mampiaiky ny tonga de nandraisan'i Mahery an'ty relève artistique ty. Mpiondaana Levelo efa hatramin'ny taloha ve?
Izaho dia tena tia an'i LEVELO ! Izy dia namelona ny vazo gasy .
fitambaran-ptendry gloum favory rehetre!!!!
Mankasitraka be ny fandaharana mamelomaso ny tena kanto malagasy e! Ny indro kely fotsiny mety hanatsarana zavatra, satria tena sehatry ny zava-kanto ilay fandaharana dia mba miangavy ezaka kely @ fanontaniana sy ny resadreraka, marina fa coulisse ilay izy fa tena milay kokoa raha mba miditra lalindalina kokoa, mba fanontaniana mafonja, lalindalina kokoa, miditra @ tena atifanahin'ny kanto sy ny tontolon'ny mpanakanto. Manjary hita loatra hoe tsy feeling-n'ny mpanolotra ilay izy indraindray...
MISAOTRA Betsaka, Mankasitraka Tanteraka, Tsara Lova tokoa Ianareo satria Mahay Mihazona Tsara ny tena maha Malagasy Ho Tahian i Tompo e
Efa mpankafy hatrany amin'ny fiandohan'ny tarika ny tena. Fahatsiarovana fy
Mankasitraka Indrindra tompoko tena tsara !
zaho mankafy levelo❤
mba Ifanihy ndray atao eeee
Tiako zany Levelo zany e!
Soa ihany fa nisy ireto solofo namelona ny kantony
Mankasitraka sy mankalaza ry Lolona aaaaa. Mbola haverina ilay t@ juillet 2009 eeee tany Antsahatsiresy, miaraka @ donakafo.... Ilay fanirin'i Rabry eeee.
tena any antanana mihitsy vao maheno zany sady tsara zanake le razoky
tsr rangah,,,,!
milay nareo e milay e
mafinaritra be, mankasitraka be
tena tsara e
Mba mangataka ny fitohizan' ny famoahana raki-kira ra mba azo atao azfdy,mafinaritra ahy manokana ny fivoizana ny maha malagasy.....
mampatsiaro ny fahiny e
tsy maty fa matory e
mafinaritra e!!