EMISSION SPECIALE VAHOMBEY DU 16 OCTOBRE 2013

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 30 янв 2025

Комментарии • 34

  • @andynadia
    @andynadia 11 лет назад

    respects pour VAHOMBEY en tant que Disc jockey passionné et dj confirmé de France (AMSUCPA Lyon) Bon courage à toi tjrs et je sais que Dieu te garde tjrs

  • @tokydaniel3
    @tokydaniel3 11 лет назад

    ce mec mérite une chance d'être un président!

  • @etiennerasolofo7410
    @etiennerasolofo7410 11 лет назад

    Izany ka lehilahy sahy mijoro amin'ny marina! Maromaroa ny toa azy!

  • @tokydaniel3
    @tokydaniel3 11 лет назад

    Voila un vrai Patriote!!

  • @ambinintsoarandriamaro4684
    @ambinintsoarandriamaro4684 10 лет назад +1

    Tsotra ianao, OLONA iray manana anjara eto an-tany...mirary soa hatrany :) avy amin'ny fo zoky be

  • @androjes
    @androjes 11 лет назад

    Lehilahy anao Vahombey... Za mifidy anao

  • @lavorary
    @lavorary 11 лет назад

    Miavaka mintsy hoa ny mpanankanto malagasy indrindra ny mpandalina mozika tahaka anao!Manana an'izay fahatsoram-po tsy azon'arivo izay!Maha te hidera e!

  • @ramanankajajulien3979
    @ramanankajajulien3979 11 лет назад

    Filoham-pirenena toa anao no ilain'ity firenena ity. Mankasitra Zoky dia mitsodrano anao!

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 11 лет назад

    ...Tsy tokony hadino lalandava fa natao ary hatao izay hampahantra antsika. Misy ny Malagasy fahavalo eto Dago! Tsy matimaty foana akory Ratsimandrava! Mila hery malaky sy maro-pototra ny Filoha mendrika toa an'i Vahombe, ary vitany io raha manohana azy daholo isika mianakavy, na avy Avaratra, Atsimo, Atsinanana, Andrefany ary Afovoany. Olona toa anao no handrandrain'ny Tantsaha, Mpanjono, Mpiasa mafy ady! Mila paika ady sy tetika tranok'ala malaky, ary vita io, hampiarina eran'ny Nosy!!!

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 11 лет назад

    Tena ankasitrahako tanteraka ny fanehoan-kevitr'i Vahombey, olona mahasahy oh azy mihitsy no ilaintsika. Raha ny fahitako azy dia "homme de parole" izy, Dia mirary azy hahita ny rariny ary enga anie izay rehetra ho lany eo ka tsy hivadika @fikasany rehefa tratry ny mena miraviravy mahita ilay harena be eo anatrehany eo!

  • @rasoanandiasana
    @rasoanandiasana 11 лет назад

    HA ELa Be no niandrasana OLONA Hoatranao.! ary hanampy vavaka ho anao aho mba ho tanteraka ny fikasanao fa tena mahafinaritra.! ary miantso ny vahoaka malagasy rehetra mba hifidy an'i VAHOMBEY fa izy no olona endrasatsika hanarina ny Madagasikara MALALA tsika ny tompo anie hamaly vavaka@ olona tahak'azy!!!!

  • @doseup489
    @doseup489 7 месяцев назад

    Hevitra tsara izany, kanefa lavitra dia lavitry ny foza tay

  • @olyviahrazafindrasoa3045
    @olyviahrazafindrasoa3045 11 лет назад

    Misaotra ny tvplus fa olona tahak'ireny tokoa no tokony haseho eto fa tsy toa an-dry Hery zay efa tena fa bla2 fotsiny, dia mankasitraka tanteraka an'i Vahombe fa tena mampitsiry ny fanantenana tokoa raha olona tahak'ireny no mitondra, Vahombe,Laza Razafiarison no tsara miara-miasa.

  • @NiryNantenainaRazafindrakoto
    @NiryNantenainaRazafindrakoto 11 лет назад

    Efa ela izao no nankasitraka an'i vahombey. zany ka olona misaina sy madio fo. ary ny tena ankafizako azy dia izy mametraka avo ny maha malagasy.

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 лет назад

    betsaka ny antony izany , ary isika malagasy hiany koa no mpanampy tosika amin izany noho ny fandrika rehetra samihafa ataon ny mpanjanaka izay tsy takatr isika ! fetsy sy mana-tsaina ny tsotsoka , fa rehefa mahay miady aminy de olona mahantra anaty sy very ny akabehazany satria olona tsy manana fanahy milamina anaty ! izay kihony fahalemeny izay no tokony ho fantatra mba hiarovana an i madagasikara .efa 35 taona no nianarako io taty an-dafy man ! --FOXY

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 лет назад

    mety misy tsara ny hifandraisana satria samy tia ady ho an ny fahamarinana tanteraka isika mitsamy ! na de efa nomenao kozy aza tao amin ny video-ko hoe aza be kozy fa mikotrana tsarea aloha ! --------mikotrana tsara tokoa koa ny tena ! ary vonona hitondra anjara-panahy hiaro ny tanana noho ireo mpangalatra fotsy ampin ny mpanompony ! --2001 aho no efa nanambara tamin ny radio mivantana tao paris fa hiverenan ny frantsay isika , ary de tonga tokoa izany izao !

  • @alaindivinary5925
    @alaindivinary5925 11 лет назад

    Misaotra anao Nahoda @ ny Fitiavanao Tanindrazana ,!!!! Hoela velona anie anao!!!

  • @zanatanynosy9787
    @zanatanynosy9787 11 лет назад

    Izany ka olona no sady lehilahy. Enga anie ka mba ho maro no toa anao. Hita tokoa fa gasy nianatra sy tia tanindrazana ianao. Ny mampalahelo dia ataon'ny candidats sasany fitaovana ny fahantran'ny malagasy @ fanomezana kely dia tampina ny maso. Ny olona toa anao no tokony hitondra ny firenena satria mahay manetri-tena.
    Andriamanitra anie homba anao.

  • @samaritain16
    @samaritain16 11 лет назад

    Tena tokony omena lanja ireo vehivavy !

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 лет назад

    aza adino ny mijery ny koziko !! HETSIKA MALAGASY sao mba misy hifanomezana ! Foxy !

  • @layram8187
    @layram8187 11 лет назад

    makasitraka e!

  • @RAVELONRIAN
    @RAVELONRIAN 11 лет назад

    Aza mamitaka an'i vahombey rangahy a! Paul Rabary io indrindra no anisan'ny mpanohana an'i DJ mpanongam-panjakana, dia mody niaraka t@ AVI an-dranorbert Ratsy dia izao indray manohana be an'i HERY Totakely ary tena manao propagande be mihitsy. Ka aza ampitovianao @ ireny velively i Vahombey fa sady manompa azy ianao no mbola manoro vohana koa! Rehefa tonga ny 2è tour (raha izay no fandehany)dia mba tohano i Jean Louis Robinson ry Vahombey satria izy no mety mba hanarina ny ravan'ireo tsivalahara

  • @gasyihany
    @gasyihany 11 лет назад

    Na ho lany izy na tsy ho lany, gasy ka tsara.

  • @brigitterakotomalala534
    @brigitterakotomalala534 11 лет назад

    HO ELA VELONA EEEEE, MIRARY SOA, OLOMBAOVAO TAHAK'IZAO NO ILAINTSIKA MALAGASY!!!

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 11 лет назад

    ...alohan'izao fifidianana atao @ 25/10/13 izao. Be ny raha2 tsy mazava mantsy, ary tsy hay ny vinavina hafa mety kobonin'ny sasany @ ireo kandida ireo. Koa mba miangavy indrindra ny TV PLUS mba hanantanteraka io fandaharana io tsy ho ela hipohiran'ny marina ho han'ny vahoaka! Ary mazava ho azy fa ny enti-manana hanaovan'ny kandida sasany fampielezan-kevitra dia avy any ivelany avokoa, manginy fitsiny ny azy ireo rahatrizay lany, raha ho lany filoha ny iray @ izy ireo!!!

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 11 лет назад

    Angaha ireto Nosy kely manodidina antsika dia efa lasan'ny frantsay? Officiel ve io? Iza no nanome na nanao sonia izany? filoha iza? Ingahy Ratsiraka D. ihany no filoha mba niady mahakasika ireo fony izy tao @ raharaha-bahiny. Nony lasa filoha izy dia toa nangina! Tsy hay ny dikan'io! Koa tsara ho fantatry ny vahoaka Malagasy aloha hatreto raha tena efa lasan ny franstay marina na tsia ireo Nosy kely ireo, ary mba miangavy ny TV PLUS hanao fandaharana manokana sy fanadiadiana ny mahakasika

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 11 лет назад

    Mendrika tokoa ianao. Kanefa dia aza miady irery!!! Miaraha @ i Dama, Paul Rabary, Prince Bibias Carlos, Em. Rakotovahiny + Vahoaka Malagasy. Ny Fokonolona no heri-ntsika Malagasy. Ny nentin-dRazana no maha-Malagasy marina. Ataovy antapi-doha ireo!!! Marina dia marina ny voalazanao mahakasika ny Illuminati, Franc-macon, ny volamena, rano, tany,...Fa aza hadino velively ny miaro ireo - ny sisin-tany Malagasy. Mila fiarovana sy siansa mivoatra haingana isika ary fiaraha-miasa @ tany namana!!

  • @Rariny25
    @Rariny25 11 лет назад

    Zanak'ela ary aty andafy kou eo ela no miseho ho mahvita ts miakina @ frantsay éo

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 лет назад

    TOHINY ! -------artista ahy ! mahery ny fotsy hoditra ralahy ,ary mila ny fahalalana sy fandinihina azy hatrany amin ny tsinai-keliny . izay vao afaka manana hery afaka mandrindra izany lazainao izany ! zavatra tsy tiany lavitra no lazainao .satria fiadanana be ambon-tany raha tanteraka ! aza adino ireo presida sy mpitolona ary artista maty noho ny fitadiavana peace toy izany iray amin izany ry jimi hendrix -malcom-x martin luther - sankara ! maty novonon ny fotsy oditra daholo nampin ny puppets

  • @damanandri6418
    @damanandri6418 11 лет назад

    mahafinaritra

  • @rasoanandiasana
    @rasoanandiasana 11 лет назад

    RY VAHOAKA MALAGASY HAVANA OOO OLONA TAHAKA AN'I VAHOMBEY NO AZO ANTOKA HITAN'TANA NY GASIKARA MAMIRATRA..! ARY IO NO IANTSO TSIKA AZY AVY EO KA IZA DIA M

  •  11 лет назад

    IO Tetezamitatra io no nivarotra an'ireo Nosy reo eee

  • @lisetterandrianaivo79
    @lisetterandrianaivo79 11 лет назад

    salanitra eh

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 лет назад

    youtube HETSIKA MALAGASY! mba koboy ! -------misy hevitra hitovizana sy tantara hitovizana isika roalahy ! ------ny mahasamihafa antsika dia noho izaho aty lavitra aty , ka tsy afaka manao hetsika mivantana . no izany antony izany no tsy maintsy hanohanako izay olona azoko atao fa mbola mety hitantana an i madagasikara ary nahitana fahombiazana raha hoarina amin ireo teo aloha . tsara daholo ny hevitrao ary fanampiny koa no hevitro satria manana experience international koa aho amin ny maha