4:49 Inona no idiranao amin'izay misolo tena azy ? 7:19 Oadray ! Mbola mamerina ny resaka hoe "kapohan'ny olona amin'ny vato ny lohananreo" ! 5:50 Tena fandaniana fotoana mihitsy ! Mpanao politika mihitsy Ramatoa ity fa tsy juriste ! Miantso ny olona hanao critique ny arrêts avoakan'ny HCC ! Tsory fotsiny fa hoe tsy mahay ninoninona ny olona hafa rehetra ankoatranareo ! Ny fanontaniana ange dia izao : misy olona milaza zavatra iray (ianao io) ary misy olona hafa milaza ny mifanohitra amin'izany (ny HCC sy ny mpahay lalàna hafa) ! Ka ny an'iza ary no marina ??? Hatao référendum ve ny fahafantarana ny marina ! Sa hatao référendum ao amin'ny fikambanan'ny mpitsara ! Sa atao référendum eto amin'ny youtube ! Sa antsoina ny Mpanjaka Salomon ! 41:00 Eto vao mazava !
💪💪💪👏👏👏👏👏👏👏
Luc Hervé ihany no tena mahay anareo
4:49 Inona no idiranao amin'izay misolo tena azy ? 7:19 Oadray ! Mbola mamerina ny resaka hoe "kapohan'ny olona amin'ny vato ny lohananreo" ! 5:50 Tena fandaniana fotoana mihitsy ! Mpanao politika mihitsy Ramatoa ity fa tsy juriste ! Miantso ny olona hanao critique ny arrêts avoakan'ny HCC ! Tsory fotsiny fa hoe tsy mahay ninoninona ny olona hafa rehetra ankoatranareo !
Ny fanontaniana ange dia izao : misy olona milaza zavatra iray (ianao io) ary misy olona hafa milaza ny mifanohitra amin'izany (ny HCC sy ny mpahay lalàna hafa) ! Ka ny an'iza ary no marina ??? Hatao référendum ve ny fahafantarana ny marina ! Sa hatao référendum ao amin'ny fikambanan'ny mpitsara ! Sa atao référendum eto amin'ny youtube ! Sa antsoina ny Mpanjaka Salomon !
41:00 Eto vao mazava !
Bebefin