- Видео 81
- Просмотров 235 462
Vaovao Samihafa
Франция
Добавлен 27 авг 2022
Ankatso 24/08/2023 - Daroka nahazo ny mpianatra
Ankatso 24/08/2023 - Daroka nahazo ny mpianatra
Просмотров: 302
Видео
Fanirisoa- Valiny avy amin'ny HCC momba ny nationalité Rajoelina
Просмотров 663Год назад
Toa izao ny fanazavan'i Fanirisoa Ernaivo taorian'ny nandraisanaa ny fanapahan-kevitry ny HCC
Fanirisoa - RomyGate tohiny (fisamborana an'i Romy Voos)
Просмотров 678Год назад
Tohin'ny fanazavan'i Fanirisoa mikasika ny afera Romy
Fanirisoa - Voasambotra ny DirCab-n'ny prezidansa Romiary (Romy) Andrianarisoa
Просмотров 2,2 тыс.Год назад
Fanazavan'i Fanirisoa ny fahitany ny fisamborana an'i Romy Voos
RealTV fandaharana manokana Koto mpanambany Gasy 26/07/2023
Просмотров 2,8 тыс.Год назад
Maneho ny fiarovany tena amin'ny filazana azy ho mpanambany Malagasy i Koto ary mitondra ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena
Haingo Ratsimbazafy - Resaka mitabe sy dihy mirindra lasan'ny Sinoa amin'ny Lalaon'ny Nosy
Просмотров 640Год назад
Kitrano an-trano sa inona?
Pasteur Ramanantombotsoa Jean-Luc - RJL Ny olan'ny fanabeazana eto Madagasikara 21/07/2023
Просмотров 1,1 тыс.Год назад
Taorian'ny olan'ny Bacc 2023 dia nilaza ny heviny sy ny vahaolana mikasika ny fanabeazana i Pasteur Jean-Luc Ramanantombotsoa tao amin'ny pejiny RJL
Fandaharana Manokana RealTV Razara Pierre Fidèle 21/07/2023
Просмотров 17 тыс.Год назад
Mikasika ny resaka politika amin'izao fotoana izao
Fanirisoa, fandaharana manokana i-BC taorian'ny rtafatafan'ny filoham-pirenena
Просмотров 3 тыс.Год назад
Fanirisoa, fandaharana manokana i-BC taorian'ny rtafatafan'ny filoham-pirenena
Fandaharana manokana Rajoelina - Delestazy tapitra 3 herinandro
Просмотров 552Год назад
Vaovao mahafaly nolazain'ny filoha kosa ity
Fandaharana mivantana Rajoelina - Fanontaniana saro-baliana
Просмотров 1,7 тыс.Год назад
Tsy nahazo valiny mahitsy (Eny/Tsia) i Gascar Fenosoa tamin'ity fanontaniana ity
Fandaharana Rajoelina mivantana - Zom-pirenena sy Ralaimongo
Просмотров 569Год назад
Fandaharana Rajoelina mivantana - Zom-pirenena sy Ralaimongo
Fandaharana manokana nandraisana ny filoham-pirenena - 16/07/2023
Просмотров 4,2 тыс.Год назад
Fandaharana manokana nandraisana ny filoham-pirenena - 16/07/2023
Fitokanana ny Circuit Île aux Pirates Sainte Marie 15/07/2023
Просмотров 1,4 тыс.Год назад
Rajoelina à Sainte Marie
Ny fantatray mikasika ny horonantsary Fanirisoa RealTV
Просмотров 1,1 тыс.Год назад
Ny fantatray mikasika ny horonantsary Fanirisoa RealTV
Fanirisoa Ernaivo - L'Invitée du Jour RealTV 07/07/2023
Просмотров 52 тыс.Год назад
Fanirisoa Ernaivo - L'Invitée du Jour RealTV 07/07/2023
Fanirisoa - La nationalité de Rajoelina invalide son élection en 2018
Просмотров 880Год назад
Fanirisoa - La nationalité de Rajoelina invalide son élection en 2018
Fanirisoa - Araka ny lalàna, tsy manan kery ny fitondran'i Rajoelina
Просмотров 1,5 тыс.Год назад
Fanirisoa - Araka ny lalàna, tsy manan kery ny fitondran'i Rajoelina
Hajo Andrianainarivelo MMM - 04/07/2023
Просмотров 3,8 тыс.Год назад
Hajo Andrianainarivelo MMM - 04/07/2023
Nationalite rajoelina - Hevitry ny Groupe de Cadres et d'Intellectuels
Просмотров 1,8 тыс.Год назад
Nationalite rajoelina - Hevitry ny Groupe de Cadres et d'Intellectuels
Rajaonarimampianina - Paris 01/07/2023 Fetim-pirenena RMDM
Просмотров 405Год назад
Rajaonarimampianina - Paris 01/07/2023 Fetim-pirenena RMDM
Fanagadràna an'i Tsaboto Joslina DGPI Cnaps - Fanirisoa Ernaivo
Просмотров 5 тыс.Год назад
Fanagadràna an'i Tsaboto Joslina DGPI Cnaps - Fanirisoa Ernaivo
Nationalité Rajoelina - Fijery tsy mitanila
Просмотров 10 тыс.Год назад
Nationalité Rajoelina - Fijery tsy mitanila
Ravalomanana - Nesorina ireo mpiambina azy
Просмотров 321Год назад
Ravalomanana - Nesorina ireo mpiambina azy
Fanirisoa et RMDM - Conférence de presse sur la nationalité de Rajoelina
Просмотров 543Год назад
Fanirisoa et RMDM - Conférence de presse sur la nationalité de Rajoelina
Fanazavan'ny minisitra mikasika ny fanalana nationalité
Просмотров 488Год назад
Fanazavan'ny minisitra mikasika ny fanalana nationalité
Très intéressant beaucoup ça
Sekoly namolavola n'y promotion EZAKA ( 47 ème promotion)
Olona avy aiza io Soalily io zany??
franchement , maromaroa Malagasy karaha anao KOTO , ity angamba video le plus 'important nataonao akotry ny ( TIGRÀ sy LIONA ) encor : Maromaroa karaha anao ô , Bravo
Voninahitra ho Andriamanitra
Mahereza indrindra Atoa Rolly Mercia !
Milay be ky Vanessa a😂😂😂,je suis financièrement diminue ❤❤❤
#@môñàîña
Monainaandroany
Za zokibe tena manohana anao hatramni farani, teneno miits ra mbola velona enao
IREO MPANAO POLITIQUE REHETRA mihitsy no Tsy TOKONY haverina en hindou. IANAO Loto MBOLA tua TANINDRAZANA NOHO IREO BIBY MPANIMBA FIRENENA IREO
Handao hapetrakzntsika VAHOKA Irène CANDIDATS TSY NILATSAKA RENY IRENY AMIKO NO MADIO SY TIA TANINDRAZANA IRENY
TENA ZANY loto ATY ambanivolonay TSY MISY OLOPATATRA ZANY SATRIA TSY NANOME VARY SY LAMBAHOANY DIA OLONDRAJOELINA DAHOLO NY AVY ANY @ DISTRIQUE KA ATY @ FOTONY. NY FOKONTZNY MAMENO OZAY BANGA SY MISONIA NY BE ANTITRA. MPANANTONTOSA BAIKO DAHOLO NO MINTANTANA NY FIFIDIANANA
NY gasy loto MBOLA VOAZANAKA LOTRA NY FISAHINANTSIKA KA TSY FANTANTSIKA NY AVANTAGEN.IZANY FANOVANA RAFITRA IZANY. NY MANAMPAHEFANA AMBONY ITANDRO NY ZON.I FILOHA DAHOLO NY MANAMPAHAIZANA MPISOLELAKA DIABOLO
Tsy nanao Sonia la tati hoe a partir aujourd'hui dia vaza ianao fa tsy gasy tsony
J ai la double nationalité .Sandy gasy za no vaza j ai le droit de garder ma nationalité
Aza matahotra ho faty aminy tanindrazana zany 😅😅😅😅😅
Luc Hervé ihany no tena mahay anareo
😂
He Bourbine noir! Si ca se trouve, Madagascar serait le premier pays a dechoir quelqu'un de sa nationalite naturelle sans que l'interesse le demande. Le plus urgent serait de le demunir de son passeport malgache et de sa carte d'identite nationale malgache. Puis de verifier sur son passeport francais s'il a un visa de sejour, dans le cas contraire il faut le reconduire a la frontiere. De meme pour tous les autres bi, tri, quadri-nationaux et que l'on leur confisque leurs biens immobiliers.
🤕🤕🤕🤕🤕🤕🥴🙆🏽♂️
AU CONTRAIRE , C'EST L'EUROPE ET LA FRANCE QUI AIDENT , MAIS PAS L' INVERSE 🙄🥴🤕
TES RÉCITS SEMBLE AVOIR TIRÉ SON ORIGINE < DU VRAI ET DU FAUX > CAR , COMMENT SAVOIR AVEC CERTITUDE SI LES CHOSES SONT RÉELLEMENT CONFORMES À NOS JUGEMENTS ? ? 🤔
MIJANONA ANY SUISSE IALAHY 😂 niveau na licence ve no miresaka e eto e ? Sa @ maha réceptionniste an'ialahy
TU DIS VRAIMENT N'IMPORTE QUOI sur les secrets défenses , OMEKO lesona ialahy raha mila .
💪💪💪👏👏👏👏👏👏👏
4:49 Inona no idiranao amin'izay misolo tena azy ? 7:19 Oadray ! Mbola mamerina ny resaka hoe "kapohan'ny olona amin'ny vato ny lohananreo" ! 5:50 Tena fandaniana fotoana mihitsy ! Mpanao politika mihitsy Ramatoa ity fa tsy juriste ! Miantso ny olona hanao critique ny arrêts avoakan'ny HCC ! Tsory fotsiny fa hoe tsy mahay ninoninona ny olona hafa rehetra ankoatranareo ! Ny fanontaniana ange dia izao : misy olona milaza zavatra iray (ianao io) ary misy olona hafa milaza ny mifanohitra amin'izany (ny HCC sy ny mpahay lalàna hafa) ! Ka ny an'iza ary no marina ??? Hatao référendum ve ny fahafantarana ny marina ! Sa hatao référendum ao amin'ny fikambanan'ny mpitsara ! Sa atao référendum eto amin'ny youtube ! Sa antsoina ny Mpanjaka Salomon ! 41:00 Eto vao mazava !
Bebefin
mila manao lever des fonds Koto a
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Misaotra an'i Mme Fanirisoa , hatreto aloha dia ho tratra ny tanjona , nohon'ny ezaka izay nandraisanao andraikitra ny fanaraha- maso ireo ( Kolikoly avo lenta ireto ). Na ino kidona , na ino kihiatra , ry vahoaka Malagasy namana izay manaraka ity toe- draharaha ity , dia tsy maintsy mivoaka ny marina ! Masina ny Tanindrazana !
Misaotra Fanirisoa .eto Marseille n'y tenako.mahazo connexion tsara aho ry anaka.Misaotra fa misy anao mampiharihary n'y marina.ny Tompo homba anao Mitondra am-bavaka anao s'y n'y Tanindrazantsika. .
Toutes cette petite bande de malfaiteurs qui ont pille vole passe des contrats à leurs profits ravalo rajao wera wera et ravatomanga méritent la prison et devront être interdit de vie politique pour haute trahison et ils doivent payés de leurs agissements
Nefa kosa, na ho ela na ho haingana ny harena rehetra azony @ harenan'i tany malagasy mahatra de zaho de sahy manozona :hitondra loza tsy zakany taranaka apara-mandimbiny, mba hitondra fangirifirina faran'izaymafy indrindra, ary boka firehitra, mandra-pahafatiny, satria azony @halahelom-bahoaka. Masina ny tanin-drazana.
Pasport vert, zany iraka avy @ lehibehany Nalefa nitady vola sy hiady varotra hanaovana fifidianana alors :bingooo tratra ambody omby 😂😂😂 bey bey le joely kely
Matoa ny firenena iray tsy mandroso dia ny mpitondra no jean piera y a pas photo
Hono aho ry tanora Malagasy, tany manao ahoana no ho lovainareo ,tany ngiazana ve, izay mangalatra sy mandroba ny harem pirenena eo ihany fa lozantsika izay mahita anefa tsy mihetsika fa manaiky hatrany dia miomàna fa maso sisa no anjarantsika hi tomaniana😭😭😭
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mankasitra ny herinao sy ny fahaizanao ry Mme.Fanirisoa ! Mino 100% ny tenako , fa tsy ho very ny hery izay nohentinareo mandray andraikitra @ fanoherana ny zavatra tsy rariny misy ao Madagaskar ao ! Efa tsy fisainana olombelona sy fitiavana hampandro i Madagaskar ity fitondran' ity (Mafia ) ity , fa efa saina namboarina mitovy @ ( robot). Ny loza dia ireo Malagasy tsy misy fahalalana , na tsy mahazo Infor.mazava, inona no zava- misy eto Madagaskar eto , koa lasa be manaiky andevony miteny hoe : milatsaha ho Filoha indray !😮 Masina i Madagaskar !
Misy gagazo ve alony any sa tsisy ? Tsimisy ve andefaso izy @zay gagazo emporter
🧐 tsatra hiany fa elahela🎉🎉🎉
Il faudra arrêter avec ses présidents ambaniandros ravalo rajao et wera wera qui n ont fait que trahir voler piller le pays qui pensent que Tana est le centre du monde le pouvoir ambaniandro jusqu ici a démontré que son incompétence et ses fourberies
Misaotra betsaka fa ny courage fijoroan'ny fitsarana no antokz ahafahana mamarana ity fitondrana ity : tsy mi délivré ny certificat de nationalité malagasy ahzfahany mirotsaka. Raha ny tokony ho izy aza dia efa déclaré-na ho illégal io fitondrana io ka esorina avy hatrany i rajoely !
Misaotra betsaka @ complément d’information mikasika ny passeport vertn’i Dircab. Tena mazava fa araraotin’i rajoely ny état malagasy hanaovany ny asa-malotony : nahazo ordre de mission officiel izany ry dircab. Mbola mana porofo fa dondrona ity rajoely ity fa heveriny ho investisseur mafia daholo izay te ampiasa vola aty Madagascar, ka hanaiky andoha kolikoly ho azy. Ny investisseurs intelligents dia mahatsapa fa raha aty ampiandohana aza dia efa izao ny corruption, ka mainka fa rehefa tena tafapetraka ka efa betsaka ny vola nampiasana dia ho avy ireo hi profite hanao chantage, ohatra hoe ho retirer ny permis d’exploitation raha tsy mandoha kolikoly.
Mino aho fa efa maro ireo investisseurs potentiels no niharan'io corruption tahakzn'ny nataon'i Dir Cab io. Ao ireo orinasa mafia moa dia manaiky, fa ao ireo toan"ity société Gemfields ity no tsy manaiky, dia mitady tany hafa ampiasany ny volany. Fanao izao any @ repoblika banananiere tahaka ny antsika itony. Raha manao investigation isika mitady ireny investisseurs nanana projet ireny, kanefa tsy nanantanteraka dia hilaza ireny fa isany itony corruption itony no nahatonga azy ni-renonce : takiana pot de vin sy participation ao @ capital !😢
Na i Ravatomanga aza dia mpanera hoan'ny Côte d'Ivoire.
A quand la fin !!!!!!!!!
Anatra ho anareo miaramiasa am dedaka rehefa tratra nareo d tavela eo
Malahelo ny vahoaka malagasy a trop c trop!!!!!
Zatra ny lalandririnina ny fitondrana Malagasy Ka any Londre avy no manao hitsin dalana 😂
Minan iem tsar Zay,miandr anle tota kel sasany ao andapa s'y reo rapadango maro bé ao amle fanjakan ao gasikara zahay Ary maniry mafy Ary manozona ireo s'y n'y taranany aby.mbol ho avy n'y anreo fa mis farany n'y zavatra rehetra e
😂
Merci madamo 👏👏👏👏👏👏
🙆🏽♂️🤷👻 NOUS SOMMES D'ACCORD ! 🤯🥴😱🙉 MAIS NOUS, NE LE SOMMES PAS ! ALORS , ON FAIT COMMENT ? ?😮
LA LOI PASSE, LE CODE PASSE. CAR LA LOI EST UNE PURE FICTION DE L'ESPRIT . LA N'EST RIEN 😮😊
Ampitehafin'ny vola koa n sasany 😄😄🤭🤭😂