www.deliremadagascar.com: Rakotoson Hoby Lalaina - DAF UPA-HPI MASCA Sabotsy Namehana
HTML-код
- Опубликовано: 22 дек 2023
- “Mianatra mba hamorona”. Io no teny filamatry ny Université Polytechnique d’Avaradrano (UPA). “Novolavolaina hamorona asa ny mpianatra mivoaka ato aminay”, hoy i Rakotoson Hoby Lalaina, Tale miandraikitra ny fitantanan-draharaha sy vola (DAF) ao amin’ny UPA/HPI MASCA Sabotsy Namehana.
Животные