CHANTAL - AVELAO (Lyrics Officiel)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 6 фев 2021
  • CHANTAL - AVELAO
    Nahatsiaro marary ianao nilaozany
    Nitondra ny mangidy ianao fa...
    Tsy tsapany hoe ianao no tena Tia azy
    Naleony nitady Vaovao...
    Retraretra efa nafoinao ho azy;
    hatramin'izay sarobidy indrindra...
    Hanenina ihany izy any aorina any
    Hiverina eo hitady anao indray🤲
    🌸🌸🌸🌸🌸🌸
    AVELAO IZY HANDEHA
    HANALAVITRANAO ANY
    AZA MIARITRA TOMANY
    FA TSOFY RANO IZY
    ATAOVY AN TSAINA HOE...
    NY TIA ANAO TSY IZY IRERY IHANY
    FA MBOLA BETSAKA ANY HO ANY
    AFAKA ITIA ANAO HO MANDRAKIZAY ♥️.....(ho mandrakizay...)
    Izy ihany no tompon-tsafidy
    Ianao tsy afaka hanery azy ,handidy
    Manorata tantara Vaovao
    Eo anilan'ilay tena Tianao ho mandrakizay...
    Dia tsy ho latsaka intsony ranomasonao fa'
    Fianam-baovao lavitrin'ny alahelo ka
    Fafao ny ranomasonao...
    Izy anie tsy anjaranao!😔
    🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸
    AVELAO IZY HANDEHA
    HANALAVITRANAO ANY
    AZA MIARITRA TOMANY
    FA TSOFY RANO IZY
    ATAOVY AN TSAINA HOE...
    NY TIA ANAO TSY IZY IRERY IHANY
    FA MBOLA BETSAKA ANY HO ANY
    AFAKA ITIA ANAO HO MANDRAKIZAY
    🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸
    AVELAO IZY HANDEHA 3*(avelao)3*
    FA TSY MILA ANAO INTSONY EEEE💔💔
    AVELAO IZY HANDEHA
    HANALAVITRANAO ANY
    AZA MIARITRA TOMANY
    FA TSOFY RANO IZY
    ATAOVY AN TSAINA HOE...
    NY TIA ANAO TSY IZY IRERY IHANY
    FA MBOLA BETSAKA ANY HO ANY
    AFAKA ITIA ANAO HO MANDRAKIZAY
    Abonnez-vous à ma chaîne RUclips pour suivre les nouveautés et actualités
    Tous mes morceaux sont disponible sur les plateformes de streaming et de téléchargement légales
    iTunes : / mahery-single
    Deezer : www.deezer.com/fr/album/16434...
    Spotify : shorturl.at/euEG7
    Amazon music : music.amazon.fr/albums/B08F2Q...
    RUclips :
    Facebook : / 100tal
    ++ 250 autres plateformes
    Powered by Arison PRODUCTION
  • ВидеоклипыВидеоклипы

Комментарии • 5

  • @samantharazafimbelo4532
    @samantharazafimbelo4532 2 года назад +1

    Misotre !!!

  • @AnaJULIA-pe3wy
    @AnaJULIA-pe3wy 2 года назад +2

    Waoooo!!!! Misotra bdb kia Chantal fa tena manome courage be mintsy le hiranjy. Mitomboa @ talenta kia bisous

  • @jessicarder2742
    @jessicarder2742 2 года назад +1

    Merci

  • @falimanajerome567
    @falimanajerome567 3 года назад +3

    Merci ❤️

    • @nanjarak8429
      @nanjarak8429 Год назад +1

      Cc njy fa manina njy fa manao Sandy fa Malala za fa manina ce mpiso Ary Larissa fa sany fa sako