IANAREO ANGAHA HARESY NY MIARAMILA❓️JENERALY RAVALOMANANA RICRAD 🆚️ FANIRISOA ERNAIVO, KOTO, FLEURY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 янв 2025

Комментарии •

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 День назад +4

    Aza manaiky isika ry MALAGASY fa vande foana no omeny mpitondra an’ny 🇲🇬🇲🇬

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z День назад +6

    Nahazo ny 43/100 i TOJO RAVALOMANANA, T@ FANISAMBATO tompoko

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 День назад +6

    Marikiriko ny mijery anareo mpangalabato et consorts ireo

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 День назад +6

    Ny mpanao ratsy indray rey olona no midingidrambo manao ny ataony

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 День назад +5

    Resaket.... Sssshhhhh..... K raha tao v izy d adala k hamoaka resultat fa CENI KIBOKIBOAN MARINA K NILAZA TSY NANONTANIANA RAHA MARINA NAREO ATAOVY NY CONFRONTATION...

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 День назад +4

    Rehefa mangalabato d mendrika saziana k aza be vava rehefa tsy hanao confrontation aza gisa lahy omanketsa ....

  • @BéMarieMadeleine
    @BéMarieMadeleine 9 часов назад +1

    Tena mampalahelo ny zavamisy ao dago

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 10 часов назад +1

    Kay ve mamaky vao mahateny ilay procureur . Tsy otran'ny procureur any ivelany izay mahafehy tsara ny sujet apetraka aminy ary directe fa tsy mamaky . Tsy tokony hisy procureur manao video ao amin'ny birao izany fa tonga dia mamaly mivantana ny mpanao gazety izy raha mahafehy tsara ny raharaha iantsorohany . Miala tsiny e !

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 20 часов назад +1

    Ataovy ny confrontation ahitana ny marina ry Ceñí mpangalatraaaaaa
    Eny oua marikoriko mihitsy ny mijery an’i reo, tena tssssy hisy ilaina azy
    Tojo no naharesy e na himenomenona eo Ary reto
    Ary Aza manendtikendrika olona Tsy manana-tsiny

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 10 часов назад

    Fitondra-poza fitondran-doza

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 6 часов назад

    fanjakana mafia

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo День назад +1

    Mitobaka ny volam panjakana mivily any lala tsy falehany

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 6 часов назад

    misy farany io

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 6 часов назад

    tony fatina Tonia tony no tena mpilelaka. ry jeneraly baomba moa efa jiolahimboto hatramzay

  • @RandrianantoineAdrien
    @RandrianantoineAdrien 15 часов назад

    Afak miteny ze Tina ho lazaina Koa mpitsara satry Tomponifahefana nareo. Fa fitsarana ko mbola hisy fa tsy hifarana eo. Samy ho tsaraina

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 18 часов назад

    Vevavy ts vanona miteniteny fahatany,manina ts jerena hoe tena niditra tao ve izy sa tsia.
    Kay mpitsara ambony latambatra s anolo tokana moa ka,sady mpangalatra,mpadainga, dahalo daholo nareo reo

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg День назад

    Merina zalah ratsy toetra ai tsy mahay mandefitra ,sady mihatsaravelatsihy.

    • @nilainafenosoa631
      @nilainafenosoa631 19 часов назад +1

      Tsy misy idiran'ny merina, na sakalava, na betsileo an, aza ambany saina toy izany, zany ihany ilay tsy mahatafavoaka, nareo any @ cote no mbola tia an'ireo dia ataovy ao

    • @melybridge-ps1vg
      @melybridge-ps1vg 19 часов назад

      @nilainafenosoa631 misy idirany satria hava any @merina matonga firenena potika ,tsimahay mandefitry.