Mahaleo - Bozy

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 янв 2025

Комментарии • 8

  • @mamynirinaandrianiaina46
    @mamynirinaandrianiaina46 2 года назад +1

    Bozy, Farakely etc....tsy hay adinoina

  • @fidyanjaramanasoa1913
    @fidyanjaramanasoa1913 4 года назад

    Hira mampanembona Olona tsy fantatra, ny tonony, ny feony, ny feonkira tena tsara avokoa.

  • @ovalie38
    @ovalie38 14 лет назад

    J'ai toujours adoré cette chanson. Elle est vraiment trop belle.
    Misaotra tompoko (certes, c'est une formule de politesse mais au fond de moi, c'est comme si je devais être redevable ou appartenant à quelqu'un. Bref, tsetsatsetsa tsy haritra fotsiny ny ahy)

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 3 года назад

    🎧tamana be eto de tsy matory ndray... Misaotra ny mpandefa ato @ RUclips e👍

  • @niryrakoto1
    @niryrakoto1 12 лет назад

    TSRA BE, MISAOTRA ANAO IHANY RY BOZY A,

  • @lavorary
    @lavorary 12 лет назад

    Tsara tokoa io hira io saingy tsara ny mampahafantatra ny olona mankafy an'io hira io fa tsy an'i Dama akory izy io fa an'i Dadah na ny tonony na ny feony ary voaaro eny @OMDA izany !! tsy mahagaga zany raha milay be le hira!!

    • @fidyanjaramanasoa1913
      @fidyanjaramanasoa1913 4 года назад

      Hay ve e. Fa ny feon'i Dama no mety aminy aloha. Mifameno e.

    • @mrevsi3776
      @mrevsi3776 4 года назад

      mitovy faona na any Dama na any Dadah samy enjana reo