Ao Fianarantsoa faritr'i Lalangina izao dia efa misy nangonina ny karampanondro tsy fantatra fa hoe hizarana tosika fameno sy hizarana jiro hono . Tsy misy mahasahy miteny ny olona fa .. Mampalahelo fa efa fangalarambato ambadika sahady izao Rariny ve izany. Mba. Asio resaka tompoko raha mety
Ka iza no olona nampandroso sy nampanankarena antsika Malagasy ty, tsika Côtier(re) mihitsy no tena ratsy loha tsy mifankatia, raha mba nahazo toerana de tsy mahalala afatsy ny tenantsika sy ny fianakaviana akaiky antsika, aza mivôlagna ôlo ho sentoany zany, fa matoa koa nareo mitsoaka any andafy de ny fitiavan-tenanao Ajojolahy ty, aza manambanimbany ny Filoham-pirenenay fa atreho ny fijalianao any andafy agny, Enao no Sentoany fanahy ratsy
Mi arahaba. Ny teny voalohany atao rà olona observateur, dia ny manotany hoe : "Mby aiza i Fidèle." Fa rà fanavotana marina, tsy maintsy mampi asa an'i Razarapiera. Marina ny anao : i ravatomanga no aloha n'i rajwel, fa tsy ny mivadika.
Izao nalaina koa ny zaza varira hanaovana odin-jareo.Maty Scanner izy koa zareo. Mamoaka volamenan'ny Malagasy.adversaire s graves Comores (Albadiry)araiky dia disparition totale.Merci grand frère .
Merci anao zoky e , ra Jojo efa taraiky e
😊 misaotra tompoko nizara indrindra mampihavaka fandaharana dia tsy mitsitsy mihintsy. Metibe ilay sahy mamaky bantsilana Mamy Ravatomanga. Manohana anao zokibe.👍🏼✊🏽
Makasitraka Zokibė .misy2. maro toa nao.Hanoka be Madà.
😊😊
Mankasitraka zoky.
Mba manana olona mitondra ny teninay vahoaka ka mba hiovan ireo tsy maty manota
Ze mivölagna olo amboa razana zegny izy bôka tena amboa razagna faratampony kivà romotra adala, goa , sentoany
Misaotra betsaka aminao
Marina jiaby teninao zany zoky fa saika ampodiny ravalo izireny fa nichabauteny io werawera io le izy
Marina avokoa ny ambaranao Zokibe. Longue vie🙏
Tena marigny resaka ny zoky be ty..
Tany manan-Jigny i Madagasikara, manan-Jigny ihany koa😂ny Volamena ao aminy.
Masina ny TANINDRAZANA.
Hoana velogno reo ,Io koa tsy atao karaha Io tsy ho fay
Ao Fianarantsoa faritr'i Lalangina izao dia efa misy nangonina ny karampanondro tsy fantatra fa hoe hizarana tosika fameno sy hizarana jiro hono . Tsy misy mahasahy miteny ny olona fa ..
Mampalahelo fa efa fangalarambato ambadika sahady izao Rariny ve izany. Mba. Asio resaka tompoko raha mety
Zawou kweli zoky be !
Marahab mkanabarak
Makasitraka ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Marina zany zoky be misy farany daholy ny zavatra rehetra ny alahelo ny vahoaka
Merci Zokibe
Efa zatra jaly ireo io ooo efa voahozona ary tadidio ilay resaka Amiral Didier Ratsiraka efa izy miseo zeo io tsy havotra io
Mankasitraka indrindra tompoko !
MANIMBA NY IMAGINAY MERINA SY NY VONINAHITRAY MPANGALATRA TSY MATAO DOTY VOHAOZONY ATIDOHANY
Olo misy jery baka mahay megnatra fa devoly reo efa tsy miova ary tsy hambelany Andriamanitra ahazo fo nolombelona zany fa efa mitovy aminy devoly ireo io
Ka iza no olona nampandroso sy nampanankarena antsika Malagasy ty, tsika Côtier(re) mihitsy no tena ratsy loha tsy mifankatia, raha mba nahazo toerana de tsy mahalala afatsy ny tenantsika sy ny fianakaviana akaiky antsika, aza mivôlagna ôlo ho sentoany zany, fa matoa koa nareo mitsoaka any andafy de ny fitiavan-tenanao Ajojolahy ty, aza manambanimbany ny Filoham-pirenenay fa atreho ny fijalianao any andafy agny, Enao no Sentoany fanahy ratsy
Bonjour, zoky izikoua iréo nagnanou usine ny déchetterie mbo misy électricité Madagascar
Izikoua vahouaka magnanou grèves générales à Madagascar, satellite djiaby mbo mitsangana Madagascar.
Misaotra anao zoky be, fa tena marigny loatra koragnanao zegny
Ireo tsisy dikany Aminy Président Macron ambany be nouveau ndreo T2 kkkk
Magnano mbola tsara anao Razandry , @ maha - zandry taogno , fa ampagnajagna hoanao @ maha - zoky tsara model @ fomba firesaka mahalala fomba ! Mitandregny koragna nambaranao jiaby teo regny , dia tsisy vandy ary teny masigny ! Tsara ny olo Malagasy mitovy @ aminao mahay magnambara tantara maro , ary tegna ho masigny raha jiaby tantarainao teo , koa enga anie ho ela velogno mandrakizay anao sy ny taranakao tompoko !
Masigny ny Tanindrazagna !
Tsèky madiniky hèfatra togno maharésy iréo am dzéry, za mizaha zafikou mivoulagna za lany fagnahy
Havelao ireo ho poritra mandrakizay satria na reto gendarme sy miaramila ary polisy reo ihany no mahatonga ireo mpanao politika volomboasary reo mahasahy manapotika io Madagascar =Madakolikoly mahantra mandrakizay
Merci ❤
Mbola hivaly ratsy amindreo io fomba ratsy amindreo io
Loza rangahy ity koa
Efa taonjato faha 21 isik'izao.Nosy lehibe aty @ ranomasimbe indiana.Nef'i Comore aza angamba tsy toy izao ny fiainan" ny mponin'ao @.
Nosy tokony ho tsy mena- mitaha @ hafa raha ny harena nomen- janahary azy @ lafiny rehetra mihintsy. Tena azo lazaina fa manan-karena
Mba azo nihafiana ihany taloha saingy ankehitriny dia nopotehin'ireo mpitondra isan' ambaratongany misy eto. tanteraka..
👍👍👍👍🙏🙏🙏
Mbola ho maro be loza hiseho ao Tananarivo io aminy heriny Andriamanitra ahita raha maro jaly andalo ao Tananarivo io
Ny frantsay sy ny karana no mametraka ireo satana ireo. Mividy fanà ireo.? Ny fanà mora vidy indrindra dia ny an'ny zandary.
Aiza i Fidèle ?
Lasa ra Jojo ndray koa ,hi😂
Atsika fo kony nagnamia agnaragna hoe izy président .
Izy tompony fo ni s'auto-proclamé ho président fa tsisy olo nifidy izy .
zeo atsika ampijalian-drô , avakavahan-drô , angalaran-drô fanagna-tsika
Fitiavan-tegna fo
olona tsy tonga S amin'izay efa maty hozatra e!!
Ce n'est pas eux qui vont mourir pour leur patrie
Hadi à ao Papa MO.JAJO.E EIN n
NANDALO Teo jiaby Za.y Azafady fa Mihina Vary Me
TSY maitsy misy Latsaka papa Azafady oooooo
Mi arahaba. Ny teny voalohany atao rà olona observateur, dia ny manotany hoe :
"Mby aiza i Fidèle." Fa rà fanavotana marina, tsy maintsy mampi asa an'i Razarapiera.
Marina ny anao : i ravatomanga no aloha n'i rajwel, fa tsy ny mivadika.