Tena tsy misy raisina ilay Hasina RAVELOSON. Tena manambany ny antoko misy azy. Michella Temple, mahafinaritra sady hampandros firenena tokoa ny fomba fanoheranao. Antenaina hisy mihaino. Tena marina ny tsikera ataonao momba ireo fanorenana...Andriamatoa député, raha mifanaraka amin'ny ataonao izay ataonao dia tena handroso tokoa i Madagascar. Ary irariana ho maro no ho tahaka anao. Olondehibe sy olonkendry ianao raha ny teninao no henoina.
Tsy Antananarivo irery no mitaraina fa Antananarivo no tena prioritaire hoan Mpitondra, Fa pire lavitra ny ao Antananarivo ny ao Menabe raha Delestage satria efa +6 taona ny niaina Delestage ny distrika rehetra ao Menabe fa tsisy mijery, fa vao miaina izany volana vitsy ny Vahoakan Tananarivo dia mitabataba daholo fa mijaly ny vahoaka. izany hoe: vahoaka = Antananarivo. Trop!!!!!!!!!!! Morondava, Belo/Tsiribihina, Miandrivazo mijaly loatra am Delestage.
Fietsaram-belatsihy sy fandementsaina ny fivavahana eto. Raha tena mivavaka tsy tokony hisy ny fampiasan-kery @ tsy rariny, ny kolikoly, ny fiziriziriana am hevi-dratsy...
Ity bandy ty ve loha olona marina sa ilay aty ambany azonareo ny tiko lazaina ? Bandy notendrena anio fa tsy voafidimbahoaka ry Abraham syr Sibella e, tsisy afatsy io fona no azonareo antsoina ? Tena mahantra olona mba misy saina sy tsy misy lela hilelafana ve tsika e.Vo mahita ity bandy ty ny minimum 98 % ny mpijery tia amono télé, tsy tsapanareo dahy ve zany ???
Le députés sy loholona de misolelaka any Rajoelina,ayaya paris ary tsy misy téléphérique e ny fitaterana ao dia Bus,Train,Métro tramway,ary taxi mehezany français fotsiny tsika tanana mahandra kkkkk

Mpanohatra bontolo tokoa raha fanehoan hevitra entiny,,,,diso olona irahina ihany gasikara nandefa azy ..
Mino an i jesosy Kristy ve ny mpitondra de managadragadra olona amin ny zavatra tsisy dikany? Mpitondra tsy mivvka zany akory .😢
Hita mihintsy fa nahazo toerana loholona ianao de misolelaka any Rajoelina tsy misy ilana azy le
Tsy Antananarivo irery no mitaraina fa Antananarivo no tena prioritaire hoan Mpitondra, Fa pire lavitra ny ao Antananarivo ny ao Menabe raha Delestage satria efa +6 taona ny niaina Delestage ny distrika rehetra ao Menabe fa tsisy mijery, fa vao miaina izany volana vitsy ny Vahoakan Tananarivo dia mitabataba daholo fa mijaly ny vahoaka. izany hoe: vahoaka = Antananarivo. Trop!!!!!!!!!!! Morondava, Belo/Tsiribihina, Miandrivazo mijaly loatra am Delestage.
Raha Tari dalana avy amin'Andriamanitra tsy otran'izao ity Firenena ity
tsy ny finoana rehetra no mahavonjy , misy finoana tsy mahavonjy an !!
Fietsaram-belatsihy sy fandementsaina ny fivavahana eto. Raha tena mivavaka tsy tokony hisy ny fampiasan-kery @ tsy rariny, ny kolikoly, ny fiziriziriana am hevi-dratsy...
Solution, tetezamita
Le mum 7 😂
Milaza fa mivavaka anefa mankahala olona .Hay ve nareo tgv mba mahalala ny tenin Andriamanitra iany é?
Firy % vahoaka marolambo ny hatakatra 4x4, député mlam satria miaina aty ANTANANARIVO, mazav be le fanotanin hoe téléphérique
de tony fatina senateur efa mankaleo tony ve sisa hitanareo hampitenen? le sisa amin'zay tsis apôka
Azafady avelao hiteny hatramin'ny farany ny olona fa aza tapatapahana tena tsy mahalala fomba ianao tompoko fa manao botolo fotsiny hitan'izao tontolo izao ianareo
Avelao ny olona hiteny.
Ity bandy ty ve loha olona marina sa ilay aty ambany azonareo ny tiko lazaina ? Bandy notendrena anio fa tsy voafidimbahoaka ry Abraham syr Sibella e, tsisy afatsy io fona no azonareo antsoina ? Tena mahantra olona mba misy saina sy tsy misy lela hilelafana ve tsika e.Vo mahita ity bandy ty ny minimum 98 % ny mpijery tia amono télé, tsy tsapanareo dahy ve zany ???
Le députés sy loholona de misolelaka any Rajoelina,ayaya paris ary tsy misy téléphérique e ny fitaterana ao dia Bus,Train,Métro tramway,ary taxi mehezany français fotsiny tsika tanana mahandra kkkkk
I Andry Raobelina ve no tianareo hitondray ry katolika a
Za katolika tena hiringiriny fa za ndray tsy hataonareo fitaovana politika