- Видео 73
- Просмотров 228 721
Zion FaithTube
Южно-Африканская Республика
Добавлен 14 сен 2019
♫ Mangataka Rano- Rija Rasolondraibe
Izaho Jesosy mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko
Omeko fa tsy ampindramiko e
Izaho oa Jesosy e mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko e
Omeko fa tsy ampindramiko e
Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany
Izaho Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Amp...
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko
Omeko fa tsy ampindramiko e
Izaho oa Jesosy e mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko e
Omeko fa tsy ampindramiko e
Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany
Izaho Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Amp...
Просмотров: 131
Видео
♫ Izay vonona no mandeha - Rija Rasolondraibe
Просмотров 1,7 тыс.5 месяцев назад
1- Tsy fanambaniana fa aza tezitra ianao e Fa tsy haiko ny hangina hoe avelao amin’izao e Ny havan-tiana raha tiana tokoa Dia zaraina ihany aloha Jesosy famomjena, tsy mandehandeha ho azy e Safidy efa nomena, ho avy Izy haka ny an’Azy e Fotoana ny ahy efa hatry ny ela be Izay nateraka indray, ihany no mandeha Refrain 1: Ny andron’ny famindram-po, kely sisa Hitsena Azy eny amin’ny rahon’ny lanit...
DOXA7 Nomena Fahefana
Просмотров 1,8 тыс.7 месяцев назад
Titre: Nomena fahefana ianao Artiste : DOXA7 Praise
♫ ENOKK - SA MAJESTÉ
Просмотров 837Год назад
Louez le Dieu Puissant (HOSANNA AMEN) Que tout le monde en chœur chante (HALELOIA AMEN) Oh Jésus est Glorieux (HOSANNA AMEN) Il est au milieu de nous (SA PRÉSENCE EST ICI) Pont : Devant Lui Tout s'incline (x4) REF : Sous le Soleil ardent Sa force ébloui Tel un Lion rugissant sa voix Inclinez-vous Devant SA MAJESTÉ Son peuple danse de joie Sous son regard béni. A/C : Artina R.
Ny Hatsaranao Tompo - 𝐷𝐴𝑁𝐼𝐸𝐿𝐿𝐴 𝐹𝑒𝑎𝑡 𝐽𝑂𝐻𝐴𝑁𝐴𝐻
Просмотров 429Год назад
#coversong 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎 by 𝐷𝐴𝑁𝐼𝐸𝐿𝐿𝐴 𝐹𝑒𝑎𝑡 𝐽𝑂𝐻𝐴𝑁𝐴𝐻 Arr/Son: 𝑉𝑠𝑏 𝑃𝑟𝑜𝑑𝑢𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 A/C: 𝗕𝗢 𝗢𝗞𝗘𝗟𝗬
TSARA JEHOVAH - LËAMSI
Просмотров 485Год назад
Artiste : LËAMSI (Chosen Generations of God) Titre : TSARA JEHOVAH A/C : LËAMSI Arr : LËAMSI Studio : Sky Sound Team Video : @P.Heaven Zafimahitsiteny Remerciement à l'équipe teams CGG
Mpanompo vita sedra - Groupe Ny Avo feat. Mahery
Просмотров 7 тыс.Год назад
Mpanompo vita sedra - Groupe Ny Avo feat. Mahery Tao @ Palais des Sports Mahamasina
♫ Tsy manery - Elia Sarobidy
Просмотров 532Год назад
ELIA SAROBIDY : TSY MANERY Réalisé par : Harentsoa Heriniaina Production de : Story Gasy
♫ Ianao foana no hiraiko - Groupe Ny AVO feat Bodo
Просмотров 514Год назад
IANAO FOANA NO HIRAIKO Palais des sports Mahamasina 23/12/22
♫ Dear God - Roxane
Просмотров 1,5 тыс.Год назад
Dear God💌🖋️ Tsy manana afa-tsy ny hira aho Jesosy, hamoahako ny ato am-poko ho anao 💞. Tsy mahay miteny aho, tsy manana voam-bolana tsara aho, votsa vava, kely indrindra. 😔 Fa tianao 🔥 A/C…
♫ HARIS feat. TIMOTHE - Mandigny
Просмотров 741Год назад
Titre : 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐠𝐧𝐲 Artiste : HARIS feat. TIMOTHE Ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany ny voninahitra .
♫ Jaws Band - Fanahy Masina
Просмотров 26 тыс.2 года назад
Hira miantso ny Fanahy Masina amin’ny fotoana hiaonana indray … Asan'ny Apostoly 5:32 « Ary izahay dia vavolombelon'izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen'Andriamanitra ny manaiky Azy. » #Jawsband
Je ne t'abandonnerai point - Les étoiles scintillantes (France) feat. Adilia
Просмотров 1,1 тыс.2 года назад
Je ne t'abandonnerai point - Les étoiles scintillantes (France) feat. #Adilia
Tsy hiala eo mihitsy (VOTOM-PITIA) - ELIA SAROBIDY Her Band
Просмотров 1,1 тыс.2 года назад
Titre : TSY HIALA EO MIHITSY (VOTOM-PITIA) ELIA SAROBIDY Her Band Hira iray mety hampahery anao ity " TSY HIALA EO MIHITSY" nalaina tamin'ny trangam-piainana iray tena nisy izay nikatsahana mafy ny fanatrehan'Andriamanitra sy ny famonjeny mba hahitana fitsaharana. Amin'izao fotoana hiainantsika izao dia tena ilaina ny mitady ny tavan'i Tompo satria ao Aminy ihany no misy hery sy harena mahasoa ...
♫ Mahery aho - ELIA SAROBIDY Her Band
Просмотров 1,3 тыс.2 года назад
♫ Mahery aho - ELIA SAROBIDY Her Band
Le nom de Jésus - Etoiles Scintillantes de Sabbat FMFOI France.
Просмотров 3472 года назад
Le nom de Jésus - Etoiles Scintillantes de Sabbat FMFOI France.
Doxa7Praise (Mpikanto) - Hitako ny làlana. ♫
Просмотров 2,7 тыс.2 года назад
Doxa7Praise (Mpikanto) - Hitako ny làlana. ♫
Groupe Honore - Efa vita sonia sy voady ♫
Просмотров 1,3 тыс.2 года назад
Groupe Honore - Efa vita sonia sy voady ♫
NYJ Praise - Tsy avelanao ho mosarena ♫
Просмотров 6573 года назад
NYJ Praise - Tsy avelanao ho mosarena ♫
ENOKK - Jesosy Fahendrena & Harena ♫
Просмотров 1 тыс.3 года назад
ENOKK - Jesosy Fahendrena & Harena ♫
kay ve nisy an'zao zany e
💗
Raha nanambola aho dia tiako ny manohana anareo satria mendrika loatra
DIEU EST JUSTE JUGE ILS NOUS JUGERA ILS FERA LA JUSTICE POURQUOI FRAPPER TU SERA FRAPPER AMEN
Amen amen amen louange est gloire à Dieu hosana hosana hosana aux plus haut des cieux alléluia
Dédit leen français
aiza kay no ahitana lien mba angalana hira hafa e
Mampahery ahy ty hira ty ❤
❤❤
Anisany Mpanakanto tena tiako . Mankasitraka Roxane a❤❤❤❤❤
ouh💗💗💗Tsy maintsy tafita ny diantsik"e🥳🤗
Nateraka ho mpandresy❤❤Mankasitraka fa tena tsara be🥰🥰🥰🥰
VENDRANA ! Mamboatra fiteny !
Tsara be le hira,
matoky anaojehovah o misaotra anaoadilia tompo anie homba anao madrakizay
Mirary soanareo hatrany tsara ny tompo e❤
Tena tiako be ilay hiranao fa tohizo foana .❤❤❤❤ Mambabo fo be sady tsara be ny toniny.❤❤❤❤
❤❤
Tsara loatra ❤ Mamelombelona fanahy tsara mihitsy ny
💫💥💯
Tiako loatra ity hira ity. Te hitomany, malahelo an'ny Dadako aho isaky ny mahelo azy. Na ny mozika na ny angolam-peo tena tsara loatra. Ny tonony milaza zavatra tena manan-danja amiko.
Tena tsarra be 😊
Tsarae ❤
Kayyy, Hafa mintsy e! ❤❤❤ mankasitraka be
❤❤❤❤❤❤ haleloyah misaotra an'Andriamanitra,tsara ilay hira deraina Jehovah 🙏🤲😍👏👏👏
Tiko tena tiko anie zany e! Olon-kendry feno hosotr'ilay Jehovah Mpahary!
Merci e
🙏❤🙏❤
Jesosy aaaaa 😪😪😪😪
Tsara be,d mba avoahy clip ko le Hoy Jehovah fa miandry izahay oh🙏
Tena tsara 🙏
Ndrekaky o mahafinaritra ny mieno azy
🎵Groupe Ny AVO - IANAO FOANA NO HIRAIKO 🎶(Lyrics) 1- Hasambarana mamy Fiadanana hatrany Ny manompo Anao manome hafaliana Tsy mety lany Mampisava alahelo Mandrava tomany Hifikitra mafy aho ry Tompo malala Tsy hisalasala fa... Ref: Ny fihevitrao tsy haiko Tsy takatry ny saiko Ka na hiala aza ny aiko Ianao foana no hiraiko Fitantananao tsy haiko Tsy takatry ny saiko Ka na hiala aza ny aiko Ianao Ianao Ianao foana no hiraiko 2- Ianao mahalala Fiheverana tsara Tsy hitondra loza Fa hitondra fiadanana mandrakizay Porofoiko ato am-poko F'ianao no tompoiko e Na ankahalaina sy latsalatsaina Aza aho tsy hangaina fa... Ka na aiza na aiza hitondranao ahy Izaho hatoky anao tsy mba hiahiahy fa....
Mpanompo vita sedra - Groupe Ny Avo (Lyrics) Efa nandalo teo daholo Ireo fahoriana sy fijaliana Fa toa tsy maha-taitra ahy intsony Izany fahantrana sy tsy fisiana F’izaho mbola eto ihany Mijoro hatrany Satria ny Andriamanitro Tsy ampitondra ahy 'zay tsy zakako izany Fiv: Na inon-kidona na inon-kiatra Izaho mbola hitraka Na isesisesy hamely ahy aza ny ady Izaho efa zatra Ny afon’ny finoako Tsy ho faty intsony fa iredareda Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo Efa vita sedra Lasa nandao ihany koa Ireo olona akaiky ny fo Nesorina tamiko avokoa Izay kely mba fananako F’izaho mbola eto ihany Mijoro hatrany Satria ny Andriamanitro Tsy ampitondra ahy 'zay tsy zakako izany Fiv: Na inon-kidona na inon-kiantra Izaho mbola hitraka Na isesisesy hamely ahy aza ny ady Izaho efa zatra Ny afon’ny finoako Tsy ho faty intsony fa iredareda Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo Efa vita sedra Ka n’inona n’inona angeja Zaho efa VITA SEDRA Fiv: Na inon-kidona na inon-kiantra Izaho mbola hitraka Na isesisesy hamely ahy aza ny ady Izaho efa zatra Ny afon’ny finoako Tsy ho faty intsony fa iredareda Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo Efa vita sedra
TSARA JEHOVAH - LËAMSI (paroles) Andriamanitra mahagaga Ianao, Ilay efa teo foana. Ianao ianao ianao ianao ianao Mahery ambonin'ny mahery Ianao, Ilay nahary izao tontolo izao Ianao ianao ianao ianao ianao Refrain : (x2) Fa miankina aminao koa Miankina aminao koa Ny hanantsoiny hoe zanany ianao Miankina aminao koa Izy no hitondra anao amin'ny fahazavana Eny hitondra anao amin'ny fandresena Ianao Ilay nanavotra ahy. Ilay nifidy ahy tamny Rà nao Ianao ianao ianao ianao ianao Tsy mijery bika aman'endrika Fa mandray anzay manantona anao Ianao ianao ianao ianao ianao Refrain : (x2) Asandratray ny dera Asandratray ny haja Ho anao mandrakizay ny dera sy laza Ianao no mitondra anay Aminy fahatsarana Eny misaotra anao, eny misaotra anao Hidera anao izahay zay zanakao Mandra-pihavinao aty aminay Tsy nampoiziko mihintsy ny fitiavanao Nanavotanao an'izao tontolo izao Lehibe tokoa ny fahalebiazanao (x3)
tsara
j'aime ce cover! merci
anara nakuo nau... anao yesu
🎹🎹🎹🤍🤍🤍🎹🎹🎹🤍🤍🤍fanahy masina ô🙏🙏🙏🤍🤍🤍🎤🎤🎤 Alléluia ✝️Amen☪️
TONONKIRA And 1: Efa hitako ery, fa efa matahotra devoly Efa tazako ety, izay rehetra nolazain'ny baiboly Jerosalema vaovao, Jerosalema, Jerosalema Saha edena vaovao, saha edena, saha edena Devoly mitady, mitady namana ho very Izaho tsy hanaiky, tsy, tsy hanaiky velively Izaho tsy ho namany ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo Izaho tsy ho namany ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo Ref:(x2) Miala (Miala), Miala (Miala), Miala, Miala devoly Miala (Miala), Miala (Miala), Miala, Miala devoly Miala (Miala), Miala (Miala), Mandiana fa tsy hilaiko intsony Miala (Miala), Miala (Miala), Mandiana fa tsy hilaiko intsony Eskiveo, Ny balan'ny devoly, balan'ny devoly, balan'ny devoly Eskiveo, Ny balan'ny devoly, balan'ny devoly, balan'ny devoly Hitsakitsao Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly Hitsakitsao Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly Hitsao ny devoly And 2: Izaho rehefa nantsoina, tapakevitra ny hiova Efa nofidiany ho isan' ho isan'ny mpandova Jerosalema vaovao, Jerosalema, Jerosalema Saha edena vaovao, saha edena, saha edena Hitako hitako lalana tsara hizorako (hizorako) Azoko azoko ny famonjena (hazoniko, hazoniko) Devoly sy ny firongony jiaby any amin'ny helo (any amin'ny helo) Izaho izaho efa leo mijaly, devoly miala, miala Ref: (x2) Pont: Hitsao ny devoly, hitsao ny devoly Omeo ny totondry, omeo ny totondry, Dakao ny devoly, dakao ny devoly, Ampio ny totondry, ampio ny totondry Frapper frapper Ref: Eskieskieskiveo, eskieskiveo
Misaotra JESOSY A! Babo aho e!
Ezaho mafi iiiii 😘😘😘😘😘❣❣❣❣❣❣❣
Driii zany hira mavelombelona FANAHY
Amen
Inona kay clé azfady
mahafinaritra ny hira. Tsara ny midera an' i Jesosy Tompo
apokalipsy angamba e??? fa tsara e deraina hatrany ny tompo!!! AMEN
❤️❤️❤️
Misaotra Jesosy
ndriiii, hira tany @ fanombohana avokoa. Mampanembonembona. Kanto loatra.