TONONKIRA And 1: Efa hitako ery, fa efa matahotra devoly Efa tazako ety, izay rehetra nolazain'ny baiboly Jerosalema vaovao, Jerosalema, Jerosalema Saha edena vaovao, saha edena, saha edena Devoly mitady, mitady namana ho very Izaho tsy hanaiky, tsy, tsy hanaiky velively Izaho tsy ho namany ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo Izaho tsy ho namany ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo Ref:(x2) Miala (Miala), Miala (Miala), Miala, Miala devoly Miala (Miala), Miala (Miala), Miala, Miala devoly Miala (Miala), Miala (Miala), Mandiana fa tsy hilaiko intsony Miala (Miala), Miala (Miala), Mandiana fa tsy hilaiko intsony Eskiveo, Ny balan'ny devoly, balan'ny devoly, balan'ny devoly Eskiveo, Ny balan'ny devoly, balan'ny devoly, balan'ny devoly Hitsakitsao Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly Hitsakitsao Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly Hitsao ny devoly And 2: Izaho rehefa nantsoina, tapakevitra ny hiova Efa nofidiany ho isan' ho isan'ny mpandova Jerosalema vaovao, Jerosalema, Jerosalema Saha edena vaovao, saha edena, saha edena Hitako hitako lalana tsara hizorako (hizorako) Azoko azoko ny famonjena (hazoniko, hazoniko) Devoly sy ny firongony jiaby any amin'ny helo (any amin'ny helo) Izaho izaho efa leo mijaly, devoly miala, miala Ref: (x2) Pont: Hitsao ny devoly, hitsao ny devoly Omeo ny totondry, omeo ny totondry, Dakao ny devoly, dakao ny devoly, Ampio ny totondry, ampio ny totondry Frapper frapper Ref: Eskieskieskiveo, eskieskiveo
TONONKIRA
And 1:
Efa hitako ery, fa efa matahotra devoly
Efa tazako ety, izay rehetra nolazain'ny baiboly
Jerosalema vaovao, Jerosalema, Jerosalema
Saha edena vaovao, saha edena, saha edena
Devoly mitady, mitady namana ho very
Izaho tsy hanaiky, tsy, tsy hanaiky velively
Izaho tsy ho namany ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo
Izaho tsy ho namany ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo, tsy ho any amin'ny helo
Ref:(x2)
Miala (Miala), Miala (Miala), Miala, Miala devoly
Miala (Miala), Miala (Miala), Miala, Miala devoly
Miala (Miala), Miala (Miala), Mandiana fa tsy hilaiko intsony
Miala (Miala), Miala (Miala), Mandiana fa tsy hilaiko intsony
Eskiveo,
Ny balan'ny devoly, balan'ny devoly, balan'ny devoly
Eskiveo,
Ny balan'ny devoly, balan'ny devoly, balan'ny devoly
Hitsakitsao
Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly
Hitsakitsao
Hitsao ny devoly, Hitsao ny devoly Hitsao ny devoly
And 2:
Izaho rehefa nantsoina, tapakevitra ny hiova
Efa nofidiany ho isan' ho isan'ny mpandova
Jerosalema vaovao, Jerosalema, Jerosalema
Saha edena vaovao, saha edena, saha edena
Hitako hitako lalana tsara hizorako (hizorako)
Azoko azoko ny famonjena (hazoniko, hazoniko)
Devoly sy ny firongony jiaby any amin'ny helo (any amin'ny helo)
Izaho izaho efa leo mijaly, devoly miala, miala
Ref: (x2)
Pont:
Hitsao ny devoly, hitsao ny devoly
Omeo ny totondry, omeo ny totondry, Dakao ny devoly, dakao ny devoly,
Ampio ny totondry, ampio ny totondry Frapper frapper
Ref:
Eskieskieskiveo, eskieskiveo