TSARA JEHOVAH - LËAMSI

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 ноя 2024

Комментарии • 1

  • @ZionFaithTube
    @ZionFaithTube  Год назад +2

    TSARA JEHOVAH - LËAMSI (paroles)
    Andriamanitra mahagaga Ianao, Ilay efa teo foana.
    Ianao ianao ianao ianao ianao
    Mahery ambonin'ny mahery Ianao, Ilay nahary izao tontolo izao
    Ianao ianao ianao ianao ianao
    Refrain : (x2)
    Fa miankina aminao koa
    Miankina aminao koa
    Ny hanantsoiny hoe zanany ianao
    Miankina aminao koa
    Izy no hitondra anao amin'ny fahazavana
    Eny hitondra anao amin'ny fandresena
    Ianao Ilay nanavotra ahy.
    Ilay nifidy ahy tamny Rà nao
    Ianao ianao ianao ianao ianao
    Tsy mijery bika aman'endrika
    Fa mandray anzay manantona anao
    Ianao ianao ianao ianao ianao
    Refrain : (x2)
    Asandratray ny dera
    Asandratray ny haja
    Ho anao mandrakizay ny dera sy laza
    Ianao no mitondra anay
    Aminy fahatsarana
    Eny misaotra anao, eny misaotra anao
    Hidera anao izahay zay zanakao
    Mandra-pihavinao aty aminay
    Tsy nampoiziko mihintsy ny fitiavanao
    Nanavotanao an'izao tontolo izao
    Lehibe tokoa ny fahalebiazanao (x3)