- Видео 46
- Просмотров 177 596
Picasary
Канада
Добавлен 12 авг 2015
Ry Sakaizan'ny mpanota
Ry Sakaizan’ ny mpanota!
Fantatrao ny zanakao,
Fa malemy, mora lavo,
Ka mangataka aminao.
Mba todiho, mba todiho
Ka henoy ny vavakay
Fantatrao ny zanakao,
Fa malemy, mora lavo,
Ka mangataka aminao.
Mba todiho, mba todiho
Ka henoy ny vavakay
Просмотров: 1 526
Видео
Fagnahy maha iraika
Просмотров 1,5 тыс.6 месяцев назад
Fagnahy ô, aigna mamelogna Agnao e ro aigna maha iraika Ampitsirio, ampanjakao aminay atoy Ny tena Fitiavana.
Diso taminao aho
Просмотров 3,6 тыс.8 месяцев назад
1 Diso taminao aho, Tompo ô, Avelao ny heloko, aza arianao, Aza arianao aho, Tompo ô, Aza arianao aho fa iantrao. Mifona re, diovy ny foko Hiverenako aminao. 2 Osa sy malemy aho, Tompo ô, Ka maniasia lavitra anao; Aza atosikao aho, Tompo ô, Aza atosikao aho fa iantrao. 3 Omeo fo vaovao aho, Tompo ô, Hanompoako anao an-kafaliana Sy hiderako ny anaranao, Hiderako ny anaranao, Tompo ô.
Fo torotoro - Guitar Cover
Просмотров 5 тыс.8 месяцев назад
Fo torotoro, ranomasom-pivalozana No intý, mibaboka aminao, Tompo ô! Satria nania, fa ninia Tsy hitoetra eo akaikinao! Mba todiho ny indrafonao!
Mba raiso re ry Ray
Просмотров 92810 месяцев назад
Mba raiso re, ry Ray, ny mofo sy divay Atolotry ny pretra ho soronay rehetra. Atolotray, tazano ny fijalianay, Ka raiso toy ny rano anatin'ny divay.
Isika vory eto izao
Просмотров 2,1 тыс.Год назад
Isika vory eto izao, no mpirahalahy mian'ala Izaho anie ho tokinao, ianao kosa ho tokiko Mifankatiava, mifankatiava, mifankatiava ianareo Izay no ahalalana fa mpianatro, raha mahay mifankatia
Inty ny ora sarobidy
Просмотров 2,8 тыс.Год назад
Mba tsofy rano aho sy ny havako rehetra Sy izay mpanao soa anay sy ny sakaizako Ho tia anao re, tsy mba handao Anao Ka samy mba ho tonga an-danitrao Ô! sambatra aho re! Glory be to God!
478 - Ny hirako izao Ray be fitia
Просмотров 2,3 тыс.Год назад
Na dia hilentika Ny androko, Ary izao hita izao Hilaozako, Mbola ho hirako, Ry Andriamanitro! Akaikinao, Akaikinao!
Efa amiko i Jesoako
Просмотров 1,9 тыс.Год назад
Ry Jesoako, mba manjakà Ato am-poko mandrakizay. Ilaozako ny fahotana Sy ny fanao tsy tianao Ozoniko ny lainga foana Nampianarin’ny demony Glory be to God.
Salamo 129 - Raha mitana ny heloka ianao Tompo ô
Просмотров 796Год назад
Tevam-be, ry Tompo, no iantsoako anao: Henoy re ny feoko, Tompo ô. Raha mitana ny heloka ianao, Tompo ô, Iza no haharitra?
Manantena anao ny fanahiko
Просмотров 1,3 тыс.Год назад
Ny nandaozako Anao fahazaza, Tompo ô, ifonako. Tsara fo sady marina Ianao : raiso re 'ty ondry nania. Manantena anao ny fanahiko ry Iaveh, misandratra Aminao.
Inty aho ry Jesoa o, hanara-dia anao
Просмотров 1,5 тыс.Год назад
Raiso aho Jesoa fa tiako anie ianao, Sitrapoko ny hanaradia anao Ny fiainako tontolo no voababonao Manantena aho fa ho raisinao
Raha te ho sambatra ianao, raiso ao am-po i Jesoa
Просмотров 2,5 тыс.Год назад
Ny otanao alainy, Omeny anao ny soa Hanova anao tanteraka Hanjakany ao am-po Raha te-ho sambatra ianao, sambatra, Raiso ao am-po i Jesoa.
Ry Tompoko Ilay Endrikao
Просмотров 1,2 тыс.Год назад
Ry Tompoko, 'lay endrikao re no mahafinaritra ahy, Tadiaviko 'lay endrikao re ka aza afenina ahy. Tonga nofo aho ho fanambaràna ny Ray, Raha toa ka mitady ahy ianao, hahalala ny endriko.
Cantiques des Cantiques - Cover - Sendra & Solo
Просмотров 5962 года назад
Cantiques des Cantiques - Cover - Sendra & Solo
Tu fais ta demeure en nous Seigneur - Solo & Sendra
Просмотров 1,3 тыс.2 года назад
Tu fais ta demeure en nous Seigneur - Solo & Sendra
Vetson'i Fianar - Atolotsa am-pitiavana
Просмотров 1,7 тыс.2 года назад
Vetson'i Fianar - Atolotsa am-pitiavana
Matoa aho nijaly sy maty: izaho no nanolotra ny aiko
Просмотров 3,2 тыс.2 года назад
Matoa aho nijaly sy maty: izaho no nanolotra ny aiko
Madagasikara Tanindrazanay - 29 Mars 1947 (MDRM Hymn)
Просмотров 3,4 тыс.2 года назад
Madagasikara Tanindrazanay - 29 Mars 1947 (MDRM Hymn)
Sony a7III & 70-200mm f/4 G OSS- 4k 24p test footage
Просмотров 1,4 тыс.2 года назад
Sony a7III & 70-200mm f/4 G OSS- 4k 24p test footage
Tena tsara ❤
Hay moa efa tato ity fa tsy tadidiko. Tsy hitako ilay accord tsara be eo amin'ilay hoe "ô" eo amin'ilay refrain hoe "Jesoa ô"
Mankasitraka e, otran'ny hoe Mi7 basse Fa izay izy iny
Malay Zandry aaa
Afaka anaovana tuto ve io please ? 🥹
Mankasitraka hatrany e. Sady mampilamindamina no mampivavaka e
biennn
Wow this is a very sweet song and the way you played it. The Lord be praised.
💖💖💖 0:32
Afaka mampianatra vé
Tsy mahay mampianatra fa mbola mianatra e :)
Mankasitraka e!
Mankasitraka nama !
Merci❤❤❤
tsara be
mafinaritra afaka atao sonnerie finday
Misaotra indrindra namana fa tena mahafa-po sady mampidera an' Tompo
Milay e, na ny montage, na ny inspiraka, na ny hira e! Kanto baina a!
Get back in your sand box ants have the same birthmark as people mark land were God wants people living 🐜 😊
Zah MBA ampianaro hira masina otran zany😂
mb asio cours ry grand a
Mankasitraka
Misaotra nama a!
Merci rangah, 🙏 miala mintsy ny devolin'ny BUG refa mihaino ny mozikanareo e
Très chaud !
Merci nama !!🎉
Ao tsara
Hey so good! Thanks you so mush. I would liké to learn this version... IS there tab available?
❤❤❤❤
Afaka mahazo tablature
Grazie ❤❤!, ok!
Grazie mille fratello ❤❤❤❤
gg
Bravo e, MAFINARITRA mijery tanora mankalaza,
Merci Mon frère❤
Hello
VICTOIRE RASOAMANARIVO
Grazie mille mio fratello
Nanokatra fihirana mintsy aho de naverinay 4 mianakavy nohiraina ❤😊. Mankasitraka lesy rall a. God bless
Mankasitraka zokinay a :)
milay lesy bain aa
Mankasitraka zokinay a :)
Hanao video Lalan'ny Hazofijaliana aho, hindramiko ny feonkira, mampivavaka tokoa. mankasitra e
Mankasitraka e :)
ary tsy avokanao Fb daholo izy ato, mankasitraka fa tena tsara be.
Milay e
Keep it up !
Tena tsara be ! Manohana hatrany, tsara be ko le qualité any le son fa misaotra indrindra
Mankasitraka e :) Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Tena mahafinaritra! mankasitraka eee
mankafy ny sofina, zah ko tia zavatra natoraly zakan'ny sofina tsara
Ry Jesoa o, mba manjakA ato amiko, mandrakizay. Amen Misaotra indrindra amin’ny famelombelomana ny hira katolika. Sady nomen'Andriamanitra talenta ianao no mbola Ampiasainao ho voninahiny. Voninahitra ho Azy
Mankasitraka e, voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
Mafinartra be,mba ataovy aty an'tanana fa miandry an'zao ny aty fengonan'tsika!
Mankasitraka e, mandray anjara rehefa tonga any an-tanàna e :)
Keep it up !!!
Thanks Pat :)
TENA TSARA? MISAOTRA EEE
Che bello
Misaotra fa tena tsara be , mety mahazo ny num nao ve ?