Fiv : Manantena Anao ny fanahiko, ry Iaveh Misandratra Aminao. 1 - I Iaveh no mitarika ahy : tsy ho azon-kenatra aho. Tsy ho menatra izay mino Azy, 'zay mandao no menatra. 2 - Andriamanitra, Ianao no Mpamonjy, isan'andro andrasako. Mba tsarovy 'lay fitiavanao, fa fitia mandrakizay.
Mankatelina fona maitre ah,saika mba hanotany kely ilay teknika ah hoe harmonisation des mélodie ve ny hitendrenao ireny hira katolika iteny ? Mankasitraka fa mamelombelona fanahy 🙏🙏🙏🙏
Tsy dia haiko ilay terme technique mahalaza azy fa ilay melodie fotsiny no ampiteneniko dia rahiko accord metimety aminy avy eo. Mety tsy mitovy amin'ny fomba fitendrin'olona hafa azy fa io no mba ahaizako azy. Mankasitraka e
Tena mankasitraka fa tena tsara be ilay izy,mianatra mantsy de tena babo ah vao nahita ilay vidéo maro mitombo fahaizana euh mba mangataka an'ilay Ora sarobidy raha mba azo atao Mankasitraka
❤❤❤
Fiv :
Manantena Anao ny fanahiko, ry Iaveh
Misandratra Aminao.
1 - I Iaveh no mitarika ahy : tsy ho azon-kenatra aho.
Tsy ho menatra izay mino Azy, 'zay mandao no menatra.
2 - Andriamanitra, Ianao no Mpamonjy, isan'andro andrasako.
Mba tsarovy 'lay fitiavanao, fa fitia mandrakizay.
mahay nareo e
Voninahitra ho an'Andriamanitra e :)
Mankatelina fona maitre ah,saika mba hanotany kely ilay teknika ah hoe harmonisation des mélodie ve ny hitendrenao ireny hira katolika iteny ?
Mankasitraka fa mamelombelona fanahy 🙏🙏🙏🙏
Tsy dia haiko ilay terme technique mahalaza azy fa ilay melodie fotsiny no ampiteneniko dia rahiko accord metimety aminy avy eo. Mety tsy mitovy amin'ny fomba fitendrin'olona hafa azy fa io no mba ahaizako azy. Mankasitraka e
Tena mankasitraka fa tena tsara be ilay izy,mianatra mantsy de tena babo ah vao nahita ilay vidéo maro mitombo fahaizana euh mba mangataka an'ilay Ora sarobidy raha mba azo atao
Mankasitraka