Johane - Amin'ny fo (Lyrics gasy 2021)
HTML-код
- Опубликовано: 5 фев 2025
- Johane - Amin'ny fo (Lyrics gasy 2021) est une vidéo lyric (tononkira/parole) gasy 2021 de "Amin'ny fo" par Johane.
✔ Hira: Amin'ny fo - Johane
• Johane - Amin'ny fo (N...
✔ Disponible sur Facebook:
fb.watch/7lKAJ...
Johane - Amin'ny fo (Lyrics gasy 2021)
Akipio ny masonao
Dia mba henoy izao lazaiko izao
Fa natao ho anao irery
Porofom-pitiavana
Raha heloka ny mitia anao
Efa tany am-ponja aho ohatr’izao
Na tsiky na halaelo
Izaho tsy mahasaraka
Tsy hoe mahay miteny
Fa ‘lay fitia no namoaka ireny
REF:
Aza manahy raha toa ka hoe
Sendra ny mafy sy ny sarotra e
‘zaho aty vonona ny tsy hivadika amin’ny toky nomena
Na faly na ory isika sy ianao sanatria izany raha any hifandao
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Ny halalin’ny fitiavanao
Ny fitiavanao
Ny fitiavanao
Ny fitiavanao
Dia izao, ‘zaho tsy hangataka ny volana aminao
Fa ny tadiaviko dia izao hoe ilay fitiavanao
K’aza manahy ianao f’izaho tsy hivadika
Tsy masaraka anao
Tsy mahafoy anao
Efa zatra loatra anao e
REF:
Aza manahy raha toa ka hoe
Sendra ny mafy sy ny sarotra e
‘zaho aty vonona ny tsy hivadika amin’ny toky nomena
Na faly na ory isika sy ianao sanatria izany raha any hifandao
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Ny halalin’ny fitiavanao
Ny fitiavanao
Ny fitiavanao
Ny fitiavanao
Aza manahy raha toa ka hoe
‘zaho aty vonona ny tsy hivadika amin’ny toky nomena
Na faly na ory isika sy ianao sanatria izany raha any hifandao
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Ny halalin’ny fitiavanao
Akipio ny masonao
Dia mba henoy izao lazaiko izao
Fa natao ho anao irery
Porofom-pitiavana
🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬
Contact: madalyrics2.0@gmail.com