🚨Faratsiho : Tsy manaiky ny fahareseny ny kandidam- panjakana ao Faratsiho Rakotondrazafy Henriette

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 20 окт 2024
  • SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS, Ny Vaovao Marina
    Faratsiho : Tsy manaiky ny fahareseny ny kandidam- panjakana ao Faratsiho Rakotondrazafy Lalatiana Henriette ka te hanagadra olona toy ny nataony tamin’ny vadiny hoy ny solombavambahoaka TIM Me Hanitra Razafimanantsoa, manoloana ny fitazonana ny Lehiben’ny ivon-toerana misahana ny informatika na ny Chef CID-n’i Faratsiho any amin’ny tobin’ny zandary ao Antanimenakely Antsirabe nanomboka ny alakamisy alina. Mbola misy olona iray komity mpanohana ny kandida Mily ao Faratsiho ihany koa voatazona any amin’ny zandary, raha efa nalefa nody kosa ny filohan’ny ratsamangaikan’ny CENI eny amin’ny Distrika na ny P-CED ao Faratsiho taorian’ny fakana ambavany azy tany amin’ny « poste avancé » tao Faravohitra Faratsiho ny alakamisy 12 Jona.

Комментарии • 18

  • @dood587
    @dood587 4 месяца назад +6

    Ity "cas" Lalatiana Henriette no tena ahitana MAZAVA ny atao hoe HCC notendren'ny Mpitondra.👎

  • @PatriciaRahantamalala
    @PatriciaRahantamalala 4 месяца назад +2

    Misy farany zao ataonao zao ra-Lalatiana .
    Tsy mahazaka resy .efa tsy tian olona mbola tsy menatra ihany fa mbola ibodo seza ihany .tsy menatra

  • @almaelinirina7456
    @almaelinirina7456 4 месяца назад +2

    Jesosy ô!!! Fa de an Lalatiana daol v ny fahefana retra2 eto Mcar e? Nga ataony oe vadiny daol ny malagasy? Mba mataora an'Andriamanitra fa mandalo ange zao retra2 zao ry Lalatiana Ratongarivo ô! 😮😮

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 4 месяца назад +2

    Olona Otra ahoana mitsy t lala t miseho azy ho izy am firenetsika no miseho be loha, rehef resy lala de mionina fa aza mitady problème am vahoaka Malagasy ianao

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 4 месяца назад +3

    Olana ho an'ny vahoaka Malagasy mitsy ity ramatoa ty

  • @almaelinirina7456
    @almaelinirina7456 4 месяца назад +1

    Efa filoham-pirenena mints ny fiheverany ny tenany an! Ny mitovy marina no milambana hoy ny taolo!!!😊

  • @ttlsolo6671
    @ttlsolo6671 4 месяца назад +4

    ka raha iz anie no tsy tafa eo de tena GAME OVER; izay no mampiad maf az.

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 4 месяца назад +3

    Sahirana ihany ny Hcc @zao an! ny olona toa tsy hanaiky ny fanjakazakana ataon'ity ramatoa henriette ty intsony

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 4 месяца назад +3

    Fa Dia inona lotra ito candidat Ray ito no tena hafa mitsy traitement

  • @christianandrianarison8983
    @christianandrianarison8983 4 месяца назад +1

    Tena tsy mahalala menatra mihitsy ity BM ity, tsy mahatanty resy. Tsy misy manaiky izao ry HCC an, manodiava anareo mianakavy

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 4 месяца назад

    Asaivo akapony @ vato n'y lohany rehefa tsy manaiky, tena efa Zatra mampihorohoro olona Ty BM Ty

  • @voahiranalucienne9833
    @voahiranalucienne9833 4 месяца назад

    Fehezo any antanimora i lalatina io fa manavoritak saimbahoaka. Tena manimba olona tsy manantsigny.lany vola be problem izy 😂😂

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 4 месяца назад

    Henriette prénom périmé😅

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 4 месяца назад

    Dory any le kala pamosavy vavy Io

  • @angelenjoro2793
    @angelenjoro2793 4 месяца назад

    Sambako nahita rah karah ty rah maneky resy sasany efa nagneky

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 4 месяца назад

    mataotra izy

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 4 месяца назад

    FA EFA FENO ADALANA VE TY MADAGASCAR TY E KO RATSY ZAZA MIADY KILALAO DE MITOMANY REFA TSY NAHAZO AZA MAMPE RY BEBE RETY A

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 4 месяца назад

    Pamosavy vavy aminy la mort au rat