Комментарии •

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 Месяц назад +3

    Veloma be molotra a .Leo adroky sy ny adalan droky ny olona. Ela nitoratorahana.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +2

    Pamosavy mandede ny anareo

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 Месяц назад +2

    Zany hoe efa fantatry n'y orange fa tsis mpitia zareo Mbola mi insiste

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f Месяц назад

    Ary ny mpangalatra hijery inn ??? Halatra ve no nahalàna dia mirehareha ???

  • @angelenjoro2793
    @angelenjoro2793 Месяц назад

    Asa ino mahatonga fifidianagna kofa misy tsy lany tsy maintsy miteny mangala bato fona

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Месяц назад +1

    Tsy mila irajina hijery fitaratra i lalatiana..efa zatra mpangala bato i adversaire ny lalatiana io ary tsy hita zay mba taratra zava bitany teto am firenena....mbola tsy nis ministra nahavita asa toy ny vitan ny lalatiana teto..ka avereno am n iz ireo ny nataon i hvm tam christine razanamahasoa..ega lany natao tsy lany...l exemple vien d en haut..zay hita fa nahavita tam firenena ihany no.mendrika hoa eo.