02 Mbola Ho Avy - Dama & Erick Manana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 20 сен 2024
  • Artistes: Dama & Erick Manana
    Album: Deux Voix Deux Guitares
    Genre: Folk, World & Country
    Sortie: 2014
    song list:
    1. Raha Mba Nanan'elatra
    2. Mbola Ho Avy
    3. Zaza Sary
    4. Tsy Ferana
    5. Velo
    6. Malok’ila
    7. Farakely
    8. Ratranao No Feriko
    9. Ity Ny Foko
    10. Ny Hefitrao
    11. Sao Heverinao
    12. Tsiky Malefaka
    Mbola ho avy ny andro
    Ahatsiarovanao ahy
    Amin'ny ora tsy ampoizimpoizina
    Mbola ho avy ny andro
    Hampahory ny fanahy
    Hanembona ahy ianao ka hiodikodina
    Mbola ho avy e! Irony nenina e
    Hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina
    Mbola ho avy e! Hangirifiry be
    Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be
    Mbola ho avy ny andro
    Hanakoako an-tsofinao
    Ireo dinantsika izay nosehinao
    Mbola ho avy ny andro
    Hivatsy ny famerim-bolanao
    Ho hitanao eo ihany izany ngidiny a
    Mbola ho avy e! Tsaroako tsara anie
    Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina e
    Mbola ho avy e! Tsy ho ela akory anie
    Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko e

Комментарии • 2