- Видео 127
- Просмотров 1 912 336
Hira Gasy
США
Добавлен 7 окт 2020
Hira gasy fahiny: Mahaleo, Feo Gasy, Erick Manana
Kalakely (avec Rivo et Dadah) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Kalakely (avec Rivo et Dadah) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров: 312
Видео
Taotaon-kafo (Studio mi-Ritsoka) - Dama Mahaleo
Просмотров 175Месяц назад
Taotaon-kafo (Studio mi-Ritsoka) - Dama Mahaleo
Zaraiko Roa (avec Rivo) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 133Месяц назад
Zaraiko Roa (avec Rivo) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Mazava Antsinanana (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 270Месяц назад
Mazava atsinanana e, ny faravodilanitra Madio magalahala ny lokon’ny lanitra Mandom-daravarana e, ilay tara-pahazavana Madio mangalahala ilay masoandro vao maraina Ity ilay maraina, maraina ilay nandrasana Maraina vaovao, nanadrandraina hatramin’izao Tonga angamba ilay maraina, izay nampanantenaina Mba tsy hahakivy any izay niandry hatramin’izay Ny maso vao mihiratra e, mbola varimbariana Ny sa...
Ny Hirahiranao (avec Rivo) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 123Месяц назад
Ny Hirahiranao (avec Rivo) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Dadabe sy Bebenay (Studio Daddy Ny Andrisoa) - Dama Mahaleo
Просмотров 303Месяц назад
Dadabenay dia mbola velona any an! Mbola matanjaka anie izy izay a! Mbola mamokatra ny tany an! Bebenay dia mbola velona any an! Mbola matanjaka anie izy izay an! Mbola mamboly ny tany an! Zovy e! (2) Mbola matanjaka anie izy ireo Mbola mamokatra ny tany Dadabenay manamboatra tanimbary an! Tanimbary totohatra anie ny azy e! Totohatra manakatra ny lanitra I Bebenay manamboatra tanin-ketsa (2) Ta...
Sokina Mananibato (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 166Месяц назад
Sokina Mananibato (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Badoda sy Solange (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 164Месяц назад
Badoda sy Solange (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Irery Aho by Lija (Full Album - Audio)
Просмотров 2,8 тыс.8 месяцев назад
Irery Aho by Lija (Full Album - Audio) Artist: Lija Album: Irery Aho Genre: Reggae, Rock Sortie: 2016 song list: 1. Afrika 2. Mikiranina 3. Irery Aho 4. Veloma Any 5. Mbola Miandry 6. Kamboty (Neny) 7. Isika Mbola Ho Any 8. Tany Fandalovana 9. Fitiavako (Remastered) 10. Iny Vorona Iny 11. Tojosoa
Fitiavako (Remastered Version) - Lija & Tselatra
Просмотров 3 тыс.8 месяцев назад
(Lija) Inty ny fitiavako atolotro anao Raiso re ny foko ka anjakao Ka aza toerina fa izy ity tsy kilalao Aza atosika fa fo mitempo ho anao! Doran’ny fitia miredareda tia hiaraka aminao (Eric) Ianao irery no mba tiako Ho tantanako hitosiako Ka na mora na sarotra no ho diavina Fitiavako anao dia maharitra (Lija) Tsy fantatro zay marina Fa jamba aho ka mpahina Misakodim-panina, ny rivotra hiainako...
Miresaka (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 299Год назад
Miresaka (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Feon-gitara (Studio mi-Ritsoka) - Dama Mahaleo
Просмотров 738Год назад
Feon-gitara (Studio mi-Ritsoka) - Dama Mahaleo
Zaza Sary (avec Dadah) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 2,6 тыс.Год назад
Zaza Sary (avec Dadah) (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Aza Manantena (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 341Год назад
Aza Manantena (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Paradisa An-tany (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 1,3 тыс.Год назад
Paradisa An-tany (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Mitady Kandra (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 1,1 тыс.Год назад
Mitady Kandra (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Mampihesona (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
Просмотров 200Год назад
Mampihesona (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo
✨✨✨
✨✨
This song reminds me of my grandmother
❤❤celestin
👍
22 Octobre 2024 👊
Hafatra tsy lany daty.Tsara foana.
2024 mbola tsisy tsara❤️
❤
C'est magique la guitare
bro's spitting
Dadabe sy bebe
oe la wea wena conchetumareeeee
Farakely dumped him 💔
Mafy ilay tononkira ❤❤❤... Sady mampirevy ilay rythme Dama
❤
🙏
merci ,tiako be ilay hira,mampatsiahy ny taloha
tiako be ilay hira ,
❤
tsaraaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
Tena fitadiavako an'ito hira ito 😅. tena tanora aho fa aleko miheno hira talo tozay le hira @zao
Omaly aho tany @ Palais des Sports, dia tena te hisaotra an'le performance fa nilay ê!
AMAZING ! Mbola mamerina ny fisaorana ....mes AMOURS, mes MONSTRES....aminy 2ora ny fotoana é...na tsy ho eo aza i Dama...SUBLIMES LES MECS!
❤
🪈🪈🪈🪈🪈🪈🪈🪈🪈🪈🪈🪘🪕🎻🎸🎺🪗🎷🎹🎉🎉🎉❤❤❤❤❤❤❤ 🙋🏾♀️🙋🏾♀️🙋🏾♀️🙋🏾♀️🥀🥀🥀🌹🌹🌈🌈❤️🔥❤️🔥🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫❤️🔥❤️🔥❤️🔥🌹🌹🌹🎺🎸🎙️🥁🎻🎷🎹 🪈🪈🪈🪈🪈🪈🪈
Love this one👍
I don't think I heard him say title of the song
Good one 👍
😍❤
Merci Lija, tsara daholo👏
Rahoviana indray ianareo handalo aty aminay , haute Savoie
❤❤❤
10 years ago
Merci Hira Gasy
Hafa ihan izan fitiavan'i Mama izany e!!!
tsara ny hitan'ny taniko
❤ beautiful music
Mamy anie zany e 😍😍😍😍😍😍😍
Fixateur
❤
❤ tsara
Hay nisy an zany tany ho any . Mankasitraka am fizarana d misaotra betsaka an Lija 👏👏
Tena latsaka lalina ao ampo❤ mankasitraka e . Gasy ka manja ❤
❤
Ity "Mianatra Misintaka" ity aloha a,... otrany oe mbola eny amin'ny Université Ankatso ny tena mihaino azy. Fianarana ny fiainana rehetra.
Mamy anie zani ee
Ok
Même sans comprendre le malgache, on est sous le charme de la musique, et des voix.
Yes