Za ranga mahita hoe tsara sy azo eritreretina ihany aloha ny hanolo izay banga amty ranamana ity na dia ilay endrika ihany aza , ary formena izy hamoka lay tena feo. Za manokana dia tena nahita an'ito ranamana ito fa raha ampy tosika izy dia vitany io place banga io . Hevitra ihany iny
tsy nify sanatria ka hoe soloy solonify izay banga e. Tsy azo soloina ireny. Tsy misy mahasolo azy. eritrereto fotsiny misy maty ao amin'ny fianakavinao, dia mi former olona hanolo azy ianao...eny e, mety ho tinao izay hevitra izay raha ny commentaire anao eto no jerena
Misy hitovizany kosa ee !
Misy mbola manankiana ihany .
Koa ataovy ohatra tamin ny kopi kole Rossy 2019 ity ee .
Neveriko fa tena Fafah izy vao nipoitra(Azo atao hameno ny banga izy).
Mandria am-piadanana Fafah
driiii😭tena kopikole reto fa eo am le feo alo de tss bola hitako mitovy am fafah😢 fa am zao azo formena ho fafah iz
oh Seigneur! toy ny mahita a FAFAH aho é! on et le 26/10/19 paix à son âme!!!!
Za ranga mahita hoe tsara sy azo eritreretina ihany aloha ny hanolo izay banga amty ranamana ity na dia ilay endrika ihany aza , ary formena izy hamoka lay tena feo. Za manokana dia tena nahita an'ito ranamana ito fa raha ampy tosika izy dia vitany io place banga io .
Hevitra ihany iny
tsy nify sanatria ka hoe soloy solonify izay banga e. Tsy azo soloina ireny. Tsy misy mahasolo azy. eritrereto fotsiny misy maty ao amin'ny fianakavinao, dia mi former olona hanolo azy ianao...eny e, mety ho tinao izay hevitra izay raha ny commentaire anao eto no jerena
Mahay zavatra rangah Andriamanitra, de mitovy, io Dama,Dadah,Bekoto,Charles atao solon,iFafah bravo kopi kole Fafah io rangah solonyyy
2013 ty video zao vo hita tena mank any Fafah ndrisy lasa koa Dadah rip en paix 😭😭😭😭
Zah baka gaga ambarako I Fafah kony zio teo igny ai hahaha misy hitovizagna aloha eee !tsara eee
Ndriiy mampahatsiahy sahady , tena ao tsara ka .Na mamy na mangidy marina no atolotrao 😢😢😢😢
Oka ranga aaa 😭😭😭iz io dadah aaa💖
tsar b daholo zalah kopie kole samoela sy fafah ah tohizo fa tsar miezaha hatrany (y) (y)
Tena i et Ty fa dia gaga aminareo mpitsaraee....tena tsy maty inFafa
Aoka lesy eee.....Iza no anarany namana Io fa zany no kopikole marina e
mahay Andriamanitra! tena mitovy zareo!
Fafah navela, mendrika mahazo voalohany.
Mahavariana fa dia mahay zavatra Io Ray Io fa velona i Fafa
Misy olona mitovy azalahy oui 😢😢😢
Afaka travaillé na tsara ny feo ny ry tarika a!voafehany ny feon'i Ratompokolahy🙆😭😭
Bravo....incroyable mais vrai....on dirait vraiment que c'est lui... ohh mince.
Hafa ihany i gotlieb eee
Mahavoa izy fa tsy mitovy amin i Fafah kosa
Mitovy be mints zareo k ty hira faha 2ty ao tsar.
Mahay izy ka
Otrany kambana e tena mitovy na ny tarehy feo 😢😢
Tsy avy @Jehovah Ray by zavadratsy erantany...avy @satana leizy satria ts nankato i Adama d nandov ota tsuk.mbol hotonga ny Matio 6:9,10
Tena mitovy azo hamenoana ny banga @ tarika mahaleo ,mandriam-piadanana fafah
Ny feo aloha tsy d mitovy fa ny fihetsika misy hitovizana eh!
tsara be mihintsy ka ! ndriiii
Ndriiii mitovy b Fafa izy
Non tsy mitovy @fafah juste kely maso 😄
Izy alou tena Fafah mits fa le feo fotsn somary gras koukou ra ampitahaina @ Fafah
Tena mitovy e mirary soa hatrany
ndriii 😥😥😥
😭😭😭😭😭😭😭😭🙏Repose en paix Fafah
Misy itovizana fa le feo kosa mbola tsy tafiditra tsara
Bravo, Mamaiky eh!
Ao tsara kosa
Ndri
Tena kely fotsiny sisa dia ao tsara e
Tena izy kosa ity,
Fafa nampetraka ra
nga a
😊😊 Mahafinaritra
paix à son âme
Mitovy kosa nama mety asolo ny banga kosa ee
😥😥
Milay e
Amiko Tsy ahasolo an i tpklh fafah surtout n'y feo.
na hendrika, na bika, na feo na inona...tsy misy mahasolo azy izany, ni celui-là ni personne
TSARA E
Ny fihetsiketsehana no bdb fa ny feo mbola tsy ao mihitsy e
Tsy mitovy everik fa b nitovy