Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra lahatrao, ny angatahako ry Raiko dia aoka aho hatoky anao.... Rip Fafah
🙂 tena angalako fihany manakatra fehony 🎶
Mahery i Fafa na dia mivalana hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany aza ny gitara.
Tsara ranga zany ra feo. Veloma Fafah rip
misaotra zoky ah !!!! efa kopaka tsara eh
Mandriam-piadanana zoky Fafah
Misy tezitra marina ilay glita ah! ampiakaro ny Mi kelylol!!!!!!!!!!!
saika tsy tafakatra tsara ve le prime an,ilay glita teto e?
Tsy mampino hoe tsy eo intsony Fafa.Mampahery ahy ny hiranao ary hoentiko henoina sy hanalana embona rehefa mahatsiaro sy malaelo an'i Gasikara
Merci beaucoup ô
Milay lesy ra-SASA a! tena voasolon'elah RAOUL
Misy tezitra kely lé gitara :) Tezitra mafy mitsy...
😭😭😭😭😭
Tsy mendrika an'ilay mpihira ny mpitendry....
din kos les gloum le