Aza afangaro ilay zavatra ry razafinjoelina sy koto. Resaka olana anatiny sy ara-olombelona no tantarain'i razafinjoelina ankehitriny anefa izy milaza koa fa sacrifice ny politika. Mila toerana izy matoa milatsaka androany raha izany.Olandry zareo izany fa tsy olan'ny firenena ka lasa kakay fotsiny ihany. Manamafy ny candiddat ny fitondrana sa hapalemy ny mpanohitra no tena ataon'i razafinjoelina eto anefa izy milaza fa tsy miasa ny mpanohitra. Efa nandalo fifidianana solombavambahoaka ny malagasy fa nahatafiditra firy ny tia tanindrazana ( nandatsaka ve?).
Ka raha izay ary ny hypothèses nareo ry Koto, tsy azoko logique n'ny zavatra teneninao hanaratsina an-dRavalomana ! La meilleure defense c'est l'attaque ! Mahagaga ahy ny prise de position nao ry Koto ! Ary maninona no izao vao mivaoka izany resaka izany? Dia hoy aho hoe, ,moa ve @ izany nuy fomba hakana ny fandresena eto Antananarivo, sa efa fantatra fa ho resy dia mampiasa fomba hafa hanodinana ny saim-bahoaka! En fin je n'arrive pad a vous duivre Messieurs Koto et Tahina R. ! Misy tsy logique ny fanazavanareo ! C'est trop compliqué pour ma petite tête ! Si j'ai bien compris, c'est un règlement de compte quelques années plus tard ! Sa misy tantara tsy arako tao? J'en suis choquée !
Ny resak'i koto hoe i ravalomanana no manapotika ny firenena dia efa resaka mampihomehy kosa aloha. I koto miresaka fa nanao deal ary notambazana ravalo dia nanaiky ny 219 dia ireto ny zavatra nisy ary: 1/hoe tsy ho kitihina ny orinasany ny 10 septembre 2020 dia nohidian'ny fanjakana ny orinasa tiko (jereo ny archives fa misy video izany) 2/24 septembre 2020 naotakiana hetra tsy voaloha ny tiko nangataka ny fampiharana ny feuille de route ravalo satria izay no nosiniavin'ny tsirairay tamin'izany dia ny fanonerana ny fananan'ny tiko 3/hoy ianao hoe accord namelana azy malalaka handraharaha nosakanan'ny governoran'i vakinakaratra ny fivhan'ny tiko ary maty tao daholo ireo omby vavy satria tsy navela misy mahazo miditra ka ny vahiny tamin'ny alalan'ny masoivoho amerikanina no nangataka ny hamohana izany satria lasa famonona biby nohiniana natao ilay izy izay voararan'ny lalana. Mbola nidina koa ny triple A izay orinasa nitantana ny fitsinjarana rehefa nolazaina fa tsy nahaloa hetra. 4/Ny hoe apetraka ho lehiben'ny mpanohitra Jereo ny archive fa vao nilaza ny solombavambahoaka TIM fa i ravalo no hapetrany eo dia namorona zavatra ny mpitondra ka i brunel razafitsiandrofa izay depute no nasaina nanolotra lalana (izay lany ary io mihatra amin'izao io).Proposition de loi modifiant la loi portant statut de l’opposition et des partis de l’opposition.Izao no voarakitra ao :Le statut de chef de l’opposition officiel n’est donc dévolu qu’à celui qui dirige l’opposition au sein de l'Assemblée nationale. «(...) l’opposition extra-parlementaire peut choisir un ou plusieurs chefs pour la diriger en dehors de toute procédure parlementaire».Iny moa voan'ny nataony ihany i brunel. 5/Tsy misy manohitra ireo zavatra ataon'ny fanjakana toy ny autoroute Manohitra ary efa impiry nilaza ireo zavatra ireo izy ireo fa ny mampilaza amin'ny vahoaka no afaka ataony Teneno i razafinjoelina fa mila adoptena ny fitsanganana sy fiasan'ny commission parlementaire iray ka firy moa ny an'ny mpanohitra no ahalany izany mihitsy (resaka volamana sy ny sisa). 6/Ny hoe famerenana ny statut particulier an'antananarivo Tsy mety toko ny nandaniana izany tamin'ny taona 2008 (resaka politika aefa) fa fantaro fa mila adoptena koa ilay izy. 7/Ny fanendrena an'i ntsay accord politika tokoa ary voa ny TIM saingy mody adala ve razafinjoelina fa ny maro an'isa anie no mbola mitazona azy e! 8/Ilay hoe nampifidy ny TIM olon'ny tim no nandrafitra ny hetsika fotsy ary raha tsy nisy tim io tsy nisy nanarak izany (miala mampiasa logique ihany amin'ny zavatra atao i razafinjoelina). Dia ireny ve ny vaton'i ravalo raha nanpifidy izy anefa tamin'ireny aza mbola nafana fo ny vahoaka indrindra fa antananarivo. 9/Ny resaka air force an'ny presidence Eny olana ilay izy fa niakatra anefa ny harikarena ny firenena Nialana tamin'ny fampiasan'ny manampahefa malagasy amin'ny tsy an-drariny ny air madagascar ny fanapahankevitra tamin'izany satria raha mandeha ohatra ny filoha dia mila miandry azy ny air mad ary manisy olana amin'ireo mpandeha koa ilay izy ka lasa tsy mampidibola ilay orinasa. Ny 12/04/2011 dia nilaza rajoelina fa tsy maintsy mandeha airmada avokoa ny olompanjakana rehetra hatramin'ny filoha anefa ny 28/04/2011 izy dia efa nandeha jet privée. Amin'izao fotoana dia manofa jet privée rajoelina ary lafo lavitra noho ilay air force kihaninao sy nokihaniny ny vola lany amin'ny resaka sidina no mbola tsy fantatra akory ny mpampanofa. 10/Ilay hoe saika ho samborina ravalo hoy i razafinjoelina Misy viseo any milaza io tranga io koa. Teo ambohijatovo dia tratran'ny EMMO i ravalo ary voahodidina.Nosamborina ny garde corps ary nandramana novakiana ni kodiaran'ny fiara fa tsy vaky.Tsy iray ilay tranga fa mahalala koa ny mpitandro ny filaminana fa manana statut ana filoha i ravalo. Afaka nanararaotra tsara ireo mpanao masque teo.
Tsy tsapan'i Koto le fomba fiteny politikan'ny fanaratsiana fa hoe Rolland Ratsiraka irery hono no nahasahy niteny ny tsy nety nataon'ny fitondrana,,,zany ve dia marina,,,,izao no fomba fanaovana fampielezankevitra amin'ny endriny vaovao (tous les moyens sont bons)
Maninona i razafinjoelina no manamafy fa volan'i robinson madiodio ny nilatsahay anefa milaza ho tsy mahafantatra zavatra maro tao amin'ny TIM ary malahelo fa tsy noresahina ny zavatra misy. Maninona no nalefa sesitany i robinson raha isan'ireo mpanohana voalohany an'i rajoelina ary namorona ny armada.Tsy tokony toerana ambonimbony ve no nametrahana azy fa iny izy nato ambassadeur.Aiza daholo ireo mpanao politika lohandohany TIM nojonoin'ny tarik'i rajoelina tsy efa naka retirety alohan'ny fotoana daholo ve.
Miarahaba anao ry Koto ! Sarotra be ny hanamarina ny zavatra zarainao sy ny fijerinao eto ! Mety misy marina , met 26:45 😮y tsy marina , fa matetika ny marina dia tsy maintsy hasehon'ny fahamarinana foana @ farany !Mihainao ny tantaran'ity Meur. Tahina ity aho , dia sarotra be ihany no hihaino ny zavatra tantarainy rehetra ! IEfa mafana be ny te- ho Lehiben' ny Tanana , koa misy zavatra tenenina ny rehetra ! Izay mihintsy ilay toe- tsaina Politique Malagasy , betsaka zavatra tetitetika ratsy , koa isika Malagasy samy Malagasy ihany no mifamono sy mifamelona nohon' ny tombon- tsoanareo mianakavy izay mitakosokosona rehetra ! Efa sazin- janahary sy ny Razana no mahatonga ny fatin'ny maro mipoitra izao ! Masina ny Tanindrazana !
Sssshhhh ! Tahian voavidy Vola v ? Tsy jereko akory !!!! Za nahità fampandrosoana tam andron Ravalomanana Izy indray no mahazo fanakianana tena Ry Kot ... Odoieeee
Tsy mitovy analyse aminao za. Sady tsy pour no tsy contre Ra8 za fa jereo objectivement lay situation. Raha tena nisy tokoa izany dia nahoana no nosakanany tsy ho candidat Ra8 rainy? Resaka hetra anie no namoronany fika hanakanany azy e. Nefa hoy enao hoe io no nifanarahandry zareo. Momba ny porofo indray: ny porofo zany dia misy document authentique fa tsy filazana verbal fotsiny
Modia raha sahy fa tsy any ivelany any no mitabataba e.... Ny anarany aza hoe RazafinJOELINA sao dia mifanohitra ny analyse-nao??? Samy hafa koa ny atao hoe Tia Tanindrazana sy tia firenena....
Atoa Tahina R. ny soa atao levenam-bola! Tena tsapa fa betsaka ny sacrifices nataonao saingy où voulez-vous en venir au fait? Ny halabato anie izany efa nisy foana e ! Suis ton chemin pour atteindre tes objectifs!
Omeo sehatra malalak reo media ananika an Mscar mba haheno miara-manonja aby ny ol dreetra ka afak handinika sy hihaino ny zava-misy eto @firenena. Ra mponina Antananarivo d tokony mahalala fa miteny isan andro ao @ media ny depute manohitra ny ts fahaiza-mitantana ataony zao fitondrana zao.
Tena tsy marina mihitsy izany ry koto fa politika ny tahina kanosa daholo izany etiny mandresy lahatra satria efa matahotra sahady ny tsy ho tafita izy dia managa torana miteniteny import quoi eo ah
Hita mihintsy fa nitomany TOERANA. ZAY FILAZANAO AZA RY KOTO A !....... Koto no tena Vendrana..... Tsy misy dikany zany rehetra zany raha nanjo an'ity ra8 no jerena....... I koto no vendratay..... Mora influencern'olona..... Tsusy ilana enao ry koto. O
Zaho koa aza mba gaga fa tena tsy misy ilana azy raha ity analyse- n'i Koto ity. Tena déçu be zaho @ity analyse n'i Koto. Noheveriko fa tena manantsaina lery ka tena vendrana mihintsy.
LEO BE RANGA ZAHAY A REHEFA TSY TIANAO IZY DE ZA ZANY FA PROPAGANDE ZAO FA TSY FOTOANA HIFANARATSIANA TENENO ZE OLONAREO ANY TSY HIFIDY AZY DE ZAY ZAO FAONA TOHANO MAFY NY ANAO E
Tssssss tara leitsy Tahina ny antso a ,efa ao am paosin dry AR sy nytariny izany ny tena lohan n'y mpanohitra , ka inona intsony no hanatenaina ? loza iray loza roa fa tena ity no hatao hoe atambo .
Koto a, mba fantatry Koto vé n'y tantarany Ampondra (âne) sy ny Tigra ( Tigre) , Ny lesona nomeny Liona ( Lion) any Tigra no hitako fa toetra tokony ho raisina refa mahita n'a maheno an'i. Koto , Andriamanitra hitahy anao
Sahia miteny .marina latea.ny sasany mbola mitady zavatra maripototra sy tsia..iiiizy ihany io chef ny mpitarika olona milahatraxestsyceroa ..lambafotsy sns...natao ny fifidianana!!!12%...mbola resin ni siteny..looooooza...de lbola mihevitra fa iz hatrany no mahery..
Ravalomanana anie 2003 dia efa nitsipa-doha laka nitana ny mpiara mitolona taminy e, ny MFM, Pety Rakotoniaina, Jeneraly Andrianafidisoa nodakany daholo nefa ireny no nampiakatra azy teo @fitondrana e. Za efa tsy gaga amin'ny toetran'io rangah io intsony
mety ny ampamoaka nataonao fa mety mba hisy fiantraikany kely am fanaovana politika eto ve? manahy aho sao ny adin'olon droa atram zay no hivadika adin'olon droa hafa. mbl ho lavitra ny dianao am zany politika miabo zany. betsaka ny nialoha anao tam zany fa, na izy nanaiky resy de mangina, na izy nivaro-tena ara politika.
Efa manomboka mitapy ianao ry koto a. Tsis idiran'i ravalomanana ny zavatra misy am zao fa ianao efa alergie n ravalo elah tsy haiko na lasan ravalo koa v ny vadin lah fa tsy azo ampitahaina mihitsy ny vitan dravalo sy rajoelina ianao no mpanohana ny fitondrana misy am zao.
Bien dit ! Rvalomanana koa mbola mipody eo , lafo i Madagascar manontolo.Atsika gasy efa mal traité loatra , safe tsy mety mahatsapa tegna .Mbola ho tontotry reo KOTO
Aoka les i Koto fa tena tsy misy ifandraisana @ ny zava-misy mihintsy izany fanzavanao izany. I Ravalomanana sy Rajoelina zany ry Koto tsy misy fifanarahana imagina izany.
Zany mety marina fa Zao zavatra mahazo zahay Zao Koto fa efa tsy izy ay fa Zaho aloha mahita fa Tahina R olona tena hitako mariny amin'ireo mpanao politique ireo amizao eh Ravalomanana zany efa hita faisan fa vitæ iny tsy resaka ze tadiavina fa olona mahitsy tahaka anni Tahina io mitsangana isika hanohanazy Misaotra Koto manaitra n'y Malagasy
Mino tokoa ve ianao Tompoko fa i Rolland Ratsiraka irery Ihany hoy izy no tena mpanohitra? Tsia avy hatrany fa saingy iray vovonana aminy ka dokafany,,,ireny no fomba fanaovana fampielezankevitra amin'ny endriny vaovao
Aza afangaro ilay zavatra ry razafinjoelina sy koto.
Resaka olana anatiny sy ara-olombelona no tantarain'i razafinjoelina ankehitriny anefa izy milaza koa fa sacrifice ny politika.
Mila toerana izy matoa milatsaka androany raha izany.Olandry zareo izany fa tsy olan'ny firenena ka lasa kakay fotsiny ihany.
Manamafy ny candiddat ny fitondrana sa hapalemy ny mpanohitra no tena ataon'i razafinjoelina eto anefa izy milaza fa tsy miasa ny mpanohitra.
Efa nandalo fifidianana solombavambahoaka ny malagasy fa nahatafiditra firy ny tia tanindrazana ( nandatsaka ve?).
Fa rehefa miresaka mamely nyTIM ianao ry zandry Tahina Dia mihevitra ny andresy vé? Sa hanao izay hijanonan'ny Fitondrana,?? I Koto ndray !tsy mihaino intsony ny olona satria tapitra notohananu daholo nanomboka t@ Laza Razafiarison! Siteny ! Gasikara Fenosoa! Nathanaël Omad ... Fa Tsy misy Mandeha @. Laony🫣😂😂😂😂
Bravo Tojo Ravalomana
Ka raha izay ary ny hypothèses nareo ry Koto, tsy azoko logique n'ny zavatra teneninao hanaratsina an-dRavalomana ! La meilleure defense c'est l'attaque ! Mahagaga ahy ny prise de position nao ry Koto ! Ary maninona no izao vao mivaoka izany resaka izany? Dia hoy aho hoe, ,moa ve @ izany nuy fomba hakana ny fandresena eto Antananarivo, sa efa fantatra fa ho resy dia mampiasa fomba hafa hanodinana ny saim-bahoaka! En fin je n'arrive pad a vous duivre Messieurs Koto et Tahina R. ! Misy tsy logique ny fanazavanareo ! C'est trop compliqué pour ma petite tête ! Si j'ai bien compris, c'est un règlement de compte quelques années plus tard ! Sa misy tantara tsy arako tao? J'en suis choquée !
Inona no dikan izao fa tsy manamafy fitondran ingahy Rajoelina Tokony tsy nilatsaka ianao😊
Ny resak'i koto hoe i ravalomanana no manapotika ny firenena dia efa resaka mampihomehy kosa aloha.
I koto miresaka fa nanao deal ary notambazana ravalo dia nanaiky ny 219 dia ireto ny zavatra nisy ary:
1/hoe tsy ho kitihina ny orinasany
ny 10 septembre 2020 dia nohidian'ny fanjakana ny orinasa tiko (jereo ny archives fa misy video izany)
2/24 septembre 2020 naotakiana hetra tsy voaloha ny tiko
nangataka ny fampiharana ny feuille de route ravalo satria izay no nosiniavin'ny tsirairay tamin'izany dia ny fanonerana ny fananan'ny tiko
3/hoy ianao hoe accord namelana azy malalaka handraharaha
nosakanan'ny governoran'i vakinakaratra ny fivhan'ny tiko ary maty tao daholo ireo omby vavy satria tsy navela misy mahazo miditra ka ny vahiny tamin'ny alalan'ny masoivoho amerikanina no nangataka ny hamohana izany satria lasa famonona biby nohiniana natao ilay izy izay voararan'ny lalana.
Mbola nidina koa ny triple A izay orinasa nitantana ny fitsinjarana rehefa nolazaina fa tsy nahaloa hetra.
4/Ny hoe apetraka ho lehiben'ny mpanohitra
Jereo ny archive fa vao nilaza ny solombavambahoaka TIM fa i ravalo no hapetrany eo dia namorona zavatra ny mpitondra ka i brunel razafitsiandrofa izay depute no nasaina nanolotra lalana (izay lany ary io mihatra amin'izao io).Proposition de loi modifiant la loi portant statut de l’opposition et des partis de l’opposition.Izao no voarakitra ao :Le statut de chef de l’opposition officiel n’est donc dévolu qu’à celui qui dirige l’opposition au sein de l'Assemblée nationale. «(...) l’opposition extra-parlementaire peut choisir un ou plusieurs chefs pour la diriger en dehors de toute procédure parlementaire».Iny moa voan'ny nataony ihany i brunel.
5/Tsy misy manohitra ireo zavatra ataon'ny fanjakana toy ny autoroute
Manohitra ary efa impiry nilaza ireo zavatra ireo izy ireo fa ny mampilaza amin'ny vahoaka no afaka ataony
Teneno i razafinjoelina fa mila adoptena ny fitsanganana sy fiasan'ny commission parlementaire iray ka firy moa ny an'ny mpanohitra no ahalany izany mihitsy (resaka volamana sy ny sisa).
6/Ny hoe famerenana ny statut particulier an'antananarivo
Tsy mety toko ny nandaniana izany tamin'ny taona 2008 (resaka politika aefa) fa fantaro fa mila adoptena koa ilay izy.
7/Ny fanendrena an'i ntsay
accord politika tokoa ary voa ny TIM saingy mody adala ve razafinjoelina fa ny maro an'isa anie no mbola mitazona azy e!
8/Ilay hoe nampifidy ny TIM
olon'ny tim no nandrafitra ny hetsika fotsy ary raha tsy nisy tim io tsy nisy nanarak izany (miala mampiasa logique ihany amin'ny zavatra atao i razafinjoelina).
Dia ireny ve ny vaton'i ravalo raha nanpifidy izy anefa tamin'ireny aza mbola nafana fo ny vahoaka indrindra fa antananarivo.
9/Ny resaka air force an'ny presidence
Eny olana ilay izy fa niakatra anefa ny harikarena ny firenena
Nialana tamin'ny fampiasan'ny manampahefa malagasy amin'ny tsy an-drariny ny air madagascar ny fanapahankevitra tamin'izany satria raha mandeha ohatra ny filoha dia mila miandry azy ny air mad ary manisy olana amin'ireo mpandeha koa ilay izy ka lasa tsy mampidibola ilay orinasa.
Ny 12/04/2011 dia nilaza rajoelina fa tsy maintsy mandeha airmada avokoa ny olompanjakana rehetra hatramin'ny filoha anefa ny 28/04/2011 izy dia efa nandeha jet privée.
Amin'izao fotoana dia manofa jet privée rajoelina ary lafo lavitra noho ilay air force kihaninao sy nokihaniny ny vola lany amin'ny resaka sidina no mbola tsy fantatra akory ny mpampanofa.
10/Ilay hoe saika ho samborina ravalo hoy i razafinjoelina
Misy viseo any milaza io tranga io koa.
Teo ambohijatovo dia tratran'ny EMMO i ravalo ary voahodidina.Nosamborina ny garde corps ary nandramana novakiana ni kodiaran'ny fiara fa tsy vaky.Tsy iray ilay tranga fa mahalala koa ny mpitandro ny filaminana fa manana statut ana filoha i ravalo.
Afaka nanararaotra tsara ireo mpanao masque teo.
Marina ny anao satri efa hoy indray tojo we ts candidate ny fanoherana izy
Olona vendrapry no hino an'izany,efa 15 taona ve izy tsy Téo amin'i fitondrana koa mampahatra aona ary
Mampalahelo isika fa manao adin n'y kanosa Hitanareo fa handresy indray n'y TIM Mampalahelo fa tsy Mivavaka ianareo
Tsy tsapan'i Koto le fomba fiteny politikan'ny fanaratsiana fa hoe Rolland Ratsiraka irery hono no nahasahy niteny ny tsy nety nataon'ny fitondrana,,,zany ve dia marina,,,,izao no fomba fanaovana fampielezankevitra amin'ny endriny vaovao (tous les moyens sont bons)
Maninona i razafinjoelina no manamafy fa volan'i robinson madiodio ny nilatsahay anefa milaza ho tsy mahafantatra zavatra maro tao amin'ny TIM ary malahelo fa tsy noresahina ny zavatra misy.
Maninona no nalefa sesitany i robinson raha isan'ireo mpanohana voalohany an'i rajoelina ary namorona ny armada.Tsy tokony toerana ambonimbony ve no nametrahana azy fa iny izy nato ambassadeur.Aiza daholo ireo mpanao politika lohandohany TIM nojonoin'ny tarik'i rajoelina tsy efa naka retirety alohan'ny fotoana daholo ve.
Miarahaba anao ry Koto ! Sarotra be ny hanamarina ny zavatra zarainao sy ny fijerinao eto ! Mety misy marina , met 26:45 😮y tsy marina , fa matetika ny marina dia tsy maintsy hasehon'ny fahamarinana foana @ farany !Mihainao ny tantaran'ity Meur. Tahina ity aho , dia sarotra be ihany no hihaino ny zavatra tantarainy rehetra ! IEfa mafana be ny te- ho Lehiben' ny Tanana , koa misy zavatra tenenina ny rehetra !
Izay mihintsy ilay toe- tsaina Politique Malagasy , betsaka zavatra tetitetika ratsy , koa isika Malagasy samy Malagasy ihany no mifamono sy mifamelona nohon' ny tombon- tsoanareo mianakavy izay mitakosokosona rehetra ! Efa sazin- janahary sy ny Razana no mahatonga ny fatin'ny maro mipoitra izao !
Masina ny Tanindrazana !
Efa ela aho no nahatsapa izany e
Io tokony mody aty MBA tena ahitana n'y heriny
Aok izay Atoa Rajafinjoelina fa tianareo handresy be ny Irmar Tsy azony Gasy mihintsy ny teneninareo
Sssshhhh ! Tahian voavidy Vola v ? Tsy jereko akory !!!! Za nahità fampandrosoana tam andron Ravalomanana Izy indray no mahazo fanakianana tena Ry Kot ... Odoieeee
Ny fandrangitana nataon'i deputé todisao dia tsy tokony natao koa fa lasa manaotao foana
Niaraka tam namotika zany Enao ee ainao Daoly film
Tsy mitovy analyse aminao za. Sady tsy pour no tsy contre Ra8 za fa jereo objectivement lay situation. Raha tena nisy tokoa izany dia nahoana no nosakanany tsy ho candidat Ra8 rainy? Resaka hetra anie no namoronany fika hanakanany azy e. Nefa hoy enao hoe io no nifanarahandry zareo. Momba ny porofo indray: ny porofo zany dia misy document authentique fa tsy filazana verbal fotsiny
Teneno ze teninao fa n'y a nb ay Tojo iany reraka eo ianareo mahita voloana aloan 'ibiba
Matoa haratsiana hatr@ Zay Dia tsara , satria problème tsika Tia mifanenjika s'y mifanaratsy
Modia raha sahy fa tsy any ivelany any no mitabataba e....
Ny anarany aza hoe RazafinJOELINA sao dia mifanohitra ny analyse-nao???
Samy hafa koa ny atao hoe Tia Tanindrazana sy tia firenena....
Atoa Tahina R. ny soa atao levenam-bola! Tena tsapa fa betsaka ny sacrifices nataonao saingy où voulez-vous en venir au fait? Ny halabato anie izany efa nisy foana e ! Suis ton chemin pour atteindre tes objectifs!
Omeo sehatra malalak reo media ananika an Mscar mba haheno miara-manonja aby ny ol dreetra ka afak handinika sy hihaino ny zava-misy eto @firenena. Ra mponina Antananarivo d tokony mahalala fa miteny isan andro ao @ media ny depute manohitra ny ts fahaiza-mitantana ataony zao fitondrana zao.
Tena tsy marina mihitsy izany ry koto fa politika ny tahina kanosa daholo izany etiny mandresy lahatra satria efa matahotra sahady ny tsy ho tafita izy dia managa torana miteniteny import quoi eo ah
Hita mihintsy fa nitomany TOERANA.
ZAY FILAZANAO AZA RY KOTO A !....... Koto no tena Vendrana..... Tsy misy dikany zany rehetra zany raha nanjo an'ity ra8 no jerena....... I koto no vendratay..... Mora influencern'olona..... Tsusy ilana enao ry koto. O
Ianao ty ry Koto dia vendrana mihintsy izany ve no mba analyse nao hahaha!
I Koto dia olona marivo salosana ! Tsy manana hazon-damosina !😮😮😮
Koto vendrana! Ferme ta gueule.
efa sary sary politique daholo sisa eh !!!
Zaho koa aza mba gaga fa tena tsy misy ilana azy raha ity analyse- n'i Koto ity. Tena déçu be zaho @ity analyse n'i Koto. Noheveriko fa tena manantsaina lery ka tena vendrana mihintsy.
LEO BE RANGA ZAHAY A REHEFA TSY TIANAO IZY DE ZA ZANY FA PROPAGANDE ZAO FA TSY FOTOANA HIFANARATSIANA TENENO ZE OLONAREO ANY TSY HIFIDY AZY DE ZAY ZAO FAONA TOHANO MAFY NY ANAO E
Ny frantsay no nanapotika nyfirenentsika
Ravalomanana port koa ve tsy mampande jiro sy rano eh ,Léléna ah,Koto milaza olona hoe vendrana nefa le analyse indraindray tsy logique mihitsy mamoka mampiditra pory
Aiza miteniteny zavatra tsy maripototra ikoto a! Nininona ataony mpanaratsy reraka fotsiny nareo fa tsy mampihontsina ny gasy ny fanaratsiana etsy sy eroa misaotra any ikoto @ fanehoana vaovao tsy maripototra
Tena marina ve zany koto be 😂😂😂😂😂😂😅😅😅😅😅
Tssssss tara leitsy Tahina ny antso a ,efa ao am paosin dry AR sy nytariny izany ny tena lohan n'y mpanohitra ,
ka inona intsony no hanatenaina ? loza iray loza roa fa tena ity no hatao hoe atambo .
Koto a, mba fantatry Koto vé n'y tantarany Ampondra (âne) sy ny Tigra ( Tigre) , Ny lesona nomeny Liona ( Lion) any Tigra no hitako fa toetra tokony ho raisina refa mahita n'a maheno an'i. Koto , Andriamanitra hitahy anao
enao ranga aiza mandainga😮😮😮😮😮😅😅😅😅
alefa tojo ravalomanana a
Fa taiza foana kay i Tahina Razafinjoelina hatrizay no tsy niteny,,,izy ary mbola niaraka tamin'ny cc11
fa tony ve niheno ilay video vao mitena sa ahoana e, ao anaty video ny valin'izany fanontanina zany
Sahia miteny .marina latea.ny sasany mbola mitady zavatra maripototra sy tsia..iiiizy ihany io chef ny mpitarika olona milahatraxestsyceroa ..lambafotsy sns...natao ny fifidianana!!!12%...mbola resin ni siteny..looooooza...de lbola mihevitra fa iz hatrany no mahery..
Mpiasan îreo mpitondra îreo ianao ry Koto Milalao firenena ianareo Mampalahelo
Tant que ravalo sera présent l opposition Gasy ne va pas déstabiliser le régime de cet idiot d ambaniandro de rajoelina
F'tsy Rajoelin'akory?
Tohano kosa Mr Koto fa azmanaratsy olo
Tsy mahay politika isika fa Aoka izay
Mampalahelo ianareo fa aokizay
Tia voninhitra s'y miaraotena
Tokony tsy nilatsaka ianao Atoa fa nanohana Ani Tojo Ravalomanana Aoka izay
ka efa hoe efa nanohana foana izy hatramizay koa inona ndray. aleo izy handeha hikopak'elatra
Ravalomanana anie 2003 dia efa nitsipa-doha laka nitana ny mpiara mitolona taminy e, ny MFM, Pety Rakotoniaina, Jeneraly Andrianafidisoa nodakany daholo nefa ireny no nampiakatra azy teo @fitondrana e. Za efa tsy gaga amin'ny toetran'io rangah io intsony
Efa laifaka I ologno tiho ai ologno mlz jiaby iadivany Bek izy mlz 🙄🙄🙄
mety ny ampamoaka nataonao fa mety mba hisy fiantraikany kely am fanaovana politika eto ve? manahy aho sao ny adin'olon droa atram zay no hivadika adin'olon droa hafa. mbl ho lavitra ny dianao am zany politika miabo zany. betsaka ny nialoha anao tam zany fa, na izy nanaiky resy de mangina, na izy nivaro-tena ara politika.
Efa manomboka mitapy ianao ry koto a. Tsis idiran'i ravalomanana ny zavatra misy am zao fa ianao efa alergie n ravalo elah tsy haiko na lasan ravalo koa v ny vadin lah fa tsy azo ampitahaina mihitsy ny vitan dravalo sy rajoelina ianao no mpanohana ny fitondrana misy am zao.
😂😂😂😂
ravalo depuis 1997 no mpamadika .nofitahiny ratsirahonana sy ratsiraka . détourneny vola douane sy banque centrale tarondro numéro un io olona io . anareo tsy mahafantatra io . nolazaiko ombeny ombeny anotanianareo pierrot fantatrany tsara ny mombany ravalo sy ratsiramotraka mahay azy tsara.
Bien dit ! Rvalomanana koa mbola mipody eo , lafo i Madagascar manontolo.Atsika gasy efa mal traité loatra , safe tsy mety mahatsapa tegna .Mbola ho tontotry reo KOTO
peirrot ary no namadika @ ratsiraka koa. sakasakan pierrot fodian ratsiraka hany ka halan ratsiraka farak za zokiny pierrot
@@jobellsybevahiny1996 fa izao tsy efa lafon rajoel vaza madagasikara. reto tena tanindrana doma marina
@ctmdrivetest789 foutra daholo badi reo . tsisy azo antenaina aminy fahamarinana zany ireo pire de pire .mafia daholo ireo .jereo tsara anie fananany dry zala reo any ivelany daholo .
Donc Ravalomanana no fotografiert fa tsy i Siteny zay noharatsiana
Tsy mahay n'inona n'inona ialahy. Mangina ! Miseho ho youtubeur !
Aoka les i Koto fa tena tsy misy ifandraisana @ ny zava-misy mihintsy izany fanzavanao izany. I Ravalomanana sy Rajoelina zany ry Koto tsy misy fifanarahana imagina izany.
@@gastonradede847 fa rehefa Gascar dia misy ifandraisany am Ravatomanga ? Mba ampesao io saina io, porofo efa hita mibaribary io koa inona indray
ary ialahy inona no mba hain'lah afa tsy ny mampiseho avendranana eto am youtube eto
Zany mety marina fa Zao zavatra mahazo zahay Zao Koto fa efa tsy izy ay fa Zaho aloha mahita fa Tahina R olona tena hitako mariny amin'ireo mpanao politique ireo amizao eh Ravalomanana zany efa hita faisan fa vitæ iny tsy resaka ze tadiavina fa olona mahitsy tahaka anni Tahina io mitsangana isika hanohanazy Misaotra Koto manaitra n'y Malagasy
Misaotra tompoko nanazava ny haizinay aty dilambato lavitra aty
Ary hitako logique sady misy fahamarina ny voalazanao
Maninona ireto oppositions no tsisy fanoherana manaraka norme akory
Mazava ilay fanontaniako ary nampiharatra ny masoko manontolo
Koa mirary anao ary havaditsika ho electricité ny fako