'Zay -Averiko aminao

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 31 янв 2025

Комментарии • 16

  • @germaineulysseraharimalala4118
    @germaineulysseraharimalala4118 3 года назад +3

    Na lasa aza Ianao😢😢 am_ponay foana, misaotra tamin'ny kanto❤️❤️ izay namelombelona ny fonay.

  • @rianakinky1561
    @rianakinky1561 3 года назад +3

    Tiko loatra ity hira ity! ❤️
    Mitoetra ny kanto na lasa aza i Nary 😢

  • @nymiangaly884
    @nymiangaly884 2 месяца назад

    💔 Mbola marary kely foana ny fo mahita sy maheno an’i Nary … 💔 Misaotra t@ kanto navelany 💛

  • @vololonirinarabarinarivo5413
    @vololonirinarabarinarivo5413 Год назад +8

    Toa misy ahiahy ao aminao mikasika ny fitiavako
    Hoe hatraiza ny halaliny ndrao handratr'ilay fo
    Nefa tsy sahy milaza fa toa matahotra mmh mmh
    Indro averiko aminao izay efa nambarako
    'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
    no efa nanambara izay tena tiany
    Voatonona tao ny anaranao
    ka tsy miova izany
    Hatramin’izay aho tsy mba nisehoseho
    tsy dia nanao be fiavy
    tsy ny fitia akory no tsy ampy
    ka nahatonga anao hanavy
    nefa tsy sahy nilaza fa toa matahotra
    indro averiko aminao 'zay efa nambarako
    'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
    no efa nanambara izay tena tiany
    Voatonona tao ny anaranao
    ka tsy miova izany hatramin’izao
    Izay midika fa ny foko anao

  • @tantelyrakotoarijaona2055
    @tantelyrakotoarijaona2055 2 года назад +1

    Tsy mety leo anty hira ty😘😘😘

  • @NantenainaRamaharobandro-y6p
    @NantenainaRamaharobandro-y6p Месяц назад

    🥰🥰🥰

  • @FitahïanaRaën
    @FitahïanaRaën 2 месяца назад

    ❤❤

  • @sitrakarasoanaivo8876
    @sitrakarasoanaivo8876 Месяц назад

  • @diarydominiquejaozara1270
    @diarydominiquejaozara1270 3 года назад +2

    Mbola tsara foana na amzao aza no mamerina mihaino azy!

  • @jaonarasoarahona
    @jaonarasoarahona 8 месяцев назад

    Tsara loatra❤

  • @1-nomenamichelerajaonah859
    @1-nomenamichelerajaonah859 2 года назад +1

    Ndriii

  • @claudiasrakoto
    @claudiasrakoto 4 месяца назад +2

    Anyone from 2024🥹

  • @rabemanisateddy230
    @rabemanisateddy230 2 года назад +1

    Kanto eeeee

  • @lucasrasoanaivo5027
    @lucasrasoanaivo5027 Месяц назад

    Hayramin.iny farany

  • @henintsoaeliardinerakotoma3204
    @henintsoaeliardinerakotoma3204 5 месяцев назад

    Août 2024

  • @tsixtsix485
    @tsixtsix485 3 года назад +1

    2021 dec