Mami loatra ianareo dahy , que tu sois repose en paix Nary . Tsy hafaka ambavako ity hira ity !mba saika nanantena tour d Europe nefa indrisy nisopatra loatra ny Covid 🥲🥲
Tena tsy nety nino NY saina hoe "maty " ianao ,toa hanantena fozna hoe hijery fampisehoana ataonareo foana ,saingy rehfa tena nivoaka NY faire a part voa nino. Mandriam piadanana Nary !
Tena tadidiko be ity concert ity😭 nalahelo fa tsy afaka namonjy an'ilay farany teo tam 5 décembre. Tena tampoka be fandehananao 💔 na tsy ho eo intsony ary ianao dia ho tohizanay foana ny fankafizana ny hiranao ny tarika Zay teo foana ary mbola ho eo hatramin'ny farany. Soava dià Nary a🕊️
t@fotoana tsy nisy finday, fesiboky sy ny sisa sy ny sisa... toa hoe tsy azo eritreretina an-tsaina ilay taloha toa izany tokoa. Tsy misy ahafanatrana hoe ao na tsy ao afatsy ny manantona any an-tranony....
Mandriam_piadanana Nary an namela mamy ianao .Tampoka be ny fandehanana tsy nahafahana nilaza mialoha fa raha ilay fitiavana sanatria tsy mba ho lo😭😭😭😭😭😭😭😭
RDV indray @17 Novembre 2024 eh 🤩
Nostalgie - nostalgie quand tu nous tiens, mbola any ve i Lalao, mitamberina ireo fankafizana ireo spectacles tao Antsahamanitra
Ndriiiii 😭😭😭Que la terre te soit légère Nary 💔
"Tampoka be ny fandehananao" 😢😢 Veloma Nary a, misaotra tamin'ny soa sy ny kanto mamy be napetrakao. Mandria am-piadanana 💔
Mami loatra ianareo dahy , que tu sois repose en paix Nary . Tsy hafaka ambavako ity hira ity !mba saika nanantena tour d Europe nefa indrisy nisopatra loatra ny Covid 🥲🥲
Tampoka be ny fandehananao
tsy nahafanao nilaza mialoha😭😭💔💔
Que la terre te soit légère Nary 😢😢😢
Nary aaaaa! Tampoka b NY fandehananao 😭😭😭mandria ampiadanana Nary a! Veloma any @ Nantenaina😭😭😭
Tampoka be ny fandehanana tsy nahafahana nilaza mialoha. Nefa raha ilay fitiavana sanatria tsy mba ho lo. 😭😭😭😭🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 mampalahelo be. Bye Nary
Tena oe tampoka be ny fandehanana, tsy nahafahana nilaza mialoha😢🙏
Nary ah, tsy mbola mino foana. Mankasitraka t@ kanto rehetra nanamarika ny hatanorana.
Amin'ny fomba ahoana re no ahafahana tsy mitia an'izao hira izao
Hita nge wa
Tampoka be ny fandehanana, tsy nahafahana nilaza mialoha. Mandria am-piadanana Nary tianay
Ndriiii ,tsisy an'zao tsony 😭😭😭😭😭. Tsy ho adinonay 💔💔
Ndryyyy eee 😭😞 Que la terre te soit légère Nary 🤲🏽 tampoka be ny fandehananao
Que la terre te soit légère Nary😥😥
Tampoka be ny fandehananao
Tena tsy nety nino NY saina hoe "maty " ianao ,toa hanantena fozna hoe hijery fampisehoana ataonareo foana ,saingy rehfa tena nivoaka NY faire a part voa nino. Mandriam piadanana Nary !
Tena tadidiko be ity concert ity😭 nalahelo fa tsy afaka namonjy an'ilay farany teo tam 5 décembre. Tena tampoka be fandehananao 💔 na tsy ho eo intsony ary ianao dia ho tohizanay foana ny fankafizana ny hiranao ny tarika Zay teo foana ary mbola ho eo hatramin'ny farany. Soava dià Nary a🕊️
Tampoka be ny fandehananao 🥺💔😭😭😭
Mandria ampiadanana nary a 🥺🥺
que la terre te soit légère Nary
Tena maty androany ve rangah i Nary ! Rip legende a !
tampoka be ny fandehananao , RIP letsy zandry
Mandriampiadanana i Nary 🙏
Ndrihhhhh ❤ mampahamanina ny fahiny 😢.. ilay fitiavana, sanatria, tsy mba ho lo
mbola mampangoritsina indrisy Nary repose en paix😭😭😭
Ndrii😭😭😭😭 ts tananako ham ranomasoko,repose en paix Nary
Soava dia Nary. Tsy ho adino. Ity hira ity tena tiako be mihitsy ho hatao fahatsiarovana. ❤
Mandria ampiadanana 😥.
Misaotra namela mamy 🎶💙🙏
Repose en paix Nary🕊️je n'oublierai jamais la musique que tu as répandu et qui m'a fait vibrer durant toutes ces années
❤
Kanto loatra merci mec !
Tampoka be ny fandehanana.. :'( :'(
Toujours à l'écoute en 2020 😍😍 Tsara loatra ny tarika 'Zay 💖💖
Ma chanson du moment ❤️
Tiako loatra ❤️
tsara be ilay hira ! ho ela velona anie ny ZAY !
Ndriii hirako amin izao... malaelo azy aho izany ❤
tsemboka Nary hihihi , tsara b 👏👏👏 bravo lisany
RIP Nary😥💔
Tena efa ela be an fony izaho mbola zatovo efa 35 taona lasa angamba.
mamy hatrany 😘🥰❤❤
Repose en paix tonton zay Merci beaucoup les chanson dit hosana
Misy olona mbola tsy tian'zany hira zany ve?? Nefa de kanto ery ny feon'izy ro kely
Misaotra am ilay partage oo
Tsara ery. Mankasitraka 😘
❤
Afa hiany fahiny mampatsiaro an'i Nary banga ny tarika
Ndriii.Repose en paix Nary🤍
Repose en paix Nary
Nankafiziko loatra t@ zay,kahatr@ zao. Nanana cahier mihitsy feno hirany Zay t@ za fotoana
Repose en paix Nary sy Dinah choriste
Zay
Rip nary 😭😭😭😭😭
t@fotoana tsy nisy finday, fesiboky sy ny sisa sy ny sisa... toa hoe tsy azo eritreretina an-tsaina ilay taloha toa izany tokoa. Tsy misy ahafanatrana hoe ao na tsy ao afatsy ny manantona any an-tranony....
Reposes en paix 😓😢
mahafinaritra Zareo an!m'lay foana nareo!
2020 mbola eto foana
Tsy azoko le olona midislike e...
sur!!mlay fon e!!ouvn ndray nmanark?
Tsara loatra ilay hiran'ny tarika 'Zay (y) !Chapeau Lizy ah, mahay ndry akia :)
❤️😍 Tiko lotra 😓😍
💋 tsara b
Mampatsiaro ny fahatanorana, Mahinana tsara ilay bassiste nisolo an Mika kely t@ ity Live ity! Milay
tiko loatra e!!! Mankasitra
tiako be le hira,satriko fon henoina
Zay foana ny anay eahhhhhhhhhhh
/
Mandriam_piadanana Nary an namela mamy ianao .Tampoka be ny fandehanana tsy nahafahana nilaza mialoha fa raha ilay fitiavana sanatria tsy mba ho lo😭😭😭😭😭😭😭😭
Très belle chanson!!!!
za ranga tena miondana anareo dahy a! rovina indray no misy fampisehoana ataonareo
zany ka hira !!!
:) mampahatsiaro ny taloa
tsara loatra ilay hira
RIP Nary 😑
😭😭😭😭😭
nafinaritra be mintsy t@io an cool
Tiako an, mahatsiaro faha6 taonako aho :-)
+RINAH RASOARIMALALA tsara le hira d atolotra anw eeeee
Rip Naly 🕊
❤️❤️
😭😭😭😭😭😭😭😭
2021🥰
Maty nary
tiko lotra!!!
makasitraka be💖💖💖💖💖💖
Fitiavana béééé
tampoka b n fandeanana ts naafaana nilaza mialoh f rah ilay fitiavana sanatri ts mb o LO
Tsofindrivotra koà hay
Drii
💔😭
Tena tiko loatra
Mankasitraka anreo Choriste fa mety tsara ny ataonareo eh
DSLR ve Masy no nampiasaina sa Cam mihitsy tamin'ity live? Raha DSLR dia inona ny lens tena niady? :D
+Ranaivoson Joel salut, DSLR daholo no nampiasana dia GoPro ka
Mafinaritra e
Mafnartr Loatr miheno fon
be pitia nefa tena mampatory be ??????????????????????????????????
de ndana enao matory :) tsotra be
Tsy manakana anay hitia azy zany e 😂 bonne nuit enao fa Zay ieno foana 😍😍
HAHAHAH :D
Afaka matory ianao raha izany,tsy lany mamy mihitsy io amiko...
(y) e!
😍
MISAOTRA NARY AN! HAHAHHAHAHHAHAHAH
❤
😭😭😭😭😭
♥️♥️
❤