'Zay - Manahy ihany.avi
HTML-код
- Опубликовано: 13 окт 2024
- Nouveau clip de zay de l'année 2012, en attendant la sortie de leur nouvel album (Sara-Tiana) de huit titres, produit par mi'Ritsoka. Ils seront en concert le 7 octobre 2012 au palais des Sports et de la Culture à Mahamasina, réalisé par Ymagoo.
Hafa ihany n'y hira taloha e, mampanembona ery ô,!
na zao 2020 zao ary mbola tinay fona zany hira zany, 'Zay forever
Pure talent! L'une des meilleurs chansons malagasy.
Tsy mbola niova aloha raha ny ahy.... j'aime bcp ,misaotra an'i Nary sy malala!
tsarona foana eee, nanamarika ny fahatanorana ny tarika Zay tiiiiiikoooo
Tsy nampiova FITIAVANAY NY ELANELANTANY
Zay aaaa
Vao maika MAMY DIA MAMY
Mbola misy miheno ve amin'izao 2021 zao
zay zao 2024 mbôl mieno fôn ah
nametraka tatara amin fiainako manokana ty ira ity,mankasitrakany mpamorona atrany
Rip Nary, Mika kely. 😢💔
Rip nary rip basista pro daoly n'y musicien anzay saingy lasa tsikelikely
faly be mahita an' Zay, zahay tia anareo be foana fa tsy niova, tsara ny hira vaovao e Misaotra
Tsy manova Zavatra n'y elanelan-tany rehefa Mafy n'y fototra o! :-)
tena efa samy lasa daholo i nary sy mikakely, nea dia tena mozika zany a, tena groove zany a
Tsara e! tsy hitako intsony ny ankoatr'izay
Nary, à jamais dans nos coeurs. Tu nous manques terriblement. Ta joie de vivre est une source d'inspiration
2019 toujours dans le coeur
Tsy Dia ratsy. Raha tena Tia 😃 Tsy manahy ..:-)
Rip Nary
misaotra betsaka amin'ny hira vaovao e!!!!tena tsara sy mahafinaritra.....merci ZAY. tsy manova ny fitiavanay ny elanelantany, tena mamy dia mamy!!!!Mamy Narindra: tiako foana ianao na misy elanelantany aza
mlay b oh, merci e!! tena lavitr sad mbl tsiverina androany a, ihih, ts afk mijer @le 7 :(
tiko b mika lé bass a!!
Mamy be foana mieno ny hiranareo🥰
Nametraka tantara ity hira ity.....Tikouuuuu lotra
M'lay kosa an!
2021 ! On est là !
Tsarabe daolo ny hiran tarika zay
RIP mika kely
Veloma any @ i Clo Mahajanga any e !
zahay mbola tia Zay foana e misaotra fa tsara !
2021 🥰
hatramin'izay ka hatramin'izao, tsara fôna e!
RIP Nary !
2024 toujours OP🎉
mahavoa le bassist e!
tena mahavoa daholo izy rehetra e ! :-)
marina tokoa izany :P
Tonga tsr le afatra
Mahafinaritra, j'adore cette chanson 🌹🌹🌹♥️
Mahafinaritra foana ny tarika 'zay. sady créatif a
tiko lotra ^^
(y)
Bravo ❤❤🎉
Tiako loatra
hiran'Zay
Milay nareo
forever........❤
milay aaaa
Tsara loatra❤
Ndriiii!!! 😢
Forever♥️
Taminy voalohany nieveriko fa tany Université d'Ankatso no tontosaina ilay clip ... Fa hoatrany tsy izy indray. Aiza io no everinareo ?
eny @ CCI, Ivato io.
Misaotra o !
tena tsara
Mahafinaritra loatra o
Slt milay be nareo
mlay ka
❤️❤️❤️
😍😍
Janv 2022
super !!
tsaraaaaaaaaaaaaaaa
Pas mal 👍👍
tsaraaaa!!!
nice
PAs mal..... ;)
eeeeee