NA INONA LAZAINA NA INONA DIA NY LEHIBEN”ILAY ANDRIM PANJAKANA NO TSY MAINTSY VOAKIANA SATRIA TSY NAHAZO ALALANA HAHAZO IREO FIARA REO RAHA TSY MISY NY SONIANY MANAO GARANT IREO LOHAN’OLONA TSY MENATRA TSY MANDOA TROSA REO,,,KOA RAHA TANY AMIN’NY TANY MANDROSO DIA NAMETRA PIALANA NY FILOU TOMPON’ANDRAIKITRA FA TSY TOKONY HANAMARN-TENA ,,,SATRIA TSY MAHAVOAFEHY NY OLONY ARY MANALA-BARAKA FIRENENA
Misimisia ny ampamoaka toy izao mba ho fanazavana ny atidohan'ny kentrina rehetra mbola mifikitra sy misolelaka @fitondrana efa fantatra fa loa be toa an'io
Akolitan ni mamy ravatomanga iiio ary tsy ahafahityban dravatomanga izany ...natoa nomeny vola i richard dia am.maham pinamana azy ireo..haaaainy foa mi.payer trosany fa tsy misy tokonybhamingavingana afaire privee n olona any eto am tambazotra fa mbola tsy nahita an i mamy ravatomanga nitaky trosa am.richard teto am tambazotra mihitsy izahay htram zao fa ianareo mpanohitra ireto tadiavina hatrany am lava bodin izay am.ditondrana hoe iiiinona zavatra entina hanalana baraka ireto olona moaraka am.mpitondta ireto..
Aloavinareo ny trosanareo fa aza ampidirina any @ trosa Malagasy. Izaho anie Dia gaga @ fiara nareo ao , lafo vidy anefa ny Vola Malagasy tsisy valera mba hazavao @ ariary ny vidin'ny fiara iray? Fa tsy tafiditra ao anaty Solosaina na finday ny 0 . Izany no alehany rehefa Dondrona Daholo./.
Manana ny hajany ve ilay andrim-panjakana r'ingahy président dia hanao bodongerona volan'olona fotsiny izao a! Na vola am-paosin'ny senatera tsirairay na volan'ny andrim-panjakana no tokony nandoavana dia tena tsy mendri-kaja foana izany.
Ary ilay tompon'ny Orinasa ve tsy mahalala hoe tsy mifanaraka @ sandam-bolan'ny malagasy ny entana amidiny, tsisy ilaina ireny orinasa ireny ao Dago ao, Rano sy vary, jiro sy sakafo, Asa sy trano, ary Fianarana...ihany no ilainay./.
Io le monsieur avec le chapeau dahalo Ambony latabatra
Tsy azoko fa nga tsy i mamy ravatomanga ihany no mitantana an Madagascar io ... d alaivo ao fotsnn d vita .
TSY NY VOLA TSY VOALOA NO OLANA FA ILAY VOLAMBAHOAKA HANOMPOANA OLOM-BITSY
Cinéma ataon' ny shérif ireny hiarova ny mpandromba.
Be Zest be le monsieur avec le chapeau
😂😂😂. Nandra ilay Jenaka e
Tena AFA baraka sanabavy
Gagazo
MERCI AMPAMOAKA
Sambory ndray ary ny tompony orinasa ra sahy ianareo satria nanao ankmoaka zareo😅😅zay manko no fanaonareo ambony ao,ze mietsika de vosambotra
NA INONA LAZAINA NA INONA DIA NY LEHIBEN”ILAY ANDRIM PANJAKANA NO TSY MAINTSY VOAKIANA SATRIA TSY NAHAZO ALALANA HAHAZO IREO FIARA REO RAHA TSY MISY NY SONIANY MANAO GARANT IREO LOHAN’OLONA TSY MENATRA TSY MANDOA TROSA REO,,,KOA RAHA TANY AMIN’NY TANY MANDROSO DIA NAMETRA PIALANA NY FILOU TOMPON’ANDRAIKITRA FA TSY TOKONY HANAMARN-TENA ,,,SATRIA TSY MAHAVOAFEHY NY OLONY ARY MANALA-BARAKA FIRENENA
Milamina foana io e! Manao vazaha mody miady ireo
Richard be galona sy mantsim-bava be. Mba hoe manam-boninahitra kanefa maimbo vava be🤠🤠🤠🤠
Efa afa-baraka mihitsy fa aza mahay manetsik’eloka io ny porofo efa hitam- poko hitam-pirenena alefa ra- bomba a! Ny fanadiova-tena tsy ah aleo ny fahamarinana .
Misimisia ny ampamoaka toy izao mba ho fanazavana ny atidohan'ny kentrina rehetra mbola mifikitra sy misolelaka @fitondrana efa fantatra fa loa be toa an'io
C'est bien fait pour ravatomanga
'zahay tsy ory hava-manana fa nareo efa manao ampihimamba diso tafahoatra!!!
Mifanapoaka izany ny Samy mpanapoaka
Sady lay paoziny otrany ireny cherif ireny kkkkk.vendrana b
Maha menatra tanteraka sady manala baraka .Tsy misy henatra .
Hanaratsiana hono , 😢😢😢😢😢
Be kolikoly be le ranga be satroka io
Afa mintsy ny sasany efa tsy mahay ny fomba gasy mintsy ao antrano aby manao satroka....
Ka izany no fanabeazana nomena azy e😂😂
Mitovy amilay ataonareo hotran'nyle manejika ka lay taratasy anefa kay misy leraha😢😢😢
Fa mikarama otrinona lisany no mahasahy maka tomobil lafovidy isankarazany e? to Efa samy manana fiara raitra daholo anefa lisany reo no hitanay
tena Be zeste !!!!
Mampalahelo mihitsy Ilay toe - tsaina ......
Izahay vahoaka koa mba Haka fiara.
Efa manomboka mifamitaka ny totakely
Mampampalahelo
Hay rangaha ty mahay miteny mora sy malefaka ihany
MPANANKARENA NY MALAGASY
Manino mo antsika Malagasy raha ts mifangalabaraka sady itanizao tontolo izao, fandrosona mankaiza no tadiavina
Sao dia mba misy antony ihany raha olona sady tsara no manana ny hajany no haratsian'ny olona @ zao fotsiny!
Akolitan ni mamy ravatomanga iiio ary tsy ahafahityban dravatomanga izany ...natoa nomeny vola i richard dia am.maham pinamana azy ireo..haaaainy foa mi.payer trosany fa tsy misy tokonybhamingavingana afaire privee n olona any eto am tambazotra fa mbola tsy nahita an i mamy ravatomanga nitaky trosa am.richard teto am tambazotra mihitsy izahay htram zao fa ianareo mpanohitra ireto tadiavina hatrany am lava bodin izay am.ditondrana hoe iiiinona zavatra entina hanalana baraka ireto olona moaraka am.mpitondta ireto..
Aloavinareo ny trosanareo fa aza ampidirina any @ trosa Malagasy.
Izaho anie Dia gaga @ fiara nareo ao , lafo vidy anefa ny Vola Malagasy tsisy valera mba hazavao @ ariary ny vidin'ny fiara iray? Fa tsy tafiditra ao anaty Solosaina na finday ny 0 . Izany no alehany rehefa Dondrona Daholo./.
Efa miova sovaly nga mamiravatomanga de zay no antonizao fa tsi mitahingina sovaly...............
😂😂 tsy mila aratsiana satria tsy tsara fa efa ratsy par defaut mihitsy.... argument ana general ara taratasy
esory ny satroka tompoko!!! raha olondehibe de il faut se comporter ainsi!!!
Manana ny hajany ve ilay andrim-panjakana r'ingahy président dia hanao bodongerona volan'olona fotsiny izao a! Na vola am-paosin'ny senatera tsirairay na volan'ny andrim-panjakana no tokony nandoavana dia tena tsy mendri-kaja foana izany.
Ary ilay tompon'ny Orinasa ve tsy mahalala hoe tsy mifanaraka @ sandam-bolan'ny malagasy ny entana amidiny, tsisy ilaina ireny orinasa ireny ao Dago ao, Rano sy vary, jiro sy sakafo, Asa sy trano, ary Fianarana...ihany no ilainay./.
D ny volanay zan oany tenisan ftsny!aiz le vidin volamena natao efera ren e?alohav n volanolona
Io le ranga be satroka io no tena fosotra eto Madagascar
Tia vola les ravalomanana
Zao ny mitondra ka ho aizamoa ramalagasy = fahantrana madagougou kkkkkkk ! !!
Aloavy ny volan'olona. Raha tsy sénateur izy tsy nahazo garant tamin'ny sénat ahafahany maka ireo fiara ireo. Sinon izahay olontsotra koa mba afaka naka.
Nahazo aina Mr le général ty e
SOA IHANY FA SÉNATEUR NY AMBILOBÉ IHANY NO AFA BELONA TAMIN'NY IO TROSA BÉ FATIARIGNY .SATRIA NY ANAZY DIA EFA NALOAVINY BANQUE BNM PAIX À SON ÂME !
MAGNIFÀ. TRAOSA CARRÉ BE VODY TELOPOLO ANDRO FANJAVA ARAIKY ( JOKERS )
Tout les ravalomanana sont des dahalo Ambony latabatra
Aloavy n'y volanolona (trosa), aza miala Bala enao no tomponandraikitra volohany ao tompoko ô!
I o mba problème nao amizany
Mahita tenenina foana ilay ranga ty
Jeteo fa tena matavy be ty le ravalomanana ty
Corrompu le monsieur be satroka
Siteny sy fahambanin-tsainy faly manaratsy olona fotsiny fa tsy manadihady efa maizin-tsaina hatram’izay ity siteny ity.
efa ifanaovana nenareo e. azo @ makarakara ve tsy hivoaka @ kilaodaoka e
Raiso ny vokan'ny sotasota ataonareo. Mbola aiza ny hanjoha anareo . Mbola vao manomboka izy io . Izay ilay karma 😂😂😂😅
Hira mintsy fa ny moitantana @ty fitondrana rajoelina ty dia mpandroba firenena p daholo, tay