Ho TANTERAHANY daholo hono izay NOLAZAINY E ! Ho HITANTSIKA EO IZANY. Fa be ny ho andevozin'ny vazaha sy ny karana satria TSY MANAMKAMBO sy BE FAMPANANTENAINA POAKATY ! Tsy iza izany fa i Fozalahy domelina e !
Merci milaza ny marina , malagasy mbola tsy tonga saina efa voahozona ny miaraka am Rajoelina , i dada na manana ny fomba fiteniny ary izy... ny olona rehetra samy manana ny fomba fiteniny nefa hita i Ravalomanana fa nianatra mahay inteligent no hendry , mbola hitady olona indray isika malagasy ? Mitady loza am ty DJ Rajoelina !!!!!
Tena misaotra anao mamoaka ny marina! Tahaka ny isan-andro raha vao tratra ny laingan-dradomelina, dia saronana; io ilay 7 février lazaina fa ny Filoha Ravalomanana no nanao azy!
Hangatahiko droit d'auteur ianao Cl Charles fa hamoahako boky ity hipetraka ho tantara !! ..Tena anaty ny feeling ko ty !!Fa mbola fave be ko ra lany Izy amizao fraudes be manadala mbola hametraka azy ho filoha FOPLA eo!!! Hakatsika vahana tsara fa tsy lasa lavitra io !!!
Cle Charles t'ps honnête en plus Info v. à Mada à l'époque, Ralitera (chef sécurité/HCC) qui a tiré l peupl par... Oh' Raciste ravalomanane làlalàlalà ql crq t'
Ny resaka dia resaka foana ary tsy manankery raha tsy efa eken'ny Fahefana mahefa, betsaka ny mahay miteny fa tsy mbola tsy porofo raha tsy eken'ny Fitsarana. Ny Andrim-panjakana dia mitanila ary mila soloina raha lasa fialofan'ny mpanao jadona sy koly: izay ilay mampirisika ny olona izay tsy henoina sy voahitsaka, hitrotra. Momba ilay ady hevitra dia angamba nandresy ny mpirotsaka faha-25 raha mba naseho tao @ fijerena lavitra Andriamatoa Andrianasoavina sy Razara Pierre, indrindra fa tsy nojeren'Andriamatoa Rajoelina izy mirahalahy ireo: izany ve ilay fandresen-dahatra ?
Namono biby tsy nahafaty ity. Ny tantara no aoka hitsara!" an' i Jehovah ny ady"Mankasitraka anareo 2 lahy fa mino aho fa hisokatra ny masom- panahin' i Malagasy voafahana lainga hatrizay.
Izao ve izany ilay antsoina hoe "conversion politique" e. Omaly ianao nandrodana an-dRa8, nitondra an-dRajoelina eo @ fitondrana, izao ianareo manohina indray an-dRavalo ary tonga ambodia eo imasonareo i Andry. Ny zandriko sy olom-pantatro nokasihin'i Charles tanana, tsy nahatsiaro tena nandritra ny fotoana maro ny iray. Mahamenatra na ny miaramila, na mpanao politila, na mpanao gazety tahaka izao. Maninona raha maneho hevitra tsotra neutre, fa tsy ohatra izao. Afaka fotoana fotsiny dia ho aiza ianareo.
Aleo hivoaka foana ny fahamarinana mba hanokatra ny masontsika malagasy e! Mbola misy olon-kafa ve afaka mijoro milaza ny zava-marina tamin'ity fifidianana ity?
Raha fanonganam-panjakana ny t@ 2009, dia toy izany ny t@ 1991, 1972. Tokony nipetraka daholo izany, tokony navela ny tsy rariny, tokony niaritra ny mangidy. Momba ny fanaovana vali-babena: iza no niantoka ny fitsabona ny Kolonely t@ izy saika lasa razana ?
Tsisy secret d'état ntsouny rah ohatra ka marina daol ze voalazany. Le mpanao gazety koa toa lasa interview njazakely ambony tamboho fa tsy mba oe tena @ maha asa professionnel. Tout cela met en rabais la profession journaliste. C'est dommage!
Ho TANTERAHANY daholo hono izay NOLAZAINY E ! Ho HITANTSIKA EO IZANY. Fa be ny ho andevozin'ny vazaha sy ny karana satria TSY MANAMKAMBO sy BE FAMPANANTENAINA POAKATY !
Tsy iza izany fa i Fozalahy domelina e !
Merci milaza ny marina , malagasy mbola tsy tonga saina efa voahozona ny miaraka am Rajoelina , i dada na manana ny fomba fiteniny ary izy... ny olona rehetra samy manana ny fomba fiteniny nefa hita i Ravalomanana fa nianatra mahay inteligent no hendry , mbola hitady olona indray isika malagasy ? Mitady loza am ty DJ Rajoelina !!!!!
Tena marina mihintsy voalazanao. Aleo hitohy tantara fa handresy aminy farany i dada
Tena misaotra anao mamoaka ny marina! Tahaka ny isan-andro raha vao tratra ny laingan-dradomelina, dia saronana; io ilay 7 février lazaina fa ny Filoha Ravalomanana no nanao azy!
aoka ho fantatrareo mpanohana an-dradomelina fa i charles anie nigadra saika maty e ,i lylison voky vola sy vokin'ny taimbodin-dradomelina
Mba fantaro iza no niantoka ny fitsabona azy t@ izy io saika lasa razana io !
@@nicolassanluis3867 izy efa milaza fa tsisy niantoka io ka inona ndray.... sa ianao ve?
Henjagne aloha
Aleo hivoaka foana ny marina e !!
TSY MAINTSY HIVOAKA FOANA NY MARINA ETO! MISAOTRA ANAO RY COLONEL ! !!!
Trop revelation 😂zao
Kobokobony marina ianao ry Charles ka mamoaka n'y marina rehetra . Tsy adinoko n'y vava be anao tao aminy kp sate milaza hoe ataonao mahalala n'y anaranao ireo olona hotage tananareo . Amiko tsy mendrika hitondra n'y anarana commende ianao tena nandratra fo n'y teninao n'y vono olona tsy lazaina intsony . Amizao fotoana izao dia toa rasinao reharehana n'y zavatra niseo .
Menaka ahositra ..........hetotry valiny
Mon colonel misahotra anao nahatsapa an"izany
Tena Tonga eo @ fitondrana n'y mpamono olona, anjakan'i demony n'y tanana, loza... Loza
Colonel T 1 beau gars quand même
Misaotra aminy fandaharana ahafantarana ny tantarampirenena marina sy ny zava nisy.
aleonay Ihany Dada ❤ mijery ny lafipiainany Malagasy.
Mivok n marina...
Hibonginy no sisa mombany R8 satria efa veta tsisy zavatra tsy lazaina eo,modia any Afrique du sud mamboly Sorgho,Jalousie
Mba zana-drazagna koza anao Charles. Mba aza asiany merina tay gny lohanao. Izy koza anao nindrano any matitagnana voahozony ranondrazantsika io tsy hanjary mandra-pahafatinao ary anao io magnozogna gny taranakao. Tsy manjary maty
Anao io zany lay mpandrangitra adim-poko sa karakory sharabe?
Tantara taloha ireny, fa nangina izy ankehitriny satria voky drala be.bla bla no hita .😢
Aleo aloha manaraka tsara fa le politika to tsy hita be ny any koo
Hangatahiko droit d'auteur ianao Cl Charles fa hamoahako boky ity hipetraka ho tantara !! ..Tena anaty ny feeling ko ty !!Fa mbola fave be ko ra lany Izy amizao fraudes be manadala mbola hametraka azy ho filoha FOPLA eo!!! Hakatsika vahana tsara fa tsy lasa lavitra io !!!
Merci anao herin"basy Nao
Col Charles ka mila anao izy fa efa tonga ny farahandrony ko
Cle Charles t'ps honnête
en plus
Info v. à Mada
à l'époque,
Ralitera (chef sécurité/HCC) qui a tiré l peupl par...
Oh'
Raciste ravalomanane
làlalàlalà
ql crq t'
1:09:53 mafy tanana be Rajoelina😂😂😂😂😂 Osy aho e ! Ahoana ny hanaovana Miami @ izany mafitanana izany! Sa Miami made in china😇😇😇
Made in Robinson Hihihi
@@lauraratombotiana8480 Robinson ve ahavita Miami?😂😂😂😂 Possible ka!! Sady izy efa niteny hoe : franc maçon izy!!!😉
@@marinathiana7042 zay manko, ho ento miaka-midina ity firenena ty eh.
@@lauraratombotiana8480 😂😂😂😂😂
Tantaraina ane izy zany ka akorany raha moramora, indrisy ry fireneko 💔
Oh !!! Niseho ny marina 🤔
Mampalahelo ny mahita ny sarin'ireo olo-manan-kaja aseho ao ambadikareo miresaka, nefa ny contenu ny resaka tsy hitako izay tena hilana azy.
Misaotra anareo milaza n'y Marina, tsy vonona mihintsy t'y radomelona foza ty
VOA ANAO IO PRESIDENT. ANAO RAIKY IGNY KA ENTINAO MOMBA SAGOKY IAY
Ny resaka dia resaka foana ary tsy manankery raha tsy efa eken'ny Fahefana mahefa, betsaka ny mahay miteny fa tsy mbola tsy porofo raha tsy eken'ny Fitsarana. Ny Andrim-panjakana dia mitanila ary mila soloina raha lasa fialofan'ny mpanao jadona sy koly: izay ilay mampirisika ny olona izay tsy henoina sy voahitsaka, hitrotra. Momba ilay ady hevitra dia angamba nandresy ny mpirotsaka faha-25 raha mba naseho tao @ fijerena lavitra Andriamatoa Andrianasoavina sy Razara Pierre, indrindra fa tsy nojeren'Andriamatoa Rajoelina izy mirahalahy ireo: izany ve ilay fandresen-dahatra ?
Namono biby tsy nahafaty ity.
Ny tantara no aoka hitsara!" an' i Jehovah ny ady"Mankasitraka anareo 2 lahy fa mino aho fa hisokatra ny masom- panahin' i Malagasy voafahana lainga hatrizay.
Izao ve izany ilay antsoina hoe "conversion politique" e. Omaly ianao nandrodana an-dRa8, nitondra an-dRajoelina eo @ fitondrana, izao ianareo manohina indray an-dRavalo ary tonga ambodia eo imasonareo i Andry. Ny zandriko sy olom-pantatro nokasihin'i Charles tanana, tsy nahatsiaro tena nandritra ny fotoana maro ny iray. Mahamenatra na ny miaramila, na mpanao politila, na mpanao gazety tahaka izao. Maninona raha maneho hevitra tsotra neutre, fa tsy ohatra izao. Afaka fotoana fotsiny dia ho aiza ianareo.
Gasy Ihany Gasy Foana
Rajoelina sy vadiny zany d try hiova mitsy
Aleo hivoaka foana ny fahamarinana mba hanokatra ny masontsika malagasy e! Mbola misy olon-kafa ve afaka mijoro milaza ny zava-marina tamin'ity fifidianana ity?
Dondrona!!!
Trop Le ampamoaka kk
Resaka aty ambany aty io fa ny marina dia France no nanao izay tsy handrosoan'i Mcar
❤¹11111111
tu as beaucoup fait pour ce pays et nous sommes fier de toi d'avoir dégagé ravalo
😅😂😂😂😂😂
Coup d'État
ts nahazo ny ilaian ndray ngaha colonel charles de manao apamoaka nef enao mintsy no maivando t@iny rarah 2009 iny
Resabe manaraky n'y arabe.
COL tsy lasa jeneraly 😢
Aza malahelo e.
Mahazo manompa ve Tompoko?!!
Ianao zany no tena mpanongam_panjakana
de tsy menatra ve ry zala reto mitantara otran zany ,raha arak zany de mazava fa ry iany zan no tena tsy mazava
C le revers de la médaille lorsqu'on sert les ambaniandros
D MIERITRERITRA VE ENAO KOLONELY FA FALY AMINAO RA8 NAONGANAO IO?
Mahatsapa ve hianao Mon colonel fa mellise hianao ??
Raha fanonganam-panjakana ny t@ 2009, dia toy izany ny t@ 1991, 1972. Tokony nipetraka daholo izany, tokony navela ny tsy rariny, tokony niaritra ny mangidy. Momba ny fanaovana vali-babena: iza no niantoka ny fitsabona ny Kolonely t@ izy saika lasa razana ?
OFFICIER mirehareha fahatany.
Tsisy secret d'état ntsouny rah ohatra ka marina daol ze voalazany. Le mpanao gazety koa toa lasa interview njazakely ambony tamboho fa tsy mba oe tena @ maha asa professionnel. Tout cela met en rabais la profession journaliste. C'est dommage!
Mipetraha eo amin'ny toerany kosa e, reo ange no tena acteurs principal n 2009, kanefa d zao sisa le firenena
Aleo mihitsy hivoaka any e.. secret d' Etat ahoana moa? Aleo zahay hahafatatra
Tsy voatery ho marina daol koa nge ze lazainy e. Afaka miteny izy fa n filazany anzany ne veut pas dire que tout ce qu'il dit est vrai
OFFICIER EN ACTIVITE TSY TOKONY HANAO POLITIKA ....AHOANA NY FIJERIN'NY LEHIBENAO IZAO INTERVIEW NAO IZAO. EXEMPLE HO AN'NY MIARAMILA VE IZAO.
Izao no atao hoe milaza ny marina.
Ary Lyli$on
Zao ataonao zao no hoe miana-kendry aminy, lehibenao inona? Tsy maintsy hitan'ny lehibeny io, ianao sy zaho aza mahita koa. Lylison zany tsy manao?
Olona kely saina reto, tsy tokony miara miasa an'reo Ra8 fa vadian'reo indray androany
Tsy hekoko koha zaho filohampirenena ke lance roquette no hialako @ pouvoir mihady hantsika d'abord
Io mihits ilay nafana fo tamin'ny 2009.Tsy nahampy anga vola azonao tamin'ny Rajoela de lasa nivadika taminazy ????
Reto olona reto mitsyno natonga R8 tsylany vo naita anireto zanakydada de niova hevitra nysasany@zanakydada
Inona moha le Dimy sy rahy
Manompa @ ilay ratsan-tanana eo ampovoany. Tsy aseho eto fa tsy mendrika.
???????
Maninona moa Ilay bandy ity no tsy any amponja ?
D oe itondra fiovan eo am firenena ono nahatong anaz niarak tam radomelina , lol b ty panao gazety
Ianareo Etat major, Ministera : moa VE dia tsy misy discipline intsony ny TAFIKA fa dia mahazo miteny izay te . Sa tena motraka ny discipline ao ka..
Aleo hiresaka ny olona ee
@@hajaalainratsimbazafy9478 Tsia diso ianao hoe avelao izay te- hiteny: misy ethique sy deontologie sy texte mifehy ny OLONA tsirairay.
M
D'après cet info on montre le tV MBS n'est pas intelligent!!!Pauvre vous êtes !!!
Est ce que vous n'avez pas de travail?
Na ino zavatra lazainareo izahay efa tsy malany NY Toetrany R8
Mipetraka ho tantara sisa itony. Anisan'ny révolution ity resaka ity fa efa mivalona. Mivadika ny pejy. Horizon 2019 : Efa ny tanora izao no hitondra.
Tahaka ny reto no lazainy r8 gindro miteniteny foana tsy mandinika
Ah ah, izio ve mba Gidro koa i R8 ry Maître Makarof ? nefa zahay côtier filazany Andry bois de Rose ,zahay côtier no Gidro.
efa lany rajoelina de inona ndray, zay midika fa ny vahoka no nametraka az teo re tompokoooo
JPRO SERVICE. lany t@ halabato ny 13🙄🖓
@@dieudonne9909 marina n'y anao lany t@ alabato marina rajoelina
fais attention mon colonel que les ambaniandro ne se sert pas de toi
RACISTE