Invité du Zoma Herizo RAZAFIMAHALEO 26 JUILLET 2013

Поделиться
HTML-код

Комментарии • 31

  • @lhrak7520
    @lhrak7520 11 лет назад +2

    Makasitraka an'i TV plus nandefa ity l'invité de zoma spécial Herizo.
    Tena mbola valable amin'izao vanim-potoana lalovan'ny firenena izao ny zavatra rehetra voalazan'ny Atoa Herizo Razimahaleo teo.
    Ireny no tena mpanao politika filamatra fa isika vahoaka malagasy no tena tsy nahatakatra izy nolazany, ny tena problème koa dia isika tsy dia mandalina fa faly mandray antendrony, tsy mijery lavitra araka nolazainy teo ary indrindra mijery tsagan'olona loatra!
    RIP Atoa Herizo RAZAFIMAHALEO

  • @lowanthem
    @lowanthem 9 лет назад

    Un grand Monsieur avec un grand M, comment on a fait pour passer à coté d'un tel homme, en fin de compte changement et développement restent deux mots inconnus du peuple Malagasy... Zany ka tena olo manga, mandrin am piadanana tompokolahy Herizo Razafimahaleo.

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 лет назад +1

    mba mangataka anareo tvplus na ngahy Nicolas Rabemananjara mba hametraka en ligne eto ny playlist ny invité du zoma rehetra complet nataon'ingahy Herizo ! misaotra tompoko

  • @nirinamanitrarakotozandry5769
    @nirinamanitrarakotozandry5769 6 лет назад +3

    Za resy lahatra fa ra i Tpklahy Herizo Razafimahaleo no nitondra, tsy toy izao ny firenena! Mandria am-piadanana

  • @tinasoafitiavanafitiavana6819
    @tinasoafitiavanafitiavana6819 6 лет назад +1

    rip herizo tinay madina naky de efa lasa aza mandriam,piadanana ny olomanganay eto.Ambositra😓😓

  • @sandrajatoalberttongafety6283
    @sandrajatoalberttongafety6283 4 года назад

    L'absence du Herizo ,c'est le moment très très sombre pour Madagasikara

  • @HajaniainaRafaliarintsoa
    @HajaniainaRafaliarintsoa 11 лет назад

    RIP Herizo RAZAFIMAHALEO !!
    Tamin'izany mbola hoe: "Winner take all" fa amzao tsy winner akory kanefa take all (mbola pire) !! Que Dieu bénisse Madagascar !!!!

  • @nirinarakotoarimanana11
    @nirinarakotoarimanana11 3 года назад +1

    tena hatram zao tompokolahy de mbola mifampiandriandry foana ny mpanao politika eto, mampalaelo,

  • @irzzhaszafy5649
    @irzzhaszafy5649 11 лет назад

    Un type bien mon parrain!!!!!!

  • @MAURICAFonenantsoa
    @MAURICAFonenantsoa 5 лет назад

    9:21 Toe-karena

  • @rollanerollane3568
    @rollanerollane3568 5 лет назад

    ( mandria ampiadanana ) Efa nijoro @zao Atoa JEAN JACQUES RATSIETISON izay mitov fijery @ny raha ny resaka toe karena , indrindra fa resaka fahantrana lalina io; Misaotra

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 лет назад

    Tsy misy mitoetra mandrakizay ka soa fa misy ny rako-tsary tahaka ntony ! zay ko no hilana ny boky ka tokony mba hanoratra ny intellectuel gasy rehetra mba hisainan'ny taranaka aty aoriana !

  • @jeanandretsimijaly2581
    @jeanandretsimijaly2581 7 лет назад

    okay

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 6 лет назад

    Misy hevitra tsara en iny rehetra ahahatonga saina

  • @josephandriamidofotra152
    @josephandriamidofotra152 6 лет назад

    azoraisina foana zany hevitra zanyna dia efa try eo ntsony aza enao( mandria ampiadanana ) fa mba firy moa ny gasy no maheno izany resaka zany, ary tsy mety hoany mpitondra ve le vaha olana sy ny projrt ny io olona io, ary olona hotran'ireny dia try ilainy olona loatra

  • @hajaalainratsimbazafy9478
    @hajaalainratsimbazafy9478 5 лет назад

    Ze nitondra anie tsy maintsy ho hatao foana hoe ratsy sy ts nisy nahavita azy daholo. Fa ze ts nety nahazo fitondrana foana daholo no tena tsara sy mendrika.. Hatramizay sy hatramizao mbola mitombina izany.
    Hohita eo koa reny fapanantenana bedebe natao tamn fapielezakevitry ny 13 rehetra ireny. Aleo izy hitondra mihintsy.. Izy hoy izy matahotra an Andriamanitra sy tanora mahavita azy. De hotsarain ny vava nataony sy ny tantara eo atsy aoriana..

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 11 лет назад

    Tokony ho jeren'ny vahoaka akaiky @ ity fandaharana ity ny nahazo ny Gasy t@ andron'ny R8. Ary tsisy mihitsy izany demokrasia izany t@ izany! Rehefa tsy TIM ianao dia tsy isa!!! Inona no mbola hilana olona toy izany eto @ firenena?(na dia ny vadiny aza no eo - sahala ihany ny eo). Mila mandinika sy mailo ihany koa anefa isika Gasy @ i Ratsika sy i TGV! Be ny didy jadona nataon-dreo sy mbola mitohy! Tsy mijery ny tany sy ny vahoaka mihitsy! Mba mijere sy mitsikera isika fa mazava be!!!

  • @rabiasitraka1597
    @rabiasitraka1597 11 лет назад

    olomanga tokoa sady manam-pahaizana
    fa isika vahoaka no tsy nahay na tsy nahatakatra ny fahaizany angamba na dondrona somary masika kely fa miala tsiny RIP herizo

  • @zafysonrandrianasolo2433
    @zafysonrandrianasolo2433 11 лет назад

    Tena mpanao politika filamatra tokoa Herizo Razafimahaleo. Tena mitombina no sady instructif no lazainy mikasika ny calcul économique sy ny situation politique eto Mada. Mbola mitombina hatramin'izao ny analyse-ny sady logique be mihitsy. Tsy haiko na misy olona tahaka azy ao amin'ireo mpanao politique amin'izao ireo.
    RIP Herizo Razafimahaleo

  • @aladinandrisoa4626
    @aladinandrisoa4626 5 лет назад

    Olona tahaka izao no mendrika hitondra an'i Madagascar. Very Olomanga tokoa i Madagascar!

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 лет назад

    Tena very olomanga sika nilaozan ingahy Herizo ! Mahalasa heritreritra mintsy aza fa sao novonohin'ny fahavalom-pirenena izy ty ! Tahaka zany ko ngahy Ravony ! Lasa izy roa lahy tena olomanga sy sangany samby tena maranin-tsaina

  • @justiniendonaldevrardsango1792
    @justiniendonaldevrardsango1792 8 лет назад

    Ny lasa tsy mba fanadino, lasa ianao fa ny hafatra napetrakao mitoetra, mandria am-piadanana Herizo RAZAFIMAHALEO

  • @stevera.9622
    @stevera.9622 11 лет назад

    RIP HERIZO...

  • @felestinfelestin2468
    @felestinfelestin2468 8 лет назад

    RIP Zoky Be Herizo

  • @patirakotoniaina6366
    @patirakotoniaina6366 11 лет назад

    RIP. very olomanga tokoa....

  • @Jorassik
    @Jorassik 11 лет назад

    Mme Onitiana Realy manja be!

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 лет назад

    Tena nopotehin'ny fanjakana toko ny fanaovana hafokasika gasy mampiasa gasy maro !! tena fanaovana pôlitika diso toko zany, marina ny an'ingahy Herizo ! Ny mampalahelo dia hatramin'izao dia mbola mamono ny orinasa gasy ny fanjakana gasy !

  • @safidyrvl4407
    @safidyrvl4407 11 лет назад

    President-nay foana na tsy eo aza,betsaka ny lesona azo taminao ary manolotra ny fisaorana e! mandry ampiandanana President

  • @HermannRANGAMANA
    @HermannRANGAMANA 11 лет назад

    mbola nanify realy teo!