HAFATRY NY HAVAN'I FLASH B HO AN'I BLACK NADIA❗
HTML-код
- Опубликовано: 6 ноя 2024
- ✅POUR PLUS DE VIDÉOS, ABONNEZ-VOUS
▶️RUclips : / @roatelo3
▶️Facebook : / roatelo3
✅Contact : roatelo3.mg@gmail.com
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬
#Malagasy #Madagascar #Gasy
Malagasy, Madagascar, Gasy, Paolo Emilio, Ntsay_Christian, Mapar, Malagasy Madagascar Gasy 2024 Gasy Andry Rajoelina Andry Rajoelina Andry Rajoelina Andry Rajoelina Andry Rajoelina Koto Lilahimahitsoambo Zatia Rocher Nally Abdala Politika Barea Bareamadagascar Malagasy Madagascar Gasy Nally Abdala Patrickrajoelina Mamygotso Tencemena Blacknadia Elidiot Dama Mahaleo Marghe Ibc News Madagascar Malagasy Madagascar Andry Rajoelina Mamy Gotso Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Tvplus Madagascar Mbs Madagascar Madagasikara Vaovao Malagasy Marc Ravalomanana Tvplus Madagascar Mbs Madagascar Madagasikara Vaovao Malagasy Marc Ravalomanana Tvplus Madagascar Mbs Madagascar Madagasikara Vaovao Malagasy Gasy Film Gasy 2024 Nouveauté 2024 Film Gasy 2024 Nouveauté 2024 Tantara Malagasy Film Gasy Film Gasy Vaovao Tantara Gasy Rdb Tantara Rdb Nouveauté Clip 2024 Gasy 2024 Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Gasy Clip Officiel 2024 Gasy Clip Officiel 2024 Fanirisoa Ernaivo Gasy Clip Officiel 2024 Gasy Clip Officiel 2024 Fanirisoa Ernaivo Gasy Clip Officiel 2024 Gasy Clip Officiel 2024 Big Mj Wendy Cathalina Zatia Rocher Zatia Chantal Gasy Rossy Stade Barea Dreamin Nally Abdala Nally Chic By Fabiola Mozika Gasy Fanirisoa Fanirisoa Ernaivo Koto Koto Lilahimahitsoambo, Malagasy En France Zatia Zatia Rocher Mpanakanto Big Mj Black Nadia Tence Mena, Lamozika Mbs Ibc Hcc Politika Rolland Ratsiraka Ibc News Madagascar Wendy Cathalina Wendy Cathalina Wendy Cathalina Cathalina Wendy Cathalina Wendy Cathalina Jaojoby Jaojoby Jaojoby Jaojoby Jaojoby Big Mj Johane Big Mj Johane Big Mj Johane Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Malagasy Real Tv Madagascar, Gascar Fenosoa Tinoka Roberto Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo Jirama Brice Randrianasolo Mahamasina Mahamasina Mahamasina Mahamasina Mahamasina Mahamasina Mahamasina Mahamasina Mahamasina Mahamasina Brice Randrianasolo Brice Randrianasolo Gasy Film Malagasy Rinah Rakotomanga Air Madagascar Ranjatoelina Rolland Rinah Rakotomanga Air Madagascar Ranjatoelina Rolland Rinah Rakotomanga Air Madagascar Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Ranjatoelina Rolland Rinah Rakotomanga Air Madagascar Ranjatoelina Rolland Fihevitr'olombelona Film Gasy Vaovao 2024, Gasy 2024 Vaovao 24/7 Vaovao 24/7 Vaovao 24/7 Vaovao 24/7 Vaovao 24/7 Vaovao 24/7 An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao An-Tsary Vaovao Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika Malagasy 2024 Film Gasy 2024 Sarimihetsika 2024 Film Gasy 2024 Tantara Malagasy Learn Malagasy Farakely Hira Fiderana Malagasy Tiako Ianao Iraimbilanja Afindrafindrao Tearano Felaniary Voahangy Ry Ampitso Arendrina Taratasy Tantara Malagasy Learn Malagasy Farakely Hira Fiderana Malagasy Tiako Ianao Iraimbilanja Afindrafindrao Tearano Felaniary Voahangy Ry Ampitso Arendrina Taratasy Tantara Malagasy Learn Malagasy Farakely Hira Fiderana Malagasy Tiako Ianao Iraimbilanja Afindrafindrao Tearano Felaniary Voahangy Ry Ampitso Arendrina Taratasy Tantara Malagasy Learn Malagasy Farakely Hira Fiderana Malagasy Tiako Ianao Iraimbilanja Afindrafindrao Tearano Felaniary Voahangy Ry Ampitso Arendrina Taratasy Tantara Malagasy Learn Malagasy Farakely Hira Fiderana Malagasy Tiako Ianao Iraimbilanja Afindrafindrao Tearano Felaniary Voahangy Ry Ampitso Arendrina Taratasy Tantara Malagasy Learn Malagasy Farakely Hira Fiderana Malagasy Tiako Ianao Iraimbilanja Afindrafindrao Tearano Felaniary Voahangy Ry Ampitso Arendrina Taratasy Learn Malagasy Speaking Malagasy Malagasy Songs Eusèbe Jaojoby Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara Nicolas Rabemananjara
Bravo 👏 bien vu et bien dit on es très hâte 'avoir un progretions éducation sociale sur Madagascar 🇲🇬 je adoré 💕 écouter votre discours vraiment inspirant. ❤❤ merci beaucoup madame .
En tout cas, je suis d'accord sur le sujet de l'éducation. Merci beaucoup madame pour votre intérêt sur notre génération à venir. Ça se vois que vous aimez vraiment notre cher pays Madagascar. Il était temps que quelqu'un agisse et mette les points sur les I . Bravo
Bien dit madame!bravoooo❤
Chapeau Madame, sambako mba nanao commentaire teto am youtube mahakasika ny fanehoan-kevitra toy izao. Tena miombon-kevitra aminao aho momba ny resaka "fanabeazana" eto Madagasikara. Mankasitraka tompoko.
Bien dit madam
Mankasitrak indrindra anao
Fahazoako azy igny nataony exprès mihintsy amjay olo tsy mitodika aminy fahorina ny fahalasanany mapanakanto Flash B ,fa itodiky amnanjy ndraiky buzz ntay io.
Bravo madame @ fahendrenanao.
Marina ny anao Madame , atovy mahita mitsy fa tsy mahay miaina izy io !
tena mpamosavy le black e! nisy tik tock nataony iny hoe:maroko2 ny tarehandrie, rah makaty ilatsahan ny varatra, nefa flash be tamin iny le hoe tokony hiarak amzareo hanao clip sady narary tarehy tratran ny fanova sora!teo amzay le lazain ny oul hoe mpamosavy izy de iny mody be koretaka velona iny🖐iny na maty aza mbola lazain'ny ny oul mbola buzz!! de hoe buzz tsy buzz, ref mpaosavy de mpamosavy!!ny tantara no aoka hitsara !
Olokendry ianao Madama Ary lazaina fa olona misy ny Maha izy anao ❤ampanajana be ny firesahanao.
bien dit bravo 🙏🙏🙏💝💝💝
Tena marina, nampahelo 😢, bien dit madame
C'est la vérité, na ja tsy nagneky raha karaha igny
Franchement,je suis d'accord avec toi 😘
Je suis d'accord avec toi,,,merci beaucoup 🙏🙏🙏🙏🙏
Bien dit merci Mme
Tsy falin'izeny aboaha agnorogno ny lela.
MERCI fa tena mbola misy vehivavy hendry i Madagascar.
Bien dit madame, manan-tsaina ianao, respect🙏🙏🥰
Tena Marina lotra izay rehetra voalaza satria tena efa mandeha hoazy mihintsiny ny Artiste tsika gasy fa tokony mba asina. Fitsipika mifehy azy ireo Ary tokony sivanina ny hira azo avoka Sy Tsia mba ho fitaizana ny zanan tsika
Merci beaucoup madame ee❤❤
I like
Bravo madame mpihira Zaho fa tsy tiako ry le mahita pihira vetaveta hira tsy hazo zereny mpianakavy
Mada a besoin d'une femme telle que vous. Respect ❤
merci bcp madame 🙏🙏marigny zaigny
Raha Tena buzz tokoa ny nataony dia ampilamina saina ve izany nefa izy olombelona... Mety buzz izy amtsika mijery fa mety marary azy matoa izy nilaza mangataka ny Marina... Fa misaotra anao nananatra ny ministry rehetra fa ilay voalohany kosa mety diso ihany hoe izany tokoa ve ny Tena Marina...
Eny hoa, sad izy KO âne ts hoe nitomany fisarahany zareo e ,fa izy natw mpamosavy ny ts zakany
marary kosa zan henjehina lazaina fa namono olona zan e,plus mino zah fa nikorontana izy mivady t@ireny d tsy zakany lay nefa moa mety nilamina ihany
Hay fo olo nianatra mivolagna bravo madamo ❤
Tena marina. Olona mihaja sy manampahaizana bé izy .
❤
Désolée.....Tsy manambanimbany raha teneninao zaho Madame eo anatrehan'Andriamanitra fa raha anao no PRESIDENTE NY REPOBLIKA NY MADAGASCAR
AVOTRA I MADAGASCAR
Ny teninao Madamo nahalatsa dranomaso zaho ny @fahendrenao tsy miditra @ affaires zaho....letry nitandrinesako olo mivolagna @ raha ty.
Tiako loatra raha volagninao.
Tsy ho adignoko amimbavaka ianao.
Misaotra anao zaho JESOSY malala anoraha maromaro karaha anao.
Azovy anao ooooo?
Tiako anao....ary tianjanahary.
TSY N'IMPORTE QUI ITY VEHIVAVY❤..
MISAOTRA ANAO ZAHO @ FOKO MANONTOLO.🙏
Fomba fijeriko indray
Tokony nanadiady akaiky an black ino marin rah nisy
Ombia clip nao natao
Mbol tsisy olana reo de nanao video black fa hisy hira hivoka ilay tinareo any
Noho izany tokony nanafiady izy ombia clip iny natao sy vita
Zanako maty za tsy tany mada mbola nanadiady za ino marina rah nandalo
Tsy mety manamelok olo tsy vita adiady
@@NenifaraMiarahaba anao ranamana , tsy mbola hazonao mazava ihany ny tian'ity Mme. ity ho resahana ?
❤❤❤
Me
Merci madame
C'est elle qui doit être ministre de l'éducation nationale ❤
👏
❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitra madm eh😢😢
merci mme, tena marina mihintsy zany fa ny mphira amin izao mihintsy tena manimba ny société.
👍
Mampalahelo ilay zavatra andalovanareo fa raha resaka artiste mampandihy vody indray aloha dia tsy hisy censure izany f'reny no nampandany ny patron any teo
Mankasitraka madame
Zah aloha Tohina eeee en tant que zah Tsimihety hotrany manambany fizaranantsika fahafatesana ve atao hoy ingy 😢😢😢😢😢
Bravo
Mankasitraka❤
Mba jereo koa iny vehivavy avy any tulear iny raha nanao live I Lahivolo de niditra izy milaza mahay momba any ratompokovavy fa ny dokotera hony niteny taminy fa voany Sida no naha faty azy,sao dia tsy rariny na dia tiana i Blak Nadia,dia mbola manindry ny maty zany ,atao fanadiovantena,nefa tsy fantany izay miaro tsisy mahay izay nataony fa tsy ambarany olo zany hafa tsy ilay olona manana olana aminy mampalahelo
Za aloha ra fianakaviko nanovany fomba otra niny de ts haiko Zavatra natao anio vevavy io
Merci maman aaaa marina be zvtr lazainao..... Tena oe enga ane hisy fiovana eto antoerana
Zao no hoe tenin'olonkendry ❤
Tena ratsy saina mintsy ty Black ty😢,faly aminy fahoroany sasany😢
Zay vao nitsangana ny fianakiny , rariny lotra . Tsy tokony havela fotsiny satry efa mihoampampana mitsy ny fihetsika nataony .
Marina❤
Tena marina n'y teninao madame mety misy ratsy nataony t@ flash b marina tao de n'y eritreritrany no nanenjika azy de tafanaonao foana
Merci beaucoup madame makasitra anao
Araka ny teninao tsy manana diplôme ananandro....fa ny fahendrenao Madamo tsy ananandro.
Tiako anao ooooo.
Izay ilay Mila mandinika vao manao zavatra. Lasa lavitra raharaha ity
Ekena hoe marary ny manana ny maty fa tsy fo vato kosa ny Any Black Nadia, rah ny zava nisy teto tsy i Black Nadia mihintsy no nanombok aza fa izy no nohendrikendrehan, tokon tsy hamaly zany izy Na marary aza,
Tena marna mintsy n anao . Mbola tsy amindreo zany hoe vo endrikendrika resaka vosavy zany ,de mora amindreo n miresaka . Marary izy @ zavatra tsy nataony d normal raha miresaka
Zany aloha de marine , sad inona KO mo hidirany minister @zegn ,nga black mpanw politique mo za ts mahay
De gaga enao, hamotiky Black Nadia mihintsy tiandreo io, de avadika zavatra le resaka, tokony olona namoaka feo no tadiavindreo
@@GabrielanaharisonMiarahaba anao Razandry , io ary fa mbola tsy fihainona anatra mazava ny anao ty ! Raha mbola tanora ianao ty ,dia tsy omeko tsiny raha tsy tonga saina mahalala fomba , fa kosa mba miezaha manova fisainana , fa raha tsy izany dia mijanona mahantra saina isika Malagasy sy feno fahantra !
Misaotra ny fahendrenao !
Mankasitraka anao madame🙏 enganie mba ho hisy fandraikitra raha mahita izao .
Marina lotra
Marina.
Tena mamoafady tokoa ny hiran_dry zareo.
Natao ho mbanabe ny Mpanakanto.
Misaotra indrindra
Zah ts mandatsa fa raha koa ts ahitagna porofo mazava sarotro Madamo aii😢
Zah malaoha koa otra andre avany edy fa tss rh nivolangingy.satria retry topoko vavy ingy mbl velongo zare 2 vavy efa niaingy @buzz edy.
Voilà Sady zanaka zare mavandivandy
Mankasitraka anao madama tena olona hendry sady mpandinika ny fiarahamonina ianao dia mankasitraka anao Dr Philippines na mbola tsy hitako sady tsy fantatro akory aza ianao .tena olona manam-pitiavana sy tia manao soa ny mpiara-belona ho ela velona dia tahin'Andriamanitra tohizo hatrany ny fanasoavana ny mpiara-belona ❤❤❤🙏🏻🙏🏻
Mankasitraka indrindra tamin'ny fanehoankevitra mirindra, marina sady mitombona ary mavaza, irarina dia hisy vokany izao hevitra tsara izao ary ho tonga any amin'ny izay tokony hiantefany indrindra ireo mihoampefy amin'ny sehatry ny zavakanto ary ny tompon'andraikitra
Tsy nisy niraharaha lay olona maty mihintsy. Tamin’izy mbola velona nitady fanampiana gauche droite , nisy nanao capture izy nindrana vola tamin’ny namany, taiza ianareo fianakaviana ?? Zavatra hafa no manahirana anareo fianakaviana. Pfff
Rehefa hitabataba eto dia havan'i Flash B.
Fa rehefa hanampy azy tamin'ny fahoriany tsy hay hoe aiza😅.
Sa ve Black Nadia efa nanampy azy dia tsy maintsy anampy azy foana? Ary ireo artiste hafa ahoana? Ianao mikorontana be. Ohatrany hoe miandry vola izany. Teo koa zao Makua festival, be dia be ny mpanakanto tao nandray anjara toa tsy nisy niteny. Hoe maty flash B fa oka aloha sao dia manao buzz. Pffff, filambaniny.
Ny liberté d'expression anie madame mila hajaina e. Izay tiany avoaka eo no avoaka.
Tsy niteny zareo nandritra ilay buzz nitomany be iny, zareo koa tsy manendeikendrika oe Black namono azy, fa ilay publication nataon I Black tam 01 nov oe "tsisy nisaraka izany eo fa surprise" no nampisendaotra azy satria mbola teo ambohitra ny razana no natao ilay buzz mitomany be oe nisaraka mihintsy a cause-n'ny endrikendrika, ary ilay buzz misy idiran'ilay fahoriana satria hoy izy oe "tokony izy no maty fa tsy flash, zao izy isarahan'ny vadiny".. mba meteza kosa tsika eo amin'ny toeran'ilay fianakaviana... izay mahasamihafa an'ilay nataon'i Black am makua festival n'a ny artiste hafa izay manao hetsika taorian'ireny fahoriana ireny.. Black Nadia nanao "opportunité " an'ilay fahafatesan'i flash be hanaovana buzz ( na oe namono izy na tsia, tsy izay no resaka eto) dia izay no mahatezitra ny fianakaviana. Hevitra ihany ny ahy fa samy manana ny heviny moa io.
Voilà
Olo samby @ hasan'azy iz mahay lairan agnamboah hiran'azy fa nga iz voarar agnan hirampitiavagna
Olo miasarak zan ts fady magnampody sa samban are nahita olo nisarak fagnambondy
Zah kony gaga ay olo zany tsy afaka mifaly koa efa maty havanjare hafahafa
Marina tokoa zany madame❤
Io Black Nadia io fa mpamosavy vavy
tena olo tsy manjary izy
Ny panakanto gasy tena maro no manaonao foana indrindra ireo malaza miteny ratsy manompa omona nefa panakanto
Marina madame
Misaotra, mankasitraka anao Madame fa tena teny am-pahendrena tokoa
Tena ilaina mitsy sélection tonokira aloha.ny amoahana Azy media fa tsy afaka ambavan.ny ankizy n'y teny diso
Zay no mapamosavy azy, madama ô! N'iza n'iza manao ratsy mbola hibaby n'y vokany, aza manahy fa ho avy n'y azy tompoko,
Anareo mo zany manana porofo @ Black Nadia iny hoe namosavy azy!?aza miteniteny fona refa ts nahita fialonana Io mb ataovy moramora..
Mankasitraka indrindra tompoko ❤
Mankasitraka indrindra tompoko tena mahafinatr be le fitezagna😊
Tegna gaga koi zaho kof nahita fa buzz ign,,Ary ino Antony nagnanaovany ilay buzz tao agnatiny fahafatesan'i tompokovavy Flash B 😢😢😢,, mankahery ny fianakaviany Flash B hatrany,,,
Fa nga terenao olona anao zay tianao atao,tsisy olona bekoinao eo ary tsis buzz zany eo,raha anao nihendrikedrenolona mamosavy nitsakana ianao
Tsisy hira manjary zeo oo hira porno no mahazo vahana izeo io s'y miboridana lavatay jiaby miboaka de refa artiste jiaby no tompony hoe = tia agnino ooo ty hilely eee zegny fo rah hampianarigny zaza vraiment efa simba
Misaotra.....Misaotra anao.❤
Ef robak fa tara bak zeo.reo ef tehagnarak fomba vazah
Zany ka olona mendrika , olona otrizao no tokony atao ministra .
Tena mankasitraka anao Mme fa tena tenin'ny olon-kedry ireny ka ambava homana ampo miheritreritra . Misy ho tsakotsakoan'ny izay tandrify azy ny voalazanao. Teny ampana-jana tokoa sady misy fitiavana. Misaotra indrindra tompoko fa za manokana dia mankasitraka ny voalazanao Mandra-piresaka amin'ny manaraka indray ary tompoko!
Marina hataovy mahita olona tsivanona toetra😢
Olona tena 👍👍👍👍👍👍👍mendrika ❤❤❤
Iza no mba hitovy n'a hanana fahendrena mihotra anazy, hotra anzay no ilaina andrasana @firenena c'est une attraction constructive , saine, olo marina
Nareo tokony nanontany azy ombia natao clip
Clip iny mampameloka anareo
Tsy vita appel nanontany vao nanao video
Clip efa ela vita zao vao navoka
Kara Tatanse maty apre quelques mois naboala hirany TSISY TOANAO INY
miaiky ny Gasy za
@@Nenifara tena gaga aho aki 👌
Sambako vo mba mamaly coms eto . Ny anareo kosa efa tsy rariny ra olona an ! Ny olona rehetra efa samy manana n problem daholo . Toraka nifanojo ama mborona re ra olona oo !
Ts le hira sy famoahany azy no olana amn olona fa iz le niteny oe buzz ren fa tss nisarak zn
Gasy jamais hivoatra zany .est ce que haindreo hoe t@ ovina iny clip iny de mitsara tsara fotsiny .ny sasany moa de tena manao mahay mihintsy fa jamais misy maty fa de fanafody. Manina tsy avoaka ny tena marina hoe inona ny aretina nahazo azy .nisy Docteur anoe nitsabo azy eee aia le Docteur nitsabo azy tsy mivoaka hilaza ny marina hoe tsy nisy aretina mihintsy izy fa anaty nosaninolona de tsy ia fa i Black Nadia .de avoaka koa le piomasy nilaza taminy sy ny havany fa tena nanonona ny anarany Black Nadia le piomasy .de maha gaga anie piomasy zany mahay matoa nanonana mihintsy ny anarany Black Nadia de tkn ho nivoatsabony Rtpvavy .Je suis désolée fa tena tsika gasy mihintsy no tena raty saina. I Tence mena sy Big mj .sy Naej niady .désolé manonona anara. Fa sanatria zany nisy zavatra nahazo ny ray amireo de fa nifampanisy aody raty zany reo . Tena mampalahelo toetsaina mirefarefa @ tany.mba tkn mandinika le raha aboaky ny vava aloha ny hiteny. Fiarahana tsy misy Loi nahavoarara fa tsy mahazo mifampimpody na nisaraka aza .de gaga zaho en plus est ce que ino problème na mifampimpody reo .
Salama ô!
MBA hafaka mahazo ny coordonnées any Dr Philippines ve? Azafady na ny anarany ilay association ?
Tapao atsy be lohany black Nadia mpamosavy io ary izy namono azy olona tsivanona kala mpamosavy io
Manana porofo mivaingana ve anareo ary nahita maso azy namono sy namosavy ilay efa razana?
Nareo mba niresak t @ black ombia clip iny vita sarotra miaina e
Olo pamoak clip isak novembre slow iaby iny de gaga enao nga vitsik no ho tapahan lohany sa valala
Misy olo a la Réunion milaza fa voan sida izany izy tsy n8sehoseho narary fa niafina nitombo aretin afa tao na tsy sida
Vava samy manana io sipany taloh mitondra compte io
Mody gisa ambadik ecran ao
@@SeraphineRasoanantoandro enjehiny eritreritran'izy ka nitabataba teo@tambazotra, mbola hivaly@nazy io !
Ino man ivolagnanao izy buzz are man miaraka mipetraka sa Black Nadia tsy manan-jo hisara-bady ary koa misaraka tsy manan-jo hifagnampody? Na anao miantoko azy magnano rahavaviny mamany io fô na rahavavinao nataony namosavy azy, avy eo izy nataony namposavin'olo tamin'ny lamba koa après natao namposavin'i Black Nadia ino loatra man laza ndraiky fanagnany zanakanreo maha izy olo jiaby ataony namosavy azy? Aza mankomora sombotro ajobo rano, fa koa anao agnodiagna namosavy olo anao mba tsy faly na ino raha volagninareo zanakanreo na naty izy mavandy trop zovy zany olo taigna namosavy azy eto? Koa tsy tehamoha fota-mandry anao najanognonao koragna tô ary koa mikasiky clip igny efa vita talohaka zare niady vola efa lany nanaovagna azy tsy maintsy aboaka point
😮😮😮😮OOO dre anao mba manimba ny hoaviny zanakolo koa
MANAJA ANAO RAY AMANDRENY..
TSY DE FANAO NY MAMALY RESAKA FA SAINGY APETRAKO HO RENY IANAO KA APETRAKO ALINY PLACE NAO .
IZAHO NENY TSY PANAO BUUZ AMINY ASAKO DEPUIS ZAHO NIHIRA.
SUIUR VE ENAO FA METY HO IZAY NO AO ANATY SAIKO ?
ISAORAKO ANAO INDRAIKY RAHA OHATRA KA IZAY KOA NO ANDRAISANA AZY .
TIAKO HO TSAPANAREO FONA HOE NISY FITIAVANA TATO ANATIKO MATOA NANAMPY AZY TAMIZÀNY
Marina gnanao madamo
Faly miarahaba anao tompoko, marina loatra ny voalazanao rehetra ary mankasitraka indrindra, enga anie mba samy handray andraikitra ny tsirairay ...
Marina e
Volohany zah nanao commentaires fa miombon_kevitra aminao n'y tenako
Artiste tiako flash B donc zagnahary mahita azy
Tsy aiza n'y aloha fa agny ihany
N'y iafarana ( manakasina n'y razana @tsika Malagasy)
Makasitra indrindra madama marina voalazanao tena reo tokony ho model zareo indray no mitondra zaza malagasy any akady ao zareo no mifanina mapidera isany vadiny sy zanany entsy sy ero
Nandova mihintsy anw Madame an,sa nanao complet ?
manomboka any ambony 🙄🙄
Iza no agnanao alahelo?Minisitra sa Black Nadia ? aza variana manometsiny n'y hafa fa hoento n'y tolon-tananao Madama 🤭
Efa tsy misy intsony angamba n'y censure famisy teny ratsy aza ao anaty tononkira Dia avoaka foana sa rehefa mandoa vola dia tsy misy olana.Ny fanabeazana eto amintsika efa mitotongana.
Mankasitraka toMpoko tamin'ny fanehoan-kevitra fa maro ny azo noraisina. Samy mandray izay tandrify azy fa manantena aho fa hanova olon sy zavatra maro ireo lazainao ireo. Tahin'Andriamanitra.
De gaga antena aminy fahorina otrireny tsy MBA niandry Sady otriny nahafaly azy zany nahafaly flsb
Ny dihy vetaveta dia Mahazo vahana koa amin'izao ary ankizy Madinika no mijery maro eo
Tena mihaja bé ianao madama.
Tena fanafintonana, tena oe navadiny tany aminy ny attention-ny olona rehetra. 1-tokony mba nanaja ny fahorian'ny hafa. Toy ny kobokobon'ny marina izy ka nilaza ny tsy hanontaniana. 2-tena marina, tsy izy ilay nisaraka na tsy no olana fa ny olona anaty fahoriana dia izy no mameno ny facebook.
Manana fahendrena ianareo ray amn dreny.
Misaotra anao fa tena Marina lotra n'y voalazanao tsi solo tena mpianakavina fotsiny enao fa any malagasy rehtra mits Mme fa misaotra ndrindra tompoko hoela velona anie enao
Misaotra anao Madame. Marina n'y voalazanao
Tokony voarara ny fampandihizana ankalamanjana. Fa mahita mauvais exemple maro ny Zaza . Misy voaholana , misotro, mifoka sns , izay mbola tsy ampy taona akory. Sns sns . Aleo mba anaty tranom pandihizana ary savaina karapanondro vao mahazo miditra.
Misaotra anao manandanja mihitsy ny teninao marina izany
Zegny izy io😮