Nina's - Ampolio ( Clip Officiel)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 сен 2024
  • Nina's Ampolio

Комментарии • 61

  • @JRMONJA
    @JRMONJA 2 года назад +6

    Misaotra, Nina's tsara ilay hira. 💞
    Tsy mampirafy izy fa efa mahatoky manana anao. Tsy miandry azy foana hamoha famehoam-pitiavana, fa mba antegna indray mamoha azy rehefa variana loatra izy, izay ilay mifampitaiza e

  • @MananaRoahi
    @MananaRoahi Месяц назад

    Misy hiranao tsy hita mintsy ,le "chéri nakahy"iny

  • @maelarakotomalala1570
    @maelarakotomalala1570 2 года назад +1

    Ampolio mihitsy fihiranao ninas fa zahay mankafia hatrany, bisous 😘

  • @lafilledusud1925
    @lafilledusud1925 2 года назад +1

    Manja be lay mpanao scenario na bandy na ilay sipa 😍😍😍

  • @keyrralambert640
    @keyrralambert640 2 года назад +2

    taiz foan ki njy ninas zao njay vao heno nf merci bcp amle hira e

  • @rasojahasinalarista3564
    @rasojahasinalarista3564 2 года назад

    Zay lay signature Nina's 👏

  • @verosoarazafinandrianina1041
    @verosoarazafinandrianina1041 2 года назад

    Ninas eeee fa taiza foana eee ela ela aaa! Merci beaucoup courage .

  • @lapurelapure6326
    @lapurelapure6326 2 года назад

    Comme d'hab lié Nina's toujours mahafapo lahy zay miboaky eo 💃.Merci

  • @andriamalyaimeejacqueline4062
    @andriamalyaimeejacqueline4062 2 года назад +1

    Merci bcp
    Indrisy matsy efa natakalony any madam mpiasa mpanjakana fa ategna mbola mitady 💔💔

  • @rakotoarinelaharisandratan1220
    @rakotoarinelaharisandratan1220 2 года назад

    Lasa en forme madama Nina's !! izahay mankafy foana

  • @ireneandrianjafy4572
    @ireneandrianjafy4572 2 года назад

    Tsara foana ze mivoka e! merci!

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 2 года назад +2

    Azaalah matsiro raiky ity

  • @ugpmvme6753
    @ugpmvme6753 2 года назад

    hafa ihany oa nina's, tsara be aky fa merci a,

  • @dadasika1588
    @dadasika1588 2 года назад

    Miarahaba anao nimpoly ndraiky La Diva!

  • @evelyneah-thion920
    @evelyneah-thion920 2 года назад

    Coucou, merci ninas mbola tsarabe foana😘❤

  • @sarobidyramanamahefa2954
    @sarobidyramanamahefa2954 2 года назад

    Mankasitraka anao Nina's mlay foana n hiranao💗💗💋

  • @brunomauricerandrianandras1310
    @brunomauricerandrianandras1310 2 года назад +2

    Mankasitraka kia❤️❤️

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +1

    Ampolio ilay fitiavantsika taloha...:-)

  • @safidyolivierlazasoa106
    @safidyolivierlazasoa106 2 года назад

    TSARA BE ILAY HIRA! Misaotra NINA'S

  • @tommsla123
    @tommsla123 2 года назад +1

    Merci pour le retour Ninas. Ela loatsy zay

  • @mioraraj-yv5ec
    @mioraraj-yv5ec Год назад

    Tsara be kia a🎀💎🎼

  • @dimylahy4939
    @dimylahy4939 2 года назад

    Toujours makafy anao nina's

  • @reodback6664
    @reodback6664 2 года назад +1

    Merci fa toujours au top

  • @gasigasyandrianiko9591
    @gasigasyandrianiko9591 Год назад

    Tsara 😍😍

  • @zosettemarie1465
    @zosettemarie1465 2 года назад +1

    Merci beaucoup Nina's ❤❤🥰🥰🌹🌹

  • @felanarazanatsoa1444
    @felanarazanatsoa1444 2 года назад

    Mankasitraka eh ♥️😘😘🙏🥰🥰

  • @hunotel
    @hunotel 2 года назад

    Toujours au Top e ....... merci e .

  • @user-es6fu4xt8z
    @user-es6fu4xt8z 9 месяцев назад

    J'adore❤

  • @chachanirina7150
    @chachanirina7150 2 года назад +2

    Merci fa tsarabe lehira

  • @herychantal9535
    @herychantal9535 2 года назад

    Mankasitraka lie e💐❤️👏👏

  • @andriatyandry8785
    @andriatyandry8785 2 года назад

    Mankafy fôna eeee

  • @odesteravelombao7794
    @odesteravelombao7794 Год назад

    Mercie Nina's, miandry anao ny tontolony music

  • @ralisalucien5145
    @ralisalucien5145 2 года назад

    Ha zalahy . Navy , Nimpoly anao Nina s Misaotra an' Janahary. Jesoa hitahy sy hanoro hevitra anao amin'ny maha Talenta A/C anao. Tsara ny FITIA ro AMPOLIANA sy HIAINANA . Ankoatra io dia ratsin 'ny fiainana§ fiatsarambelatsihy, lainga,fahalovana,......Ingao any. Setriny AMPOLIO NY FITIAVANA. Merci ho tonga amin'ny ambony indrindra zaiko.

    • @ninas-officiel6760
      @ninas-officiel6760  2 года назад

      Mankasitraka 🙏 ❤️

    • @ralisalucien5145
      @ralisalucien5145 2 года назад

      @@ninas-officiel6760 Tsisy fisaorana fa hifanotrona eto isika e .Tsiahy ; 23 Avril 2022 ANNIVERSAIRE-ko isika nihaona voanalohany tao Colmar ( Avenue de la foire au Vin)- Anao draiky Stephanie en concert.

  • @jadechan7581
    @jadechan7581 2 года назад

    Merci beaucoup nina's tu as bien chanté et tu as fait le clip

  • @janaharilywomen2056
    @janaharilywomen2056 2 года назад

    Misaotra am vokatra fa tsar ❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @silviaaaa8801
    @silviaaaa8801 2 года назад +1

    Mercy ninas

  • @ethevegabrielle4399
    @ethevegabrielle4399 2 года назад

    Ela vatany zay lay neny pelasoa. Merci

  • @ralisalucien5145
    @ralisalucien5145 2 года назад

    Tsiahy ; 23 Avril 2022 ANNIVERSAIRE-ko isika nihaona voanalohany tao Colmar ( Avenue de la foire au Vin)- Anao draiky Stephanie en concert.

  • @likeetoktv3878
    @likeetoktv3878 2 года назад +1

    Merci lie nina's

  • @l4n704
    @l4n704 2 года назад

    BB Ma chérie Mon Amour🤣🤣

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 года назад

    Ampoly avao ndra fa garora...

  • @nicolerahely4258
    @nicolerahely4258 2 года назад

    tsara le hira merci

  • @Maxaboudou-bn4el
    @Maxaboudou-bn4el Год назад

    ❤10H00 Y

  • @habibiikalasoa4172
    @habibiikalasoa4172 2 года назад +2

    ❤❤❤❤❤

  • @rugobertinelemoine8612
    @rugobertinelemoine8612 2 года назад

    Merci eh tsara be

  • @musiquesgasy5644
    @musiquesgasy5644 2 года назад

    tiako be hiranao

  • @laminamariealicerazafindra1856
    @laminamariealicerazafindra1856 2 года назад

    ❤❤❤

  • @honorineclaudeon1841
    @honorineclaudeon1841 2 года назад

    👍👍👍💋

  • @sidoniaralson2826
    @sidoniaralson2826 2 года назад

    😍😍😍

  • @nadsjuliana5695
    @nadsjuliana5695 2 года назад

    Saing indrisy ef ts possible koa nianay f iz ef mnn hafa

  • @tambynasainaranaivoson7603
    @tambynasainaranaivoson7603 2 года назад

    Merci, Mba tiko ho fantatra ilay arrangeur fa toa ts hitako tao anaty credit

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 года назад

    Ce retour est-il juste ponctuel éphémère ou marquera t'il la durabilité. Attendre et voir.

    • @ninas-officiel6760
      @ninas-officiel6760  2 года назад +1

      J'espère qu'il sera durable 🙏🤞

    • @FR-no2os
      @FR-no2os 2 года назад

      @@ninas-officiel6760
      bon vent Nina's
      Aze atimo rey ty soa

  • @mamanifrancelina5919
    @mamanifrancelina5919 2 года назад +1

    ❤❤❤❤