Merci Nina's am hira tantara ity hira ity mbol kely ireo zokiko za mbola tany akibo ny mamako no nandao ny tany ny dadanay mandry ampiadanana ianao dada😥😥😥 fa tena nataony mama tsara kara2 tokoa izahay taterakany ny voady nataony taminao, isaorana bedebe Andriamanitra🙏🙏🙏 nitantana sy i mama nikolokolo nahabe anay toy izao 😘😘❤
Za koa vao naheno anle hira tonga d izy no tao antsaiko!mafy zany maty andry iankinana zany!Mahereza Maman a!tombondalana ny azy fa samy mbol hoany tsik rehetra.
Mampitomany zah zalah hira ty 😭😭😭😭💔💔💔💔💔💔💔💔💔💘💘💘💘💘💘💘indrisyyy mantsy ty fiainana ty atao oe miangatra sa inona tena mampalaelo 😢😢😢😢😢tsy nampoiziko nandehananao zaho mila ho lasa adala, eeee papan zanako zay 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔
Tako be le hira fa tsara le izy merci anao ninas 🙏🙏🙏🙇🙏😭😭😭💔
MANKASITRAKA NINA'S! ITY HIRANAO ITY NO NAHAVAKY NY FOKO SY NAMPITOMANY AHY !
Merci Nina's am hira tantara ity hira ity mbol kely ireo zokiko za mbola tany akibo ny mamako no nandao ny tany ny dadanay mandry ampiadanana ianao dada😥😥😥 fa tena nataony mama tsara kara2 tokoa izahay taterakany ny voady nataony taminao, isaorana bedebe Andriamanitra🙏🙏🙏 nitantana sy i mama nikolokolo nahabe anay toy izao 😘😘❤
Mirary soa atsika rehetra Zay vokasika fa toa anao KO n'y tanatarako Mbola tany akibo n'y zandriko faran no lasa i dada
@@lovasarobidynomenjanahary5052 samy mahereza de akinina am Tompo ny fiainana fa tsy manary antsika izy 🙏🙏
Courage kia 😭😭😭😭😭😭
Ni naka yreo mividi Sambi lasa matsiaro anao fona zah papa si maman
@@nariannebessonnet534 merci🙏🙏 akinina am Tompo ny fiainana fa izy mpandahatra 🙏🙏🙏
merci bcp ninas tu me manques trop maman je pleurer tout le jour 😍😭😭😭😭
Mafy nefa fiainana izany, merci fa tsy foiko mihintsy zany vazo zany
Ndriii😢 feno loatra foko .merci ninas
Repose en paix vady malalako!!!!zanatsika karakaraiko tsara😭😭
Tiko b tonony mandona fo sy feo, courage ho an zay voadona, manome courage b le hira, merci Nina's
Mampiron-koditra ilay hira ary mitondra fampaherezana ! Merci Nina's
Mandria am-piadanana vadiko tiako Mandrakizay 😢😢😢
Mbola iahona isika2 indray andro agny 💔💔😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Mapa lahelo le hira sady tsara merci ano ni😭😭😭🙇🙇😭😭😭😭🙇🙇🙇
repose en paix à l'amour de ma vie😍 papa malalanay🥰tu es parti pour veiller sur nous depuis les étoiles
Merci Ninan's tena mampietsipo be😢😢💔💘💖😍😢!!
Repose en paix ma grande sœur 😭😭😭😭tu resteras toujours dans nos coeurs 💔
Aza mitsaha mamoaka ny tsara, magnifique !
Merci Nina's, vraiment touchante!
Mrc beaucoup Nina's 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏😭😭😭😭😭😭🙏🙏🙏🙏🙏😭😭😭🙏🙏🙏🙏🙏😭😭😭😭
😢😢 histoire inverse mon papa tu me manque 😢😢😢
Mankahery ny reny rehetra miaina izao hira zao anisany koa aho, 😍😍
😭😭😭😭courage 😭tena mafy na mbola tsy niatra tamiko aza
Courage Mamma!
Repose en paix mon chéri d'amour,tu me manque beaucoup mais je sais qu'un jour on se retrouvera.
Repose en paix ma tante tu va nous manqués 😢😢😢
Tsra be lay hira ka! merci Nina's
Misaotr betsar amn ilay hira f tiako b 😍😍😍😍
Merci Nina's tena latsaka ny ranomasoko mihaino ny hiranao
Tena tsara le Hira merci Nina's
mahafinaritra be hiranao Ninas tohizo hatrany de miakara am avoavo kokoa
merci bcp
Ndriiii,latsaka aby ranomasoko!😭😭😭
tsara be lay hira e mahereza fa izany no fiainana e!!!mivavaha hatrany
Merci ninas mampietsimpo be ny hira courage akia makasitraka anao aza atao ela kia ny clip
Mandriampiadanan dada Malala efa tsara karakara izahay navelanao eto any akotr ndray,merci @ le hira fa tena tantaranay izy ty
@@lovasarobidynomenjanahary5052 mahereza ry se ah...😭😭😭
Ma mpa lasa lavitra be miheno ity hira nao ty Nina 's merci aminao fa tsara be
Vraiment touchant 😢😓 Merci Nina's 😊😇
Indryyyy tsara le hira mahatsiaro reo Ray mandreny indrisy 😭😭😭
Malasaigna lavitra ity hira ,tsara be le hira mampitehitomany !!! La vérité !!
Mercie tam le hira fa de madona be kia le hira latsaka amb ny ranomasoko😢😢😢
Atolotra ho an'ireo reny rehetra zay efa nilaozan'ny andefimandriny. Tena mampihetsipo le hira fa misaotra Nina's a.
Concerné ny tenanay fa mandona fo be le hira NINAS an
Merci beaucoup kia Nina,sy
Merci bcp 🙏🙏🙏 tena tsara
Merci fa tena tsara be le iz 😭😭😭😭
Mankasitraka Nina's .
😭😭😭😭😭😭😭💔💔Merci Nina's trop triste
this song touch my hearth, I remember my brother ex wife
Atolotro manokana ho an'ny vadin'ny Tompokolahy John Elite! Courage maman! fandalovana avokoa ny eto an-tany!
Za koa vao naheno anle hira tonga d izy no tao antsaiko!mafy zany maty andry iankinana zany!Mahereza Maman a!tombondalana ny azy fa samy mbol hoany tsik rehetra.
Mampahery ,de misaotra Nina's
Agny edy anao zay ton2 naha tiako, ato amponay faona anao ton2 mivavaka fanahinao mandrakariva zahay aty , Mandriampiadanana ton2 ko 😔😥😥😥💗💗🙏🙏
Tu me manques tellement papa 🥲🥲
MERCI NINAS
Tu me manques énormément mon papa chéri 😭
merci 😭
tsy safidy tokoa....tena mampalaelo!
Tena tsara fa iza 4 ans za no maty i dada misaotra fa tohizo
❤❤Merc Bcp
Driiii, merci Nina's!!
Mandriam-piadanana vady malalako 🥀💔
Tsara be ilay hira
Merci eee.Tafirotsaraka ranomasoko nahatsiaro papany zanko mboka kely 3taona zay sady bevoka zaho io.
Tiako,,,,,♥️♥️♥️😍
Merci bcp Ninas
Mahavaky fo . Maty zanaka 4 taona lasa ah f maheno an ito tena mila itresaka ny foko
Mampitomany zah zalah hira ty 😭😭😭😭💔💔💔💔💔💔💔💔💔💘💘💘💘💘💘💘indrisyyy mantsy ty fiainana ty atao oe miangatra sa inona tena mampalaelo 😢😢😢😢😢tsy nampoiziko nandehananao zaho mila ho lasa adala, eeee papan zanako zay 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔
Hira nalefa t@nanao veloma farany an'ny vadiko. Tena tsy nampoizina mihitsy ny nandehanany.
Mafy anie zany f indrisy Mila ts vitako tsony le fiainana
mankasitrak kia NINA'S tena manetsika fo be le hira tiko raha mb izaho no anovandry an.clip nio hira io tena miatra @,ko lotra
Tsy ampahalalako azy oe rainy akory io zaza io raha zaho no @ toeran'i Ninas
Malatsak ranomaso 💔💔💔😭😭😭
Mankahery an ireo olona mananontena rehetra. Ny Tompo homba nareo
Très touchant 😢😢
Merci 😢
Je pense trop mon papa ❤❤😭😭😭😭
❤️😭😭. Moi je suis orphelines.
Mes parents m'ont abandonné. Aujourd'hui j'ai 19 ans... 😭😭
Arooo mahatsiaro papako ndrek zah eeeh 😥😥😥😥😥😥😥😥😥😥
Mahereza ry se a😢
😥😥😥😥😥😥
Misaotra ninas
Merci Ninas ee😍
Courage Rania Anissa fantako n'y mamparary ianao Amy hita io
Courage 😭😭😭😭😭😭😭😭
Courage
J aime beacoup cette chanson
Merci beucaup
Ça nous donne de la force
Tsara be le hira
Tiako be le hira
Tsara sady tiako be merci
merc fatsara be le hira
Merci Ninas parce que je pansé à mes parents
Merci bcp 😢😢😢😢
Mrcii bcp 😍😍😍😍😍
Tomagni abi Zah eee 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
😭😭😭😭
misaotra fa nivoaka ny tato am-po
Merci
Otrany we mifapitifitra ty hira ty sy le hiran i Willy(fanafodim pitia🤔🤔)
Courage ianao Ninas a , maro ny lehilahy manandrana fotsiny zany oe tokatrano ,azy ny azy , Avelao JEHOVAH no hiady fa mipetraha @ fahanginana , manambadia fa aza miandry jiolahimboto ohtr'ireny ,
@@yayachristine1988 tsy haiko aloha fa ny hitan'ny maso nge io Nina's io mihitsy no nisary gaigy eee! tety akaikinay mihitsy no nipetraka ny sipan'io, izay olona fantatrareo mpankafy...sady olona manambady aman-janaka.
@@maminiainarmn6617 zany ô , tsy arakarak'ilay fihetsiny malefaka be ,hay manafy kilema ,
😥😥😥
What is this song about English please
For all woman no have hasband bat have children
About a women her husban is dead .and she has a child whis him
Thank you
Latsaka foana ny ranomasoko rehefa mihaino ity hira ity za mahatsiaro dadanay za lasa tampoka manko izy zay
Atao aonamo fa izay no anjara ndry latsaka ny ranomasoko
sniff sniff sniff,ndriiii
merci bcp @ le hira fa misy isainana eo @ fiainana
😭😭😭😭😭😭😭😭😭fandalovana ny ento antany eee
😭😭😭😭😭😭😭😭😭
😥
Repose en paix papie 😭😭😭
tsara lotra lay hira
😍😍😢😢
Manohina mints tu hira ty, mahereza tsika reny rehetra
😭😭😭😭❤❤
Tsara be le hira, fa tena ahatsiarovana zavatra maro eo @ fiainana
Paoli
perfect
Préfère
Fiainana aby zany e
😓😞😞
mampietsipo be😭
ca va
😭😭😭😭😭😥😥😥
😭😭😭😭😭😭