ILAY RESAKA HOE ALEO MANAMBADY VAZAHA FA NY LELAHY GASY MAMPIJALY VADY , TSY GALANTS , MAMPIRAFY ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 6 фев 2025
  • NDAO HAZAVAIKY AMINAREO NY ANTONY IZANY ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 😍
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ

Комментарии • 12

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 2 часа назад +1

    Mankasitraka ndray koto a 👏💯🙏

  • @MbolatianabAndriamiandra
    @MbolatianabAndriamiandra 10 часов назад +4

    merci miitsy Koto aaaaa milay b indray ity aa😂😂❤

  • @zoaryhoby2555
    @zoaryhoby2555 9 часов назад +3

    Sadroho vy lanimboalavo zany. Rah hitan'olo tsy azo ifamarana.

  • @MafredwolfArthur
    @MafredwolfArthur 7 часов назад +2

    Nefa le manambady vazaha miafara Amy trottoir Amy farany😂😂😂

  • @MC_Kwadrat_1849
    @MC_Kwadrat_1849 2 часа назад +1

    Iny ny hevitr'i Koto fa raha amiko manokana dia misy ifandraisan'ny ara-demôgrafia eto amintsika ity resaka hoe bandy gasy tia mampirafy ity. Betsaka lavitra nohon'ny isan'ny bandy ny isan'ny sipa. Vokany dia voatery miditra amin'ireto ny sipa gasy: 1) tsara sasa 🙂 dia nahazo bandy gasy mahay mipetraka. 2) Tsaratsara sasa dia nahazo bandy gasy saingy somary mihodina. 3) Tsy nahazo bandy gasy ka manaiky tsy satry ho birao faharoa na fahatelo sns. 4) Tsy anatin'ny telo voalohany dia misafidy na voatery ankolaka hanambady vazaha ka hizaka sy hiaritra izay mety ho sarany sy ny vesany. 5) Hanao masera na hanano tena [ara-bakiteny] mandrakizay, mety tsy dia mahaliana hafa tsy ny vitsy an'isa. Ny lafiny tsy niresahin'i Koto dia ny sipa vazaha manao ny fanaon'ny bandy gasy, hany ka vitsy ny bandy gasy miaraka aminà sipa vazaha no manana tokantrano milamina sy maharitra izany - ny nahavita lamban'akoho dia azo isaina amin'ny rantsan-tanana - raha misy. Ny sipa gasy tsy voatery ho tia miankin-doha ara-bola aminà bandy vazaha na gasy izany fa ny tanjaka sy hery sôsiôekônomika tsy mitovy ka miseho izany amin'ny resaka ara-bola sy ny karazany. Ny bandy gasy manambady sipa vazaha aza no frustrés sy mal à l'aise kokoa nohon'ny sipa gasy satria naturel na anthropologique kokoa izany hoe sipa [na gasy na tsia] mitavandra ny vadiny izany raha ampitahaina amin'ny bandy entin'ny sipa @ sangany sy bragetiny ary atim-paosiny izany. Ity resaka ity - indrindra fa amin'ny fomba nitondran'i Koto azy - dia problèmes na Sorgen-n'olona transclasses @ ankapobeny. Tsy ireo olona transsexuel(les) ihany no manana olana sy vesatra ara-tsaina ho azy ireo sy sy ara-piarahamonina fa ny olona transclasses isan-tsokajiny ihany koa [Transclasse/ Chantal Jaquet]. Arakaraky ny maha be ny elanelana eo amin'ny kilasy na saranga niaviana sy ny kilasy na saranga niakarana no mampisavoritaka ny maso, ny sofina, ny vava, ny fo, ny saina ary ny fanahy raha tsy hay ny mitantana izay heverina ho fahombiazana sy tanjona tratra teo amin'ny fiainana [na ny an'ny tena manokana io na ny an'ny hafa lavitra sy akaiky]. Mitombona io ambony io na ho an'ny mpitazana ety ivelany na ho an'ny tazanina sy resahina [izay resabe=pôlemika mazàna]. Samy hafa tanteraka ny zavatra manahirana ny mpanara-bady = mpanara-body mbola 1 vontaka sy ny efa valovontaka ao amin'ny saranga na tanàna na firenena anankiray.

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 54 минуты назад

    😂😂😂😂😂😂

  • @ikembarazafisoahita1915
    @ikembarazafisoahita1915 9 часов назад +2

    Tsy ny Vazaha retracera ré a Nenaka tena tsotra be zahay roa anefa tsy niteraka fa ny zanako amanjafiko no taizainay il est unique

  • @sophieassimo2321
    @sophieassimo2321 3 часа назад +1

    On s'en fout koto a .on a tous le droits de se posé la question de faire sa route et faire son choix. D'avoir dire oui au vazaha ou non au malagasy..ou c'est le vis versa..

  • @RahelyRAKOTONDRAINIBE-m3q
    @RahelyRAKOTONDRAINIBE-m3q 3 часа назад +1

    c'est n'importe quoi 😮