À Bientôt 60 ans. Ces chansons ont bercés mes enfants et moi avec forcément. Et j'étais à un mariage. Ouhhh. J'ai bondi , dansé presque les larmes aux yeux . C'était une belle époque. Pas si longtemps que ça. Madagascar avait cette joie de vivre sainement.
Ndriiii ry reto ehh lebe tsika tjs au top mbol vofe sy tsar fona NY nafantarana anareo mlay lotra ... NY fedivana iara akssar tam nareo tam zan hihihi bdb mtamberina ke d bon souvenir koi !!!!!
tena amin'lay ouiiiii. Avy dia ny zanako nody avy tany Mada t@ 2003 no hitako... tsisy tsy hainy ireo repertoires ireo na ny fihetsika na ny hira, fa ireo no voandalana nentiny nody avy tany - 7 taona izy t@ zany hihihi. Dommage t@ zay fa herinandro taorian'ny nodianay ny spectacle Tempo Gaigy tao Antsahamanitra fa raha tsy zany mba nandeha nijery izy.
hafa foana ny taloha e!!tsara fa tohizo na betsaka aza ny tsy tia e,aleoko lavitra ireny hira taloha ireny tahaka izay ny hira @izao fotoana;malaza foana na efa ela aza

Magnifique ! C’est toujours avec grand plaisir de vous entendre ! Tsy manadino ny fahiny e! Tempo GAIGY forever!
Marina👍😋💕
afa ian zan taimpo gaig zan ee matsiar t@ 3em.. fon za mahen tempo merci ee 👍👍
Tempo gaigy, l'un des meilleurs boys band de Mada! que de souvenirs! merci pour ce super megamix ;-)
Merci o ! Tena souvenir be mihintsy an
L'une de mes artistes préfère qui à marque mon enfance.
Bogoss kosa leh Ray leh manao akajo Mesy etoail
Ndriiii ry reto ehh lebe tsika tjs au top mbol vofe sy tsar fona NY nafantarana anareo mlay lotra ... NY fedivana iara akssar tam nareo tam zan hihihi bdb mtamberina ke d bon souvenir koi !!!!!
tiko be le retour nareo, za tena fan nareo depuis mits , milay e dia aza mihemotra intsony. Bye; Pat
mlay lisany le😍 le taratar tam.lova love tam zany....matin vadi ra zao fatan zan le😂😂 ....
Mankasitraka e! Mahatsiaro ny fahazazana mints zah vao nahita an'lay retro Tempo Gaigy sy Tif à Tif. Misaotra e!
Lezafilahy Franck Genevoix
gif a gif gasy
sur éé! sady lasa mivoatra be ilay ngadona na le fomba fihira aza zaime be !!
Tiko be foana inareo😍😘😜
L´ Enfance en 4mn52 :D
tena amin'lay ouiiiii. Avy dia ny zanako nody avy tany Mada t@ 2003 no hitako... tsisy tsy hainy ireo repertoires ireo na ny fihetsika na ny hira, fa ireo no voandalana nentiny nody avy tany - 7 taona izy t@ zany hihihi. Dommage t@ zay fa herinandro taorian'ny nodianay ny spectacle Tempo Gaigy tao Antsahamanitra fa raha tsy zany mba nandeha nijery izy.
Fanta Hit Parade Malagasy miaraka @ RTA !!!
mahatsiaro be ny fahazazana e ,classe de 5 eme ,tamizany hu hi
Milay eeee
hafa foana ny taloha e!!tsara fa tohizo na betsaka aza ny tsy tia e,aleoko lavitra ireny hira taloha ireny tahaka izay ny hira @izao fotoana;malaza foana na efa ela aza
Za maka anareo foana 👍en 2023
Wow . j'adore
J'aime kos''eee x)
Mahatsiaro ny fahazazako za leee... Nilay reto bandy reto e...
Bravo
Tsara foana hatramizay ka hatramzao.... Coucou les gars
Mahatriaro fa zaza zah le hira sur😍😍😘
Ny fahazazako! Fahatsiarovana mahafinaritra
MERCI
Mamerina ny teo aloha .....de Mafinaritra be.
C’est quoi le nom de la chanson a 1min43? J’adore depuis tres lgtps mais je trouve pas le titre :(
tsara e, mampanembonembona mintss !! (y)
midongy micro be le tempo gaigy,hihihi
ary misy hira tena tsy enoko mitsy... :D
zany ny revinay taloha ;)
un dvd du concert bientôt ou bien ?
Merci e!milay ka
Tiko kosa eeeeeee !!!! hahahahah
Mampatsiaaro ny fahiny..😥 ...
Mba asio karaoke ranga tony fa vazo milay à
Zany fôna eeh zany fôna eeh !
Ndriii nfahazazako toin vao omaly
❤
Love you popôl
Mlay foana2
TEMPO GAIGY . otrany malahelo kely le 1 @ zareo 2 lah.
tena tsara ka
Tsara fa toisy
Tiako be !!!!!!
2022
Tiako loatra, anisan ny nandrotsirotsy ny fahazazana, mankasitraka anareo
👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
marnzany bekoto ah! jessy angel jtm
lafaaaaaatra...
😍
tsara be
MILAY RANGA NAREO AN !!!!!
Fahiny e, 😎😎😎 anaty cahier de chant
tiko b le vazo... asisio n otrn tony e (y)
mlay
milay nareo
t@ fahazazanay kosa izan eh! tsara eh!
Mamerina nu taloha
Tsy te hody mhtsy rhf mijer tempo sy tif
....hahahahhahahhahahaaaa....kkkkkk... mbola tamana @le lazany taloha ihany le ...kkkk...mba tsy ouaine ry lerony le ...hahahahahhahahaaa.....
+HELL SON SAUNDERS !!mbola malaza foana ry zareo ka tsy hiatko izay ampaho ainnn azy!!
Matsiro b
Mahafinaritra e
Milay e!
Mahafinaritra e, classe de 6ème t@zany fotoana,kkk
Mampatsiaaro ny fahiny..😥 ...